NaturaMad
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NaturaMad, Health/Beauty, Ambohimanambola.
"Maman passionnée par le soin naturel du corps, du visage & des cheveux 💆♀️
| Astuces beauté & bien-être au quotidien ✨
Fondatrice de Jen'Natioraly & NaturaMad 🌿
| Rejoignez mon univers naturel et inspirant 🌸 #MamanEntrepreneure #SoinsNaturels"
16/11/2025
"🕒 Fihetsika iray monja isakin'ny hariva 🫰 Vahaolana ho an’ny cernes sy ny rougeurs @ tarehinao !"
Ny cernes ambany maso dia tena olana kely manahirana, fa miaraka @ Sérum LUNÉA dia tapitra atreo ny ahiahy !
Mitsabo tsikelikely ny tasitasy sy ny cernes ambany maso izy . Ampiasao isan'andro raha te hanana hoditra madio sy feno hatsarana. 🌿
"Te-hahita vahaolana haingana sy mahomby ve ianao ? Andramo ny sérum LUNÉA sy ny vokatra ho azonao rehefa mampiasa azy !"
15/11/2025
06/11/2025
🚫 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐝𝐢𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 5 𝐟𝐚𝐭𝐚𝐨𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐢𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨:
1️⃣ Manasa loha isan’andro
2️⃣ Manadino ny fikarakarana hodidoha sy tahombolo
3️⃣ Mampiasa shampooing misy sulfate
4️⃣ Mamatotra volo matetika
5️⃣ Tsy misy protection @ masoandro, hatsika, rivotra ny volo
💡 Vahaolana :
Gommage capillaire in-2 isaky ny herinandro
Masque hydratant in-1 isaky ny herinandro
Huile trésor pousse sy Leave-in gelée amin’ny andavanandro
🎯 Vokatra Natioral , tsy misy simika.
Fahombiazana amin’ny volonao mba ho malefaka, mitombo, tsy tapatapaka.
📩 Soraty hoe “Tsy ho tapatapaka intsony ny voloko” raha te-hanomboka amin'ny vokatra Natioral sy mandaitra
04/11/2025
Iza no manana Peau grasse ato ?
💬 Fanontaniana matetika ny hoe :
"Mety hoan'ny hoditra grasse ve ny crème de jour hydratante hydratante ?" 🤔
✅ Eny ! Satria :
Tsy misy menaka mavesatra ( non comedogène)
Mandina malefaka fa tsy gras mihintsy nefa
Mi- régularisé ny sébum
Manampy mamiratra sy miamazava ary manena tasy majininika
💡 Ampiasaina aorinan'ny fampiasaina mousse nettoyante izy
📩 Soraty hoe “Peau grasse” aminay raha mila routine tonga lafatra ho an’ny hoditrao Ianao
03/11/2025
✨AVANT et APRÈS ✨
Iza no tianareo ??? Foy volo sa lava volo ❓😁
: samy tiako daholo 😅
Taloha ny voloko io tena miongotra bé, sady sarotra alavaina bé satria Simba , maina makina,
Taty aorina rehefa nisy ny PACKK REPOUSSE ANTI-CHUTE dia lasa nahazo aina ny voloko , lasa mandray hydratation tsara Sady nahazo hery ka tsy mora Simba dia mora maniry tsara amzay 💖
👉 Comme moi, transforme ton image et ta confiance en toi.
💖 Afaka miditra Mp raha te hahalala bebe kokoa momba ny pack.
Raha vaovao ianao dia Abonnéo ny NaturaMad sy Jen' Natioraly , midira ho membre communauté ato @ Groupe JEN'NATIORALY 🅜🅓🅖 - Conseil -- Astuces
02/11/2025
“Lazao aminay ny olan'ny volonao”
👂 Mihaino anao izahay.
Tsy hoe mivarotra fotsiny izahay — fa manome vahaolana. Tena vahaolana.
💬 Ampidiro eto ambany ny olan'ny volonao :
– Tapatapaka ve ?
– Tsy mety maniry tsy mitombo ve ?
– Vakivaky sa maina makina ?
– Tsy mety milamina ve ?
📩 Mametraha commentaire dia alefanay anao izahay routine voatokana manokana ho an’ny olanao.
❤️ Jen' Natioraly tsy hoe manampy fotsiny, fa miara-dalana aminao 💖🌞
01/11/2025
❌ Antony mbola maha simba sy tapaka ny volonao na dia mikarakara aza ianao❓
Antony mahazatra 3 :
1️⃣ May ny masoandro ☀️
2️⃣ Produit chimique be loatra
3️⃣ Tsy ampy rano sy hydratation 💧
👉 Vahaolana❓ manaova routine naturel sy ampy tsara hanarenana ny Simba sy hiarovana volonao.
📩 Alefaso aminay ny olan'ny volonao dia hahazo torohevitra mandaitra sy mahomby ianao.
01/11/2025
❌ Mangidihidy be ny hodi-doha❓Tsy maniry mihintsy ny volonao❓ Vakio aloha ity ❌
⛔️ Raha tsy voakarakaranao ny hodi-doha dia :
Be angandrano, mangidihidy foana
Mangafoka ny volo
Tsy maniry tsara, miongotra be
Satria SEMPOTRA izy izay‼️
☝️ VAHAOLANA :
🌿 Gommage capillaire → manadio lalina ny hodi-doha, manala loto sy sela maty
🌿Huile Trésor → sakafo ho an’ny follicule, manampy amin’ny fanirin'ny volo sy mampiena ny fiongotrin'ny volo (anti-chute)
Ny vokatra hitanao rehefa manao routine régulière enao dia :
✅ Hodi-doha madio sy salama
✅ Rà mikoriana tsara → volo maniry tsara sy matanjaka
✅ Mora mandray soin ny volo, malefaka ary mamirapiratra ✨
📌 Fanontaniana ho anao :
Impiry ianao no manao gommage isam-bolana? Ary impiry no mampiasa Huile stimulant toy ny huile Trésor isan-kerinandro? 🤔
31/10/2025
❌ FA MANINONA NO MAINA TSY MITANA NY BOUCLE ANAO ❌
Efa mandany fotoana ianao manamboatra azy…
Fa rehefa avy mivoaka, lasa maina, simba, tsy misy endrika ilay volo 😩.
✨ ASTUCES :
1️⃣ Ataovy volo mbola mando foana no hosorana produits 💧
2️⃣ Scruncher (tsindriana amin’ny tanana) méthode tena tsara mampivoaka ny boucle naturel 🤲
3️⃣ Avelao ho maina à l'air libre na amin’ny diffuseur @ température ambany 🌬️
👉 Aza matahotra fa Jen' Natioraly koa manana vahaolana : Gelée Hibiscus + Crème Hibiscus 🌸
✔️ Manome hydratation sy sakafo ho an’ny volo
✔️ Manome endrika tsara ny boucle nefa tsy mavesatra
✔️ Miaro amin’ny “ FRISOTTIS ” ary mitazona ny endriky ny volonao tontolo andro
RÉSULTATS : boucle malefaka, Mangirana ,mamirapiratra ary natoraly izay tena mampitolagaga sy mampitsiriritra ✨.
📩 Soraty “Boucles” ao amin’ny commentaire Raha te dia hahazo avy hatrany routine feno mifanaraka amin’ny volonao.
31/10/2025
💧☀️𝑯𝒚𝒅𝒓𝒂𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒆𝒕 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 , 𝑩𝒐𝒖𝒄𝒍𝒆 𝒑𝒂𝒓𝒇𝒂𝒊𝒕𝒆 ➿
🔎 𝑳𝒆 𝐂𝐨𝐦𝐛𝐨 parfait : 𝐂𝐫𝐞̀𝐦𝐞 𝐡𝐢𝐛𝐢𝐬𝐜𝐮𝐬 & 𝐄𝐱𝐨 𝐜𝐫𝐞̀𝐦𝐞 🌺🌼
✅ EXO CRÈME 2en1: leave-in activateur de boucle , manome hydratation, démêlant manamora ny fibangona volo.
✅ CRÈME HIBISCUS : mitana hydratation sy brillance tsara bé , crème coiffante azo hibangona volo isanandro sady mampaniry volo no miaro azy tsy ho vakivaky sy tapaka
🔎 𝐁𝐋𝐀𝐂𝐊 𝐅𝐑𝐈𝐃𝐀𝐘 faran'ny volana anio sy rahampitso / promo moins - 2000ar 🛍️🛒
💌 Disponible en format 250ml et 500ml
☎️ Contact 034 73 623 74
Click here to claim your Sponsored Listing.