Princesse Curly
fifampizarana ny mahasoa sy ny mahafinaritra ho antsika reny manana zanaka vavy
Mbola vô le 8 janvier androany e!mbola aiza ti farany volana🙆♀️
Coucou kely ho an’ilay olona vo mifanena anao amizao dia hoe aiza ny bonané-ko!🤦♀️🏃♀️
05/01/2026
Bonne année les mamans des princesses!💃❤️😘
Amin’izao taona vaovao izao dia maro isika no mametraka tanjona vaovao.💪
Satria moa isika mamans tia mifampizara dia andao mba ifampizarantsika eto hoe inona ny atao mba hatratrarana ny tanjonao.
🍉🍉🍉Dia invitéo koa ny namatsika hizara ny heviny sy anaraka ny page.🙏
🍉🍉🍉Farany partager-o ito publication ito, dia zay fotsiny❤️
Izay be réactions indrindra ny commentaire-ny dia omeko an’ito kiraro princesse kely ito:Pointure 27 (novidiko teny andrahavoangy tamin’ny friperie izy ito fa tsy atonony ny princesse kelinay) Etat impéccable.
Amin’ny heriny androany isika no mamoaka ny valiny lalao😘.
Bonne chances daholy ary😘
18/06/2023
Bonsoir loulous,
Elaela tsy teto amin'ny pejy fa mbola sahirana amin'ny fitadiavana sy fikarakarana ny vady amanjanaka
Efa ho vacance indray zao ny harenakely dia iny isika fa faly sahirana ihany satria na dia mafinaritra ary izy ireny dia iaraha-mahalala fa tsy mora ny mitaiza azy ireny ka mahatonga antsika lasa miteny mafy na mitababa azy ireny.
Fihetsika azo sorohina anefa zany satria tsy mahasoa antsika na ny zanakatsika ireny vazavaza ireny.
Andao ary hoe isika samy izara ny fomba na fikafika ataontsika mba tsy hampivazavaza antsika amin'ny ireny harenakelintsika ireny.
Ny ana zao refa tena tezitra a dia tsy tonga dia miteny anazy aloha fa mihato kely vo miteny(tsy mahomby foana kosa aloha fa amin'ny ankapobeany mety ihany😅)
04/06/2022
Bonsoir les loulous🙋
Ririna zao ny andro🥶
Na mangatsiaka ary ny andro dia azo ataotsika tsara ny mampihaingo anreny princesse-tsika reny mba ho stylée hatrany.👗
ohatra hoe manao botte,satroka mafana sady mafaty2,bediabe e!
andao ary tsika mba samy ifanome sopapa kely hoe ohatrany ahoana ny pozin'ny Harena kely refa mihaingo ririnina😘♥️
31/05/2022
Manahoana daholo🙋
Tongasoa eto amin'ny pejy Princesse Curly🥇
Pejy natokana ifampizarana ny mahasoa sy ny mahafinaritra ho antsika reny manana princesse kely mahafatifaty sy jejo kely🤰🤱.
Mamy anie reny sombiniaintsika ireny e!Faly ery tsika refa izy zay no voakarakaratsika tsara.🥰🤩
Ireto ary misy santionany amin'ny taovolo afaka ataotsika tsara ho an'ireny Harenantsika ireny.🌸💮🌷🌺🥀🌹
Araho tsy tapaka ny pejy.Misaotra indrindra o
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
TANA101