B. Beauté

B. Beauté

Share

SALON DE BEAUTÉ
Coiffure | Onglerie | Make Up
Épilation | Tresse | Bango
Vente PERRUQUE VRAI CHEVEUX

06/06/2025

🔔 INFO IMPORTANTE – B. Beauté Ambanja 🔔

Je tiens à préciser que le salon “B. Beauté Ambanja ” que j’ai créé à Ambanja , a été définitivement fermé le 21 janvier. Depuis cette date, je ne suis plus responsable des activités dans ce local, ni de ce qui s’y passe.

👉 Je me dégage de toute responsabilité concernant les prestations, problèmes ou plaintes liés au nouveau salon actuellement en place.

Le nom “B. Beauté” reste visible sur les murs car les nouveaux occupants ne l’ont pas encore changé, mais il m’appartient. J’espère qu’ils prendront rapidement leurs responsabilités et modifieront le nom pour éviter toute confusion😒

❗️Je ne suis plus liée à ce salon.


🔔 FANAZAVANA MANAN-DANJA – B. Beauté Ambanja 🔔

Tiako hazavaina fa B. Beauté, salon natsangako manokana, dia efa nikatona nanomboka ny 21 janoary. Nanomboka tamin’io daty io, tsy manana andraikitra intsony aho amin’izay mitranga rehetra ao amin’ilay toerana.

👉 Tsy tompon’andraikitra aho amin’izay olana, fitarainana, na service mety hisy ao amin’ilay salon vaovao izay mipetraka ao ankehitriny.

📌 Mbola voasoratra amin’ny riba ny anarana hoe “B. Beauté” satria tsy mbola novain’ny tompon’ny salon vaovao 😒 Saingy io anarana io dia an’ny tenako manokana, ary manantena aho fa ho raisin’izy ireo ny andraikiny amin’ny fanovana izy mba hisorohana ny fifangaroan-kevitra.

❗️Tsy misy ifandraisana intsony izaho sy izay salon ao

Bouzy
Fondatrice de B. Beauté Ambanja

25/01/2025

Coucou mes poupées !!
Ny antony lehibe tokony hanaovana gommage rehefa manadio tarehy 🥰😎
Izay mila gommage pour visage midira Mp , 25 000 Ar ny vidiny.

24/01/2025

Coucou mes poupées!
Ndao anao manjakely tsika mandritra anzao pause kely zao 😍
Tandremo tsara ilay soin adapté fa tsy izay mety am Rakoto no mety am Rabe an! ❌

Photos from B. Beauté Ambanja's post 08/01/2025

GRANDE PROMOTION chez B. Beauté Ambanja 🎊

Promotion be no anombohantsika taona 2025 ity , hanasagna anarô jiaby mpanjifa ,surtout mbala tsy nanjifa hanandrana ny asa vita aminay ato 🥰 Ireto aby ny tolotra, voakasik’izany PROMOTION izany 👇🏼

👉🏼Brushing toute longueur : 10 000 ar
👉🏼Pose faux ongles + déco izay tianao : 10 000 ar
👉🏼Épilation maillot intégral : 20 000 ar
👉🏼Épilation aisselle : 6000 ar
👉🏼Soin manucure : 10 000 ar
👉🏼Soin pédicure : 10 000 ar
👉🏼Make up : 5000 ar

Manomboko niany jusqu’au 20 Janvier 2025 offre promotion antsika !!!! 🎈🎈

Izay tsy anatin’irô io fogna tsy misy tolotra.
KARIBO MES CHÉRIES 😍😍😍 adresse tsy miova 👇🏼

📌 Adresse Ambanja : Koa havy amin’ny rond point Patricia, mandeha manatsimo am goudron makoa igny fou , eo am 50 mètres eo ilany andrefa misy izy , trano violet 🟪
🕰️ Nous sommes ouverts du mercredi au lundi, y compris le dimanche, de 8h00 à 18h30 , tsy mifody mantsagna . Fermeture chaque mardi.

01/01/2025

Bonne année 🎈🎊🎆
Misaotra anareo rehetra niara -dalana taminay tamin’iny 2024 iny , dia Mbola misaotra mialoha amin’ny fiarahana ho an’ity taona vaovao 2025 ity .

Mirary vôla sy fahasalamana ho antsika jiaby 🎊

Team B. Beauté 💜

Photos from B. Beauté Ambanja's post 29/12/2024

Crème de visage anti-ride 🤗
Koa fa havy 25 ans , tokony fa commence magnano crème anti-ride ny viavy mba hisoroagna kentrona jiaby.
Tsy kila crème andeha ahosotro amin’ny sôra saropady loatry fa mila mandalo diagnostic akendriky ahaizana Antony ( âge ou déshydratation, amaigrissement, ….. ) izay vao mampiasa ilay produit fanaraka sôra 🤗
Mety midriky Mp anao koa misy problème de visage , zaho afaka magnano diagnostic sôranao bokô manome liste produit tokony vangainao hampiasaigny.
Bisous mes poupées 😘

29/12/2024

Simple et efficace ! Chez .Beauté Ambanja, c’est évident !!
Taly ndraiky extension ato fa manomboko , ataova alohaloha tsô takan’ny bonne année amin’ny salon ato Cherie 😘

📌 Adresse Ambanja : Koa havy amin’ny rond point Patricia, mandeha manatsimo am goudron makoa igny fou , eo am 50 mètres eo ilany andrefa misy izy , trano violet 🟪
🕰️ Nous sommes ouverts tout les jours durant les fêtes , y compris le mardi, de 8h00 jusqu’à faran’ny client , tsy mifody mantsagna .

24/12/2024

Joyeux Noël à toutes et à tous de la part de B. Beauté Ambanja ! ✨

Merci de votre fidélité tout au long de l’année, et que cette fête soit remplie de joie, de lumière, et de glamour ! 🎄💄

. Beauté Ambanja

Photos from B. Beauté Ambanja's post 22/12/2024

Bonne fête mes poupées …… 💖
Salon antsika mibiagna fou 😍😍

Photos from B. Beauté Ambanja's post 21/12/2024

Hello les poupées 😍
Efa anaty programme-nao va ny mandeha aty am salon antsika am fête marikitry io ??
Mibiagna fou salon antsika même mardi hanomezana fahafahampo anarô jiaby 😍

📌 Adresse Ambanja tsy miova : Koa havy amin’ny rond point Patricia, mandeha manatsimo am goudron makoa igny fou , eo am 50 mètres eo ilany andrefa misy izy , trano violet 🟪
🕰️ Nous sommes ouverts tout les jours pendant les fêtes y compris le dimanche, de 8h00 à 18h30 , tsy mifody mantsagna

Photos from B. Beauté Ambanja's post 17/12/2024

Coucou mes poupées 👋🏼
Amaly fanontaniana fou zaho eto , OUI , tena angofoko ireo tsy faux ongles tsy gel fa angofo naturel 🥰
Koa maro ndraiky mangataka astuce amezako 🥰

Nb: Bracelet sy ravaka Afrique reo disponibles koa ho an’ireo tia Volamena , Or 18 carats , garantie 🤗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambanja?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Ambanja
Ambanja
203

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:30
Wednesday 08:00 - 18:30
Thursday 08:00 - 18:30
Friday 08:00 - 18:30
Saturday 08:00 - 18:30
Sunday 08:00 - 18:30