Tsara tantely

Tsara tantely

Share

Mpivarotra Tantely pur afarana avy any maintirano. Amidinay ety Ambohitsiroa Ambohidratrimo

Mametra commande mialoha fa manao livraison rapide zahay.

Io Laharana hifandraisantsika:
0348678379 (Elizara)

18/08/2026

‎Eo mba kitiho suivre manga2 io👆

Indray andro, nisy
‎nangataka sakafo tamin’ny olona iray.Hoy ilay olona masina taminy:
‎“Aza misakafo ianao raha tsy ,
‎ary raha tsy amin’ny .”Gaga ilay fadiranovana ka nanontany azy hoe:

‎Amin’ny fomba ahoana no ahatanteraka izany tompoko ?
‎Izaho anie ka mahantra.

‎✅Namaly azy ilay olona masina hoe:
‎Aza matory ianao raha mbola tsy te hatory, fa ho hitanao fa ho tsara indrindra ny torimasonao.

✅Ary aza misakafo raha mbola tsy te hisakafo,
‎ka izay sakafo hohaninao dia ho tsara avokoa. (Tohizana ve ?)

✍🏻 groupe el naja

15/08/2026
14/08/2026

Inona kay ny fanafodin’ny hangomana reny ?🥹

Photos from groupe el naja 's post 13/08/2026
11/08/2026

Eo mba kitiho suivre manga2 io👆

Ra tsiahivina kely

900 isika tonga tety tamn

Hoavy ny tena goavana
(tsigeritaona nahafatesan’ny mpaminany farany (S.A.W)

✅ Izay Tanterahina eny ao amn (a.s) alakamisy hoavy izao (09h) maraina

Aza hitako ka hisy Hanana fialantsiny amn io andro io

Mpaminaninao no maty de tsy ho tonga ve ianao?

08/08/2026

Eo mba kitiho suivre maga2 io👆

Ivato Mamory:fahatsiarovana ny tsingeritaona nahafatesany (S.A.W) sy (a.s)

👉Fampahatsiahivana Kely

Ireo
’andro:
✅ – Ziarat ho an’ny (S.AW)
✅ – Ziarat ho an’i (a.s) sy (a.s)

✅ – Ziarat ho an’i (a.s) sy (a.s)
✅ – Ziarat ho an’i Zaynol abidinn, ary Imam (a.s)

✅ – Ziarat ho an’i , Imam , ary (a.s)

✅ – Ziarat ho an’i Hassan_Askari (a.s)

✅ – Ziarat ho an’i (a.s)

👉Aza adinoina ny fotoan-dehibe eny ao amn (a.s) amn 09h
faha 13/08/2026

Tongava maro 🙏👉🇲🇬

07/08/2026

🇲🇬
hitahy sy hanome antsika amn azy

✅Aza adino fa misy soilat jouma ety ambohidratrimo

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohidratrimo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambohidratrimo
101