Soa'''Bika
Boutique de vêtements prêt à porter
Second main Européenne
Eto AMBOSITRA 💃💮
23/12/2025
Hello 🤠
Hialana tsiny bediabe fa tsy tratra ny live Photo androany fa tena feno tanteraka ny programme t@anio 😩😴
Rahampitso hiezahina ho tratrarina ny nampanantenaina ooo 😽🤗
22/12/2025
🤩😍 Bientôt... 🎉💃
🤩 Ho apokantsika alohan'ny fety aty ambositra ity 🤤🤤
💃Aza miala lavitra Reee!! Disponible en toutes tailles 🤤🤤🎉
🤩 Jeans en couleur (Wide,mom,bf...)💃
08/11/2025
Live drap ou fashion jeans
🤩 zay bé mpifidy ho ataontsika live🤩
raha bediabe nareo eto AMBOSITRA ☺️
12/04/2025
Efa kelikely sisa f'aza taraiky 🤗🤩💃🏃
09/04/2025
07/04/2025
Lasa ary isika miaraka entana manitra be ireto 🤤😋
✨ Tena hoe "de toute genre" ✨✨
Frip 1er choix avokoa sady qualité tena oe... TOP ✨👌 nefa ny prix zakan'ny rehetra 😚🤗🤩
07/04/2025
Koa satria elahela no tsy actif ny pejy de manasa antsika rehetra ary anaraka akaiky fa hisy**🎉 ZAVA-BAOVAO ho entina ho antsika eto am'pejy....
Ndao ary 🤗🤗😘😘😘
27/11/2023
Maquillé par Soa"Bika 😍😍
Isaorana bediabe ny 😍😘
Encore félicitations 😍
N'hésitez pas à nous contacter..💄 😘
Na midira MP avy hatrany 😘😘
09/07/2023
Sac midi 😍
✅ Cuir première qualité
✅ Antonona baiboly tsara
79.000 ar 🤩
MP avy hatrany izay liana oooo 🤗
09/07/2023
Sa duo mère et fille 🤩😍
Yves Saint Laurent 🤩
69.000 ar
Couleurs dispo : Rose, noir, blanc
MP avy hatrany izay liana oooo 🤗
09/07/2023
Gamme collagène 🤩🤩
⚡️ Masque facial collagène
1 paquet 40.000 ar (10 ny ao anatiny)
4.500 ar raha maka 1 pièce
⚡️ Savon collagène 10 000 ar
⚡️ Eye crème collagène 13.000 ar
⚡️ Roller facial 15.000 ar (rose no dispo)
MP avy hatrany izay liana oooo 🤗
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Ambositra