Énergie Lano Alaotra Mangoro

Énergie Lano Alaotra Mangoro

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Énergie Lano Alaotra Mangoro, Health/Beauty, Jovenna , Madiotsifafana, Ambatondrazaka.

Photos from Énergie Lano Alaotra Mangoro's post 23/06/2025

Faly miarahaba atsika rehetra tompoko🤗
Efa nisokatra androany ny Magasin LANO Ambatondrazaka koa tsy mila mandeha lavitra intsony isika dia afaka manjifa ny entana izay ilaina maro karazany toy ny :
🔷 Groupe Electrogène
🔷 Moteur Kibota mitokana
🔷 Moteur Kibota miaraka Alternateur
🔷 Alternateur mitokana
🔷 Générateur Solaire
🔷 Pompe à aeu Solaire
🔷 Batterie , Panneau Solaire , sns

Toerana Jovena Ambatondrazaka
📞 034 25 812 84 / 034 45 894 91

28/05/2025

Mizara ny soa sy ny tsara ho fantatra isika🥰

Fantatriny maro aminy anarana hoe:
" Tongolo gasy ", apetaka aminy Foitra 💯

🥇 Raha mahatsapa enao fa miakatra na midina ny Tension dia ampiasao fa mahomby tsara io🥰

🥇 Manao Voyage lavitra enao mandeha fiara ka tsy mahazaka dia afaka ampiasaina tsara.

🥇 Mahatsapa fa malemilemy ny vatanao dia handramo fa ahita vokatra enao🥰

Manasanao hanaraka ny Pejy fa hisy fifampizarana hatrany ho hitanao🩸

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address

Jovenna , Madiotsifafana
Ambatondrazaka