Silky Skin By Anicka

Silky Skin By Anicka

Share

Épilation professionelle-Sur rendez_Vous
WhatsApp 0345011084
AMBATONDRAZAKA VILLE

Photos from Silky Skin By Anicka's post 19/07/2026

🚨🚨 ALERTE PROMOTION ! 🚨🚨

🥳 Noho ny hafaliako tamin'ny fandresen'ny ekipako, dia tiako hozaraina aminareo koa izany hafaliana izany! ❤️⚽🎉

🎁 PROMOTION SPÉCIALE mandritra ny 5 andro be izao :
✨ Maillot : 25.000 Ar (raha tokony ho 30.000 Ar)
✨ Aisselles : 7.000 Ar (raha tokony ho 10.000 Ar)

🏃‍♀️ Aza tara fa fotoana voafetra ihany izao! 📲 Partageo max mba hahafahan'ny namanao manararaotra koa. 🥰

📍 Silky Skin By Anicka – Ambatondrazaka 📞 034 50 110 84
💬 WhatsApp : 034 50 110 84

✨ Parce que votre peau mérite le meilleur. 💖 Satria mendrika ny tsara indrindra ny hoditrao

Photos from Silky Skin By Anicka's post 08/07/2026

🫣🤣 Sahirankirana kely ny administrateur-n'ny Silky Skin By Anicka tato ho ato, ka zara raha mahita fotoana hanaovana publication.

🥰 Na dia tsy dia mavitrika eto amin'ny pejy aza izahay, dia mbola mitohy hatrany ny asa ary maro ireo clientes sy clients vaovao manohy mametraka ny fitokisany aminay.

💖 Mankasitraka indrindra anareo rehetra nisafidy ny Silky Skin By Anicka. Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanohy hanome ny tsara indrindra isan'andro
📍 Épilation professionnelle – Ambatondrazaka 📞 Téléphone : 034 50 110 84
💬 WhatsApp : 034 50 110 84
🤭 Aingana ary... ianao sisa no andrasanay! 🌸

01/07/2026
Photos from Silky Skin By Anicka's post 01/07/2026

🚨🌿 ITY ILAY MENAKA EFA NIANDRASAN'NY MARO HISY ETO AMBATONDRAZAKA! 😍
📦 EFA DISPONIBLE EN STOCK ANIO... ARARAOTY ARY! 💚

🤭 Efa ela no nampiasaiko tamin'ny zanako ity menaka ity, dia vao izao aho no nahafantatra fa mety amin'ny olon-dehibe koa, indrindra ho an'ny volo efa nolokoina. 😍
🌿 Dabur Amla Kids Nourishing Hair Oil

✨ Tombontsoa: 💚 Manampy hanalefaka ny volo. 💚 Manampy hampihena ny fahatapahan'ny volo. 💚 Manampy hitazona ny volo ho salama sy mamirapiratra. 💚 Manampy ny fitomboan'ny volo rehefa ampiasaina tsy tapaka. 💚 Hanitra malefaka sy mahafinaritra. 💚 Mety ho an'ny ankizy sy olon-dehibe.

📦 Disponible en stock eto Ambatondrazaka.

📲 Antsoy na WhatsApp : 034 50 110 84
💚 Ampiasao aloha, dia ianao ihany no hitsara raha marina na tsia izay lazaiko. 😉
Mandefa ho an'i faritra rehetra 😍

💬 Iza no efa nampiasa an'ity Dabur Amla Kids ity? Zarao eto amin'ny commentaire ny traikefanao. Mety hanampy ny hafa amin'ny safidiny izany. 🌿💚

Photos from Silky Skin By Anicka's post 22/06/2026

🥰 Salama daholo ry clientes malala🥳🥳
Noho ny antony tsy azo ialana sy mba ho fandaminana ny asa, dia mangataka aminareo aho mba hampandre ahy 30 minitra mialoha alohan'ny hahatongavanareo hanao épilation.
💖 Mbola mandray clientes foana izahay, ka aza misalasala miantso na mandefa hafatra mialoha.
🙏 Miverina mampandre anareo indray izahay raha vantany vao voavaha ara-dalàna ny olana ary hiverina amin'ny fandaharam-potoana mahazatra.
🥰 Mankasitraka indrindra ny fahatakarana sy ny fiaraha-miasanareo.
❤️ Ny fahatokisanareo no ahafahako manohy mandroso sy manome ny tsara indrindra ho anareo isan'andro.
🌸 Silky Skin By Anicka ✨ Parce que votre peau mérite le meilleur💖 Satria mendrika ny tsara indrindra ny hoditrao.
📞 034 50 110 84
💬 WhatsApp : 034 50 110 84
🙏 Misaotra tompoko. ❤️🌸

Photos from Silky Skin By Anicka's post 13/06/2026

🌸✨ Misokatra foana ny Silky Skin By Anicka, ankoatra ny Alahady✨🌸

🥰 Ho anareo mpivarotra, mpiasam-panjakana, mpiasa birao, ary ireo izay sahirana amin'ny fotoana mandritra ny andro, dia afaka manatona amin'ny fotoana atoandro (12h) na aorian'ny asa (17h)

💖 Miezaka hatrany izahay hanome fandaharam-potoana mifanaraka amin'ny filànareo.

📞 Aza misalasala miantso na mandefa hafatra raha mila fanazavana na handray rendez-vous

🙏 Mankasitraka anareo rehetra aho. Ny fahatokisanareo ahy no hery manosika ahy hanohy hivoatra sy hanome ny tsara indrindra ho anareo isan'andro❤️

🌸 Silky Skin By Anicka ✨ Parce que votre peau mérite le meilleur. 💖
📞 034 50 110 84

Photos from Silky Skin By Anicka's post 08/06/2026

🌸✨ MERCI POUR VOTRE CONFIANCE ✨🌸

Mankasitraka antsika rehetra izay nanohana sy natoky ny Skin By Anicka nandritra ny Promotion d'Ouverture. ❤️
Faly izahay nahita anareo tonga maro nanararaotra ny tolotra ary nahafa-po anay ny nahita ny tsikinareo sy ny fahafaham-ponareo taorian'ny fikarakarana. 🥰

✨ Ireto ny sasantsasany amin'ireo asa vita nandritra izany promotion izany.

📸 Marihina fa tsy ny cliente rehetra no hita amin'ireo sary zaraina, satria samy manana ny safidiny ny tsirairay. Manaja tanteraka ny fiainan'ny mpanjifa sy ny choix personnel-ny izahay, ka ny sary rehetra avoaka dia nahazoana alalana mialoha. ❤️

💖 Ny tanjonay dia ny hanome:
✔️ Fikarakarana matihanina
✔️ Fahadiovana sy kalitao
✔️ Hoditra malama sy voakarakara tsara

🌸Ny promotion no tapitra fa ny salon misokatra hatrany aa😉

📍 Ekar Victoire Rasoamanarivo Ambalataretra – Pavillon N°22 Ambatondrazaka

📞 034 50 110 84
💬 WhatsApp : 034 50 110 84

❤️ Misaotra tamin'ny fahatokisana. Ny fahafaham-ponareo no hery manosika anay hanohy hanome ny tsara indrindra🌷

04/06/2026

Mitohy fona ny promotion mandritra ity herinandro ty aaan😍😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambatondrazaka
503