Vinaparadis

Vinaparadis

Share

💜Coaching personnel santé et bien-être, masseuse depuis 2023
Avec Vinaparadis, chez vous, le paradis. 0388324081

17/09/2026

Misy antony tsy ampoizina mihitsy hoe mamparary lamosina. Azavaiko anatin'ity video ity izany https://www.facebook.com/reel/905647399035123/?app=fbl

17/09/2026

Antony 3 tena mamparary lamosina

16/09/2026

Ireo no mitranga ao anatinao ao rehefa manao ianao. Mirary anao hatsapa an'izany i Vinaparadis.

15/09/2026

💕💕💕💕💕💕💕💕💕

14/09/2026

Ny teny mamy indrindra henoko eny ambavan'ny olona karakaraiko 🥰😍

12/09/2026
10/09/2026

https://www.facebook.com/reel/919135187522685/?app=fbl ny video antsika an'io efa afaka jerena

❌ ❌ mandra-maty raha tsy voatsabo

Eritrereto hoe io fanaintainana kely indraindray io no hampalemy olona iray mandrakizay.

96% ny olona noraisiko hatrizay dia manana olana amin'ny nerf_sciatique avokoa. Tao ny mpitondra moto, tao ny mpiasa birao, tao ny mpibata zavatra mavesatra, ary indrindra fa ny olona taizana tsindrona amin'ny fitombenana (ohatra ahy taloha isaky ny mandeha dokotera dia mitsindrona foana).

Ohatra ny ahoana moa tena fisehon'izy io?

• mangotsokotsoka, volivoly
• manaintaina amin'iny faritra iny, mihenjana ny hoza-pe na lamosina
• ohatra ny misy courant any amin'ny faladia na misy manindrona mafy
• marary rehefa mitsangana avy nipetraka elaela
• marary rehefa mandeha
• mitady tsy havita hijoro sy hanitsaka tany rehefa mifoha maraina

Izany olana izany dia noho ny:

• Fipetrahana na fitsanganana ela loatra ( mety hoe noho ny asa)
• fibatana zavatra mavesatra be matetika
• tension miakatra
• mitsindrona eo amin'ny fitombenana
• tsy fanetseham-batana
• olan'ny hozatra manodidina ny fitombenana
• olana amin'ny hazondamosina
• rhumatisme toy ny arthrose
• mauvaise posture ( cas an'ireo mpitondra moto sy fiara ity)
• sy ny antony manokana hafa arakaraka ny cas tsirairay

Inona indray kosa ary no tokony sy azo atao?

• Manatona dokotera mijery ny fahasalamana amin'ny ankapobeny
• manatona osteophate sy kinesitherapeute
• manao exercice d'etirements, vélo, natation, marche rapide
• manampy be koa ny épice( izay anti- inflammatoire) toy ny curcuma, sakamalaho, poivre noir
• ny maka aina sy manao ampy torimaso matetika tena adinon'ny olona ( tsarovy foana hoe zava-manan'aina io ka mila karakaraina)
• ny fanaovana ihany koa hanampy anao aingana

Misy karazany 5 ilay hotra atao maharitra 1h30min:
1- drainage doux
2- deverouillage musculaire profond
3- massage relaxant
4- reflexo-plantaire
5- etirement guidé

Ny sarany ny seance iray dia: 30.000ar

3 à 5 fois ihany traitement sciatique. Mahazo diagnostic sy accompagnement à vie gratuit ianao rehefa mihotra.

Fanamarihana: Tsy manotra olona efa malemy aho. Aza miandry izany vao hitsabo tena.

Manomboka izao ary:





Maka rendez-vous: 2j avant
0388324081

Manatona anao any an-trano eto Antananarivo aho.

Ho anao tsy afaka mihotra: misy ny accompagnement en ligne maimaimpoana rehefa miditra membre VINA ianao: ny sarany : 29.000ar. Mahazo diagnostic sy accompagenement à vie ianao rehefa tafiditra membre.

Website

Address

Ambohidratrimo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vinaparadis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Ambohidratrimo.