Lesothos Night Club
Tongasoa eto amin'ny pejinay! Ho hitanao ato ny fety ataontsika, ny filaharan'ny LESOTHOS NIGHT-CLUB, hiran'i Girode, Erica Youhnie, ary fanomezana.
Mifandraisa hatrany ary misoratra anarana amin'ny pejy.
+261 32 88 094 72
17/12/2025
Ato amin'ny Lesothos Night Club, mankafy atmosfera mafana! Tongava iray, tongava daholo ary mifalia amin'ny 25 Desambra miaraka amin'ny Ngiah Tax Olo Fotsy, ny 31 Desambra miaraka amin'i Jamal TR, ary ny 9 Janoary miaraka amin'i Maman Tsololo.
Aza adino ny famandrihana ny latabatrao amin'ny 037 26 582 55 - hisy ny loka ho azo!
02/12/2025
Tongava ary mifalia ao amin'ny Lesothos Night Club amin'ny 25 Desambra 2025! Hiaka-tsehatra i Ngiah Tax Olo Fotsy , ary ny 9 janoary 2026 no hiaka-tsehatra i Maman T’sololo.
Ny 25 desambra dia hisy ny latsa-bato mitentina 200.000 ariary. Ny 9 janoary koa dia hisy ny latsa-bato mitentina 200.000 ariary. Tehirizo ny latabatrao! 😉
Notre STARS Erica Youhnie Page
Tsy groupe fotsiny ity fa fianakaviana LESOTHOS
Challenge n°3 TikTok azahogna 70000ar👉https://vm.tiktok.com/ZMAvN2Nsg/🥰😍 Alefaso 0372658255 ny vidéo Ho publieko Ao Page Lesothos Night Club zay be Like s'y Partage no Mahazo ilay izy 😊🤩 Abonné vous direct ☺️
Challenge n°2 TikTok azahogna 70000ar👉https://vm.tiktok.com/ZMAvN2Nsg/🥰😍 Alefaso 0372658255 ny vidéo Ho publieko Ao Page Lesothos Night Club zay be Like s'y Partage no Mahazo ilay izy 😊🤩 Abonné vous direct ☺️
Challenge TikTok numéro 1 😊😊 Challenge TikTok azahogna 70000ar👉https://vm.tiktok.com/ZMAvN2Nsg/🥰😍 Alefaso 0372658255 ny vidéo Ho publieko Ao Page Lesothos Night Club zay be Like s'y Partage no Mahazo ilay izy 😊🤩 Abonné vous direct ☺️
https://vm.tiktok.com/ZMAvN2Nsg/
19/11/2025
Azah adigna fa navy amtsika ni nandrasagna eeeeee
Salama, manangana fifaninanana TikTok ho an'ity hira ity izahay! Ny TikToks 5 tsara indrindra no ho tafita amin'ny famaranana. Hahazo 70.000 Ariary amin’ny alalan’ny Orange Money ny mpandresy.
Tago izahay na alefaso aminay ny horonan-tsarinao, dia hozarainay ao amin'ny pejinay ny horonan-tsary rehetra, Lesothos Night Club. Hambara eo ny 5 tsara indrindra. Enga anie ny tsara indrindra no handresy!
01/11/2025
Merci à vous 🥰 Soirée Halloween 🎃 hier 🤡😈👹👺👻
Erica Youhnie Page
Quelque chose ce prépare ont n’a besoin de vos avis.
Le clips aura lieu à Nosy Be Rodman Lesothos
Click here to claim your Sponsored Listing.