NEVER KIVY UP

NEVER KIVY UP

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NEVER KIVY UP, Health/Beauty, Ambositra.

08/07/2026

🚨🚨 FAMPITANDREMANA HO AN'NY TOVOVAVY SY VEHIVAVY REHETRA 🚨🚨

⚠️ Misy tantara sy fijoroana vavolombelona miparitaka amin'izao fotoana izao milaza fa misy olona manatona vehivavy eny amin'ny toeram-pivarotana, eny amin'ny parking, na eny amin'ny toerana be olona, ka mangataka azy ireo hifofona "ranomanitra" lazainy fa amidiny.

Voalaza fa rehefa misy manaiky hifofona izany dia mety hahatsiaro fanina na ho very saina vetivety, na avy hatrany dia tsy mahatsiaro tena mihintsy ka araraotin'ireo olon-dratsy hangalarana ny vola, finday, poketra sns , na mety ho ianao mihintsy no alain'izy ireo.

❗ Na dia tsy voamarina aza ny antsipirian'ireo tantara rehetra miparitaka, ny fitandremana no fiarovana voalohany.

πŸ‘‰ Koa tandremo ireto:
β€’ Aza manaiky hifofona ranomanitra na vokatra atolotry ny olona tsy fantatra.
β€’ Aza mijanona hiresaka ela amin'ny olona mampiahiahy.
β€’ Raha misy fihetsika hafahafa dia miala avy hatrany ary manatona toerana misy olona maro na mpitandro filaminana.
β€’ Ampitandremo ihany koa ny havanao sy ny namanao, ireo akaiky anao indrindra ho an'ny vehivavy sy ny ankizy.

πŸ™ Tsarovy: Aleo mitandrina toy izay hanenenana. Ny fiarovana ny tenantsika sy ny hafa dia andraikitry ny tsirairay.

πŸ“’ Zarao ity hafatra ity mba hampitombo ny fahamalinana sy hisorohana izay mety ho loza.

Mitandrema : ny malina tsy lavo ❣️

Sary indrana .

Photos from NEVER KIVY UP's post 07/07/2026

πŸ‡¦πŸ‡· π—”π—Ώπ—΄π—²π—»π˜π—Άπ—»π—² 3 - 2 Γ‰π—΄π˜†π—½π˜π—² πŸ‡ͺπŸ‡¬
Nivoaka mpandresy tamin'ny isa 3 noho 2 i . Nitarika tamin'i 2 noho 0 i tamin'ny alalan'ny baolina tafiditr'i Y. Ibrahim (15') sy M. Ziko (67'), saingy nisesy taorian'izay kosa ny baolina tafiditr'i C. Romero (79)' sy L. Messi (83') ary E. FernΓ‘ndez (90+3')............
πŸš€ Zarao ary araho hatrany ny pejintsika

08/03/2026

Maninona raha mba mahay mifampiheno fa mandreraka be ilay mivatravatra samy TSY MISY VOAFIDIM-BAHOAKA NAREO de zay tsy mety mba ahitsy fotsiny fa mankaleo be Ilay resaka mandrahoana lava ity..

21/01/2026

ZAO MIHINTSY LE ANDRASANA ...
Viloma ry Yas aaaaaa πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Photos from NEVER KIVY UP's post 19/11/2025

MBOLA TSY NISY TAO ANATIN'NY 60 TAONA..
ZAO LE FANAVAOZANA ...
Hatao FIHINANAM-BE NY VOLAM-PANJAKANA sisa ao.
PREZIDA 5

18/11/2025

manao rangah ty firenana ty aaaπŸ˜‚πŸ˜‚
mandeha ihany tifitifitra eny atsefatsefany enyπŸ˜‚πŸ˜‚

Photos from NEVER KIVY UP's post 09/11/2025

Ravao io raftra iray ( SOLOM-BAVAM-BAHOAKA) io fa rafitra mpambotry ity firenena ity. Aiza kou? Etsy @ 123456 arrondissement ve dia tokony hividianana 4*4 @ milliards hoetsy Tsimbazaza? En+ tsy azo sambirina na ino na ino heloka ataony? Firy milliards isambolana no vola laniny ao?
RAVAO KOA IO RAFITRA IO. MBOLA RAFITRA FRANTSAI IO.

BE LOATRA IHANY KOA VOLA RAISIN'IREO DÉPUTÉ IREO AMIN'NY FANJAKANA..NEFA NY MPAMPIANATRA MIEZAKA MAFY KELY KARAMA..

io fiakaran'ny HETRA io hisy fiatraikany ratsy amin'ny fahafahamividin'ny vahoaka majinika ...

09/11/2025

Misy ROBOT ny ao ambadik'ireo Olona mimenomenona amin'ny tapaka ireny πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ€”πŸ€”

09/11/2025

INONA HONO NO ZAVATRA TAMPAKA TAMLE FIVORIAM-POKOTANY TAO FIANARATSOA ?? πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ€£

Photos from NEVER KIVY UP's post 06/11/2025

TGV amin'ny hendriny hafa reto..
Ny loko fotsiny no niova fa ny CONTRAT natao Tany mitovy ihany
😒😒

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambositra?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambositra