Mor'ilaina Stylée
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mor'ilaina Stylée, Health/Beauty, Ambositra.
Mila manja2 ve enao?🥰
Hamonjy lanonana na andro manokana?🥰
Eto zahay hanome fahafahampo ho anao☺️👌
Sady efa amanana traik'efa😍
👉Maro no efa afa-po💥
Ho antsika eto Ambositra, manao ny asa mahakasika ny fokolona endrika (maquillage, make-up) izahay, Antsoy izahay am andro malazanao sady afaka manatona anao any an-tranonao🙏🏃
Antsoy izahay @
034 84 739 42
na 034 28 885 42
27/02/2025
Coucouuuu les filles 🥰
Iza daholo lay te ho mamy mamy kely 😘reto misy karazana lingerie , 5.000Ar efa misy taille ,ka jereo izay mety aminao,afaka miditra MP directe
bisouu 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.