Nos curly
Natao iresahana ny tontolo rehetra eny@fiainana andavan'andro eny
08/04/2023
Merci ki mazoto mandalo a🥰🥰.
🥰Soin et dressage curly
🥰 Manucure
🥰 Pédicure
07/04/2023
Tsara be ny boucle azo fa somary manify le volo
03/04/2023
Samy ary mijery ny type ny volony eto e😍🥰
02/02/2023
So cute💓💓
29/01/2023
1ère soin au top👌👌
Tsy mila kivy fa tsy vetivety mamerina anzany volo ho lasa naturelle zany😊
01/01/2023
Service à domicile❤🌿
Teamcurly
Nos curly ❤❤🌿🌿
31/12/2022
Merci ki nandalo a
@ 🌿❤
Methode brosse fingers❤
🌿Team Nos curly
30/12/2022
Merci ki neny nandalo a.
Nanao texture de boucle izy🌿🌿❤
Mamy ery🥰
30/12/2022
Service à domicile❤
Somary en transition ny volo fa mahazo boucle fona.
Mankasitraka
30/12/2022
Natioraly🌿❤
Aza adino fa refa tsara texture ny volo na dia misy loko ary dia mivoka foana❤
👍Manasa anao anantona anay
Toerana:ambohimasina akaikin'i bureau cfmecapro
Tel:0343342439
29/12/2022
Hafa foana ny mahita fa salama ny volo iray🌿
Aza misalasala fa manao ny:
👍Soin
👍Texture
👍schéllage
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
503
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |