Curly Fianarantsoa
Curly, produits, Coiffure, aide💜❤️
Coucou.. Inona daholo zavatra tadiavinareo momban'ny volo ??
09/10/2022
💜Ito ilay fanamboarana bain d'huile ☺️
09/10/2022
Salama daholo.. Ireto daholo ny commentaires nilaza ny olana misy amin'ny volon'izy ireo..
😢Ra manana olana hafa ianao dia soraty ao amin'ny commentaire
👍Vonona hamaly anao izahay😉
❤️Ao amin'ny commantaire ny valin'ireo olana ireo.. ☺️💜Jereo izay tandrify anao
Bonjour daholo.. Alefaso olanan'ny volonao fa hovalitsika rahampitso eto amin'ny pejy🥰💜mazotoa daholo oh🙃goooo...
06/10/2022
4.000 ariary🥰
Dispo de suite Tanà ☺️
20/09/2022
🥰❤️ Nouveauté be ho antsika izay aty majunga 🤩💚 tsy hadino koa ny amin'ny faritra💬
Mbola eto majunga ny curly fnr ☯️
🧡Manolotra vokatra vaovao huile de repousse no sady mety amin'ny karazana volo rehetra 😊
🛍️Prix : manomboka @ 5000 ariary defa mahazo
Mp détails💌
🏃♂️Gratuit livraison any amin'ny faritra raha mividy plus de 10.000ar 💬
Coucou daholo. Misy maniry ve isika ato fa hamoaka "bain d'huile" produit naturel be ? Mba mampiasa fotsiny alohan'ny hanasa volo sady atao fanaovana massage ny hodi-doha mba hahasalama ny volo😊😉🤩Miandry antsika ary oh..goooo
27/08/2022
Merci ho an'ilay client avy any Antananarivo. 😍
Nanjifa menaka kinana pure 😊
Disponible ↪️mp
02/08/2022
Chouchou frisé mbola la mode be❤️😀
18. 000ariary 🙂
Mp les filles 😍
02/08/2022
Postiche frisé 💜
Arrivage manitra be❤️
Midira mp raha mahaliana anao⬅️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Amborovy