Willy en Live

Willy en Live

Share

� Pour Madagascar :
Livraison en province

03/06/2025

Merci beaucoup ho an'izay nanao JP androany tato W***y en Live 🥰 vonona anome ny tsara sy no mora sahaza ho an'ny rehetra hatrany izahay fa aza miala alavitra ianareo ❤️
Aza adino ny manao confirmation mp contact+ lieu de livraison ho an'izay nanao JP rehetra mora andaminana ny livraison anareo rahampitso maraina 🥰
Bisous be daholo ho anareo rehetra ❤️

09/04/2025

Hello! 100 credit pour 100 personnes pour tout l’opérateur .Feno 100K abonnés SANS BOOST hono ry It's by W***y dia manome antsika io credit be dia be io
💌 Sorato hoe «je participe»+ mentionne namana 10 ao @ commentaire (Tonga dia ianareo 11 miaraka mahazo daholo😁)
💌Partage @ groupe iray misy anareo fotsiny

Résultat du jeu:Samedi 12 Avril 18h miaraka @ it’s by w***y

19/02/2025

🎁14h18 : Live tout à 0Ar isika izao fa miditra ao @ It's by W***y daholo ianareo avy ato @ W***y en live fa tsy misokatra ny live ato

Photos from W***y en Live's post 19/02/2025

🫶🏻🎁Ôdy ooo!Misy olona ve ato? Live spécial tout à 0Ar isika à 13h30 anh!(Drap,couette,vilia,….)izay abonnés ato @ pejy ihany anefa no mahazo anh!

🫶🏻🎁Ny article no 0Ar fa ny frais de livraison ianareo no mandoha azy

Photos from W***y en Live's post 30/08/2024

Ity parrure de luxe ,modèle noeud manjakely ity mbola misy disponible @ vidiny 25000Ar au lieu de 85000Ar, matière en cuivre HONGKONG .Mankasitraka anareo rehetra manohana ny business keliko🥹❤️Efa manesy ny mp anareo za fa tonga dia apetraho ao ny contact+ lieu,raha mbola tsy livrena dia manao paiement isika rahampitso

Photos from W***y en Live's post 30/08/2024

Fihenambidy be -70% + cadeaux wa!!!A15h00 ny LIVE bijoux parrure de luxe et meilleur qualité en cuivre HONGKONG ,izay clients 20 voalohany mahazo cadeau ho fisokafan’ny pejy daholo🎁🎁(collier,bracelet,boucle d’oreille,bague,…)ho an’ny ankizy ho an’ny lehibe

Photos from W***y en Live's post 30/08/2024

Magasin loading⏳-70% no mbola omeko cadeaux izay 20 premiers clients mandritry ny live parrure en cuivre HONGKONG rehefa avy eo à 15h00.Tara kely fa mbola sahirana nanao ny installation @ magasin hanomezana entana en gros anareo🥰A 15h pile anh!eto @ pejy W***y en Live

Photos from W***y en Live's post 29/08/2024

-70% be izao ho fanombohana ny LIVE eto @ pejy rahampitso à 14h ,bijoux parrure en cuivre avy any HONGKONG ,tsy matahotra rano tsy matahotra parfum fa @ ilay mahazaka dona ary mandeha modèle unique daholo ny parrure

29/08/2024

Rahampitso isika vao feno 2k abonnés dia rahampitso no manomboka ny LIVE eto @ pejy 🥹🎉 14h: LIVE bijoux Parrure en cuivre avy any HongKong,tonga dia prix -70% be izao ho lancement de la page

18h: Live ball kitapo frip prix bôjo be na mbola hivarotra

28/08/2024

👜Pôketra volamena 24 carat tonga eto Mada😂❤️ndri irery kosa ny manana azy eto an-tanàna a!anankiray dia tapitra ,alefantsika rehefa manao Live

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Analakely?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Analakely