Panao solonify Itaosy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Panao solonify Itaosy, Health/Beauty, Morarano Ambohidrapeto, Ambohidrapeto.
Ataon_tsika mazava tsara l prix a!sarany mirary hatrany,nify 1isa 15000ar,2isa _4isa 12000ar,5isa_9 isa 10000ar,+10isa 9000ar,misaotra tompoko
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Marcel Rivo
Manome n tsara ho antsika lalandava,solonify @ endriny itiavanao azy ,ts mora tapaka ,tsy misy fofona ,vita vetivety nefa azo antoka tsara,ts miova loko,nify 1isa 15000ar,2 _4isa 12000ar,5isa _9isa 10000ar,miaotra 10isa 9000ar
Ny toerana fiasan ny mpanao solonify itaosy ,Morarano Ambohidrapeto,arret bus mpivaro_kazo ambonin ny kininina be
15 novembre_15 janvier,l fihenambidy mahazatra isan taona,antso avetrany num :0337568511
tonga indray ilay fotoana a!ohtrany n mahazatra 15 Novembre_15 janvier,fihenam bidy h antsika ts ankanavaka !Nify 14 isa mirary na 8000ar 1isa,Vita n andron iny ihany ,mafy tsara mateza ,tss fofona, n itiavanao azy,num:0337568511
MISY OLANA AO ,ANTSO AVIHATRANY NUM:0337568511 ,NA MP AO MARCEL RIVO
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ta Nouh, Nirina Jõhnsön
22/07/2025
Natao ho antsika rehetra tsy ankanavaka, mirary !
Nify 1isa 15000ar
Nify 2isa 15000ar
Nify 3isa_4isa10000ar ,10isa miaotra 9000ar
Num:0337568511
25/04/2025
Manome n tsara lalan dava ho antsika,manome tsiky ho anao
*Ialana tsiny indrindra tompoko!miisa 5 ireo prothesiste ato @ Pano solonify itaosy!4@reo l mandeha manantona anareo !vehivavy 2 d lehilahy n 2,Andry, Marcel, Lidiah,Vola,rehfa ety @ manodidina an itaosy d Mme Vola ,Mr Marcel matetika n mandray anareo manodidina n ranivohitra Mme Lidiah, mivôka n faritra kosa d mr Adry n hitan tsika,ankaotrizay ary tompoko dia ts ato @ l pikambana panao solonify itaosy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambohidrapeto
0337568511