Dentiste Alasora
Sur rendez-vous au ☎ 034 48 818 56
22/11/2025
Ny antony hanasiana "mainteneur d'espace" rehefa manala nifindronono
Mitazona lay toerana tokony hanirian'ilay nify manaraka 😉
11/11/2025
🛑🛑🛑
METY HITERADOZA NY MANAO DOKOTERA TENA
06/11/2025
🛑
23/10/2025
19/10/2025
Mampiasà fil dentaire in-dray isanandro 😃
Tompoko, mba araho ny torolàlana omen’ny mpitsabo anao.
Hisorohana ny mety ho fahasarotana rehetra izany !
16/09/2025
Ry ray aman-dreny oh, mba harao maso ny nifin’ny zazakely, ezaho esorina rehefa mietsika, manampy azy amin’ny ho avy izany.
07/09/2025
Tsara ho fantatra
Tena aretina ny « coeur brisé ». Izay ilay hoe syndrome de Takotsubo.🫀
Inona kay izany?
💔 Ny fo sy ny fihetsempo, mifamatotra akaiky.
Ny Takotsubo dia aretina miseho rehefa misy ady mafy na loza tampoka , indrindra ilay mandona ny fo.
Ny vehivavy no matetika tratrany.
Vaky ara-bakiteny ny fo.
Dia lasa miova ny endriky ny fo ka lasa ho toy ny vilany japoney atao hoe takotsubo.
👉 Inona no tena mahatonga izany ?
Tsy hoe sakafo ratsy na tavy ao anaty lalan-drà, fa ny adin-tsaina sy ny tsirimpanentana (adrénaline, cortisol) no mandrava ny fiasan’ny hozatra ao am-po.
Midika izany fa ny fihetsempo sy ny saina dia misy fiantraikany amin’ny vatana.
Eo indrindra ny psychiatre no mandray an-tanana.
Manampy amin’ny fitantanana adin-tsaina, fahaketrahana, manome fitaovana sy toro-hevitra, indraindray fanafody.
Satria ny fikarakarana ny saina dia fiarovana ho an’ny fo koa.
💡 Hafatra lehibe :
• Ny adin-tsaina tsy voafehy dia manimba ny vatana.
• Ny alahelo sy ny fihetseham-po mafy dia afaka mampisy aretin’ny fo.
• Ny fitsaboana ara-tsaina dia tsy ho an’ny saina ihany, fa ho an’ny fahasalaman’ny vatana manontolo.
👉 Zarao ity hafatra ity : tsy azo sarahina ny saina sy ny fo. Raha mikarakara ny iray ianao, dia voaaro ny iray. 🧠❤️
Zarazarao mba ahasoa ny hafa dia aza adino manaraka ny pejy
01/09/2025
LE RESPECT DES PARENTS
Dans la culture chinoise, le respect des parents, ou piété filiale, est une valeur fondamentale. Une histoire qui illustre bien ce concept est celle de Huang Tingjian, un célèbre calligraphe de la dynastie Song.
Même après être devenu un haut fonctionnaire et un artiste respecté, il continuait de prendre soin de sa mère avec une grande dévotion. On raconte que chaque jour, il nettoyait personnellement la bassine de sa mère après qu'elle se soit lavée, un travail que même les serviteurs évitaient.
Un jour, l'un de ses amis, étonné, lui demanda pourquoi il s'infligeait une tâche si humble, surtout pour un homme de son rang. Huang Tingjian répondit avec simplicité que cet acte de service était un honneur, la moindre des choses pour montrer sa gratitude envers celle qui lui avait donné la vie et l'avait élevé.
Cette anecdote est souvent citée pour rappeler que le respect n'est pas lié au statut social ou à la richesse, mais qu'il réside dans les gestes d'amour et de dévotion, aussi humbles soient-ils. C'est un principe qui met en lumière l'importance de la gratitude et de l'humilité envers ceux qui nous ont tout donné.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Alasora
103