Look by Ny Aina
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Look by Ny Aina, Health/Beauty, 140bm, Ampitatafika.
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tahina Sarah, Andrian Aina, Elannie Evane
23/10/2025
Inona ny article tinareo ho avokan'tsika vohalohany eto !? Aza miala lavitra fa ho avy ny jeux azahoana crédit an,Zay hitako actif sy manao partage koa mahazo cadeau ❤️
22/10/2025
Amaranana ny journée androany de ndao asina tsikitsiky Kely😅
Aza adino le jeux antsika ao ambany ao an👇
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Elison Ando Lova, Ni Elha, Sariaka Annah Nirintsoa, Antsa Raharinirina, Florence Narivo, Ny Tsena Anio Mdg
Asin'tsika jeux azahoana cadeau ve!?
13/10/2025
👉 Efa tena mafana ny andro ankehitriny , ny taratra avy amin’ny masoandro dia loharano lehibe indrindra amin’ny vitamina D , izay manampy amin’ny fanamafisana ny taolana , ny nify , ary ny hery fiarovan’ny vatana. 🌞 Fa na tena ilain’ny vatana aza ny vitamina D entiny dia mila arovana ny hoditra satria mety mampidi-doza ny taratra UV mahery loatra avy amin’ny masoandro , ka mety hiteraka faharatrana amin’ny hoditra na homamiadana raha be loatra. 👌
🔹 Ireto misy toro-hevitra hiarovana ny vatana amin’izany :
▪️ Misotro rano 1,5L isan’andro , hanomezana rano sy hamandoana ny hoditra avy ao anatiny
▪️ Mihinana voankazo sy legioma manankarena rano
▪️ Mampiasa “crème solaire” mba hiaro ny hoditra amin’ny taratra
▪️ Manaova fiarovana toy ny satroka , solomaso rehefa mivoaka
▪️ Amin’ny malomaloka no mandeha rehefa amin’ny 12 ora ka hatramin’ny 4 ora satria amin’izay ora izay no mafy indrindra ny hafanana
📌 10 hatramin’ny 30 minitra eo anelanelan’ny 7 ora ka hatramin’ny 9 ora amin’ny masoandro maraina isan’andro ihany dia efa ampy ho an’ny vitamina D . Satria amin’io fotoana io no mbola malefaka ny taratra “ultraviolet” (UV) , ka tsy mampidi-doza amin’ny hoditra. 💯
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jessica Andria, Mani Ratovomalala
22/09/2025
Les soins pour des cheveux longs ❤️👍🏾
14/09/2025
Bon dimanche mes loulous 💓
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Ampitatafika