ORN Androy 2026

ORN Androy 2026

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ORN Androy 2026, Health/Beauty, Villa RASOA ANJATOKAIII Rue JIRAMA, Ambovombe.

Photos from ORN Androy 2026's post 17/02/2026

Notanterahina tao amin'ny efitrano fivoriana Guest House tamin'ny faha 10 febroary lasa teo ny fampahafantarana ny tetikasa "MAGNOVASOA",ary nofaranana tamin'ny fidinana ifotony tany amin'ny Kaominin' Sihanamaro (District Ambovombe).

* Ny tetikasa "MAGNOVASOA" dia vatsian'ny KFW vola miaraka amin'ny sy ny PAM ao amin'ny kaominin'ny Sihanamaro.
Anisan'ny tanjona manokana ny fanamafisana ny faharetan'ny vondrom-piarahamonina ao antoerana sy ny fisorohana ny Tsifanjariantsakafo.
* Ny fampihenana ny tahan'ny Tsifanjariantsakafo maharitra sy manamafy ny faharetan'ny mponina manoloana ny hamehana toa ny hain-tany sy ny krizy ara-toekarena.

** Hetsika atao**: Manome torohevitra momba ny sakafon'ny vehivavy bevoka sy mampinono.

Mampivondrona ny fahaizan'ny UNICEF ,ny PAM ary ny Fanjakana Malagasy mba hamahana ny fototry ny Tsifanjariantsakafo.
Tsy mitsahatra amin'ny fanomezana sakafo fotsiny ny tetikasa MAGNOVASOA fa miezaka manamafy ny fahaizan'ny olona sy ny vondrompiaraha- monina ao Sihanamaro hitantana ny filany ara -tsakafo amin'ny fotoana maharitra.

Isaorana manokana ireto mpiara miombonantoka rehetra ireto:

Andriamatoa :
-DID izay misolo tena ny lehiben'ny Faritra Androy
- Mpandrindra mparitra ORN Androy AF Bertrand Fanoela sy ny ekipany.
-Talemparitrin'ny Fahasalamambahoaka Androy
-DRPS
-Ny solotenan'ny DREN Androy
-DRAE
-DRCC
-PAM
-UNICEF
-SAHI
-YOUNG PROGRESS
-CONSORTIUM FITAHIA
-SAHA

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambovombe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Villa RASOA ANJATOKAIII Rue JIRAMA
Ambovombe