Manja Women

Manja Women

Share

Manja Women a été créée pour aider les femmes à mieux vivre et s'aimer un peu plus.

03/06/2026

Bonjour bonjour 🥰🥰♥️

Après sondage dia hitanay hoe tinareo Ilay offre duo ah,dia avokatsika Ary zany Zay offre duo Zay e💋

Tsy votery roa iany nefa nareo fa na telo Ary nareo miaraka dia misy hatrany Ilay offre🥰😘😘

Profiteo Ary dia bisous bisous 💋🤗🥰

Manja Women vous attends avec plaisir et patience 👊🙃😋

01/06/2026

Hello Hello,,,,🥰🤗

Une nouvelle semaine zareo dia Sady volana vaovao bé konko ah🥰🎉🎈

Manja Women mo dia miezaka manome ny tsara indrindra fona ho Anareo😘😘tongava manao fahamanjana fa tsika ne mila manja fona e💋

Dia Sady entitsika anombohana ity volana ity dia ho ataotsika an'io amin'ny 12ora atoandro ny live pull,😋🙃🙃,,,,mbola tout à 5000ar daholo ah,,

Aza miala Ary ohhh🥰🥰🥰bisous bisous💋💋

31/05/2026

Bonne fête à tous les maman 🎉🥰
Ho lava Andro iainana hatrany anie ianareo reny rehetra ka ho ambinina amin'ny asa masina izay ataonareo ho an'ny ankohonanareo tsirairay avy♥️🎈
Manaova fety sambatra daholo Ary🎉🎈🎈

Mirary soa hatrany Manja Women 😘😘😘

30/05/2026

Merci les Manja 🙏

Merci pour ce mois de Mai :
🏩 ouverture du salon
🩷 offre promo d'ouverture
📢 jeux give away
🎀 offre fête des mères

Tapitra ny offre d'ouverture 😘
Tapitra ihany koa ny offre fête des mères 🩷

Mbola ao kosa ny offre sy

Misaotra anareo nanjifa 🙏🙏🙏🙏

Misaotra an'i tamin'ny zavatra rehetra 🥰

Juin sera mieux 🥇

Manantena anareo niaraka, miaraka ary MBOLA IARAKA aminay foana 🌺

Inona zao no offre tianareo pour le mois de ?

30/05/2026

Les mamans ?

Aiza nareo 🥰😍 ?

Ndao isika anao

Mbola manan-kery ilay promotion fête des mères !
Mandeha ny jiron-tsika !

Manja Women : trano fotsy ampitan'ny horizon 😉
Deuxième étage 🏩

29/05/2026

Hello Hello♥️🎈

On va faire un jeu les gens🙃😋

Paré sa tsy paré olo jiaby???🤗👊 Crédit 1000ar no ho azon'ireo Zay voasarika anh🥳🎉

Tsotra fotsiny n'y fepetra Anie e😘:

1-Abonneo ny page ho Tonga 500 followers ♥️👍
2-Mentionneo ry bestie sy ry famille rehetra iny hanaraka ny page Manja Women ☝️
3-Partageo anaty groupe 3 ity publication ity👌🥰

Andao ilalao Ary e,,olona dimy no hosarihina amin'ity lalao ty ka:
-Roa ahazo crédit 1000ar telma
-Telo ahazo crédit 1000ar orange

Amin'ny alahady 31mai 2026 n'y fisarihina ka izay milalao ihany no mahazo e🎉🎉🎉🎉🎈🎈🎈

Manja Women Manja Women a été créée pour aider les femmes à mieux vivre et s'aimer un peu plus.

29/05/2026

Kikou les Manja 😘

Tsy ny volo ihany fa ny hoho koa 💅

Tena spécialité anay io 🩷

Efa ampitan'ny horizon no misy ny salon : trano fotsy avo be dia ao amin'ny deuxième étage 🏩

Raha te ho manja tsy mandany vola be ?
Ao amin'ny Manja Women ihany mandeha 😇

28/05/2026

Hello les Manja Women 🫦

Io volonao io, rehefa tonga ato tsy maintsy oe tsara - dia ianao tsy maintsy manja 💇‍♀️👩

Araraoty ny offre promo fête des mères fa mora loatra 🥰

25/01/2025

Parce que Manja Women est une vision :
- Un rêve d'aider les autres femmes
- Une intention de mener les autres femmes vers le succès
- Une volonté de donner une canne à pêche plutôt qu'un poisson

Alors ?

Avec Association Mazava Seed : nous allons déployer une formation GRATUITE pour les femmes désireuses de travailler dans le domaine de la et de l' .

Vous êtes déterminées à suivre une formations de 8 jours ?
Vous êtes prêtes à travailler tout de suite après la formation ?
Vous êtes prêtes à vous donner à 100% pour réussir ?

C'est vous qui devez bénéficier de la formation 🤩

Passez par MP sur la page de l' Association Mazava Seed afin de répondre aux questions posées et pour l'entretien.

Les 10 femmes les plus motivées pourront bénéficier des cette formation gratuite 😊

Rêvez !
Osez !
Battez vous pour accomplir votre rêve !

Photos from Manja Women's post 10/01/2025

Hello les Manja Women 🥰

Izay manao JP voalohany mahazo an'ireto robe ireto !

15 000ar ny iray !
Androany ihany izay prix izay !
Ndao ary 😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohimangakely?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Itaosy/Trano Fotsy Ampitan'ny Horizon
Ambohimangakely
101