Tatiana Beauty Room
«Fialan-tsasatra kely ho an'ny hatsaranao,ny fahaizanay no vahaolana
Votre pause beauté,notre expertise.
Your beauty break ,our expertise🫶🏻❤️»
⌚OUVERT :7j/7j
>7h 30mn à 19h
📍LIEU : Alasora
📞:0348357670
0389400867
Nous avons été ravis de revoir Nosy Rose🥰❤️avec une petite rénovation
Nous avons désormais un SPA chez nous☘️... Alors n'hésitez pas à prendre rendez-vous pour vous détendre un peu dans cette vie pleine de tumulte🫶🏻
Encore merci NOSY ROSE... à la prochaine 🌸❤️
24/09/2026
Misokatra n'y salon rehetra rahampitso 🥰💅🏻💈
A demain daholo 😘
Humour kely ndray🤣🤣🤣
❤️
Sa première fois en épilation à la cire 🥰Ce que vous ne voyez pas avec le rasoir🥹
Épilation maillot a la cire douce ♥️
✨peau lisse 4semaine
✨Fini les poils incarnés
✨soin apaisant pour éviter les boutons
Tout se passe en cabine privé avec gant et matériels a usage unique.. hygiène 100%🫣
14/09/2026
Ity ongles mamy kely ity no hirarinay herinandro mafinaritra ho antsika rehetra ♥️💅🏻
Aza hiandrasana fotoana fa araraoty amin'ity herinandro ity n'y hikarakara ny vatanao...vonona handray anareo ampifaliana izahay 🥰 Ary tsy maintsy afa-po🙏🏻
🏩
12/09/2026
Mitohy foana n'y anniversaire ato 🥳..
Iza avy indray n'y cliente isika eny ? ...andao hirary soa azy isika 🥰
12/09/2026
💅🏻Ho ataonay manja be otrizao daholo anie ny tananareo oa eh🥰❤️
Chez TATIANA BEAUTY ROOM❤️
❤️
08/09/2026
Ireto daholo indray n'y tananareo avy ao 🥰💅🏻💅🏻
Bisous daholo😘
08/09/2026
Iza avy isika no cliente ? 🥰
Andao isika hirary soa azy fa anniversaire-ny androany 🥳🥳
Misokatra dimanche ny salon rehetra fa tongava mikarakara vatana 💅🏻💈