Ra-Lish beauté

Ra-Lish beauté

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ra-Lish beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo, Analakely.

07/09/2026

🌿✨ PACK SOIN CHEVEUX ALOE VERA ✨🌿
💚 Ho an’ny volo malefaka, mamirapiratra ary voakarakara!

😩 Volo maina? Mora tapaka? Tsy mamirapiratra?
👉 Aza avela hanimba ny hatsaran’ny volonao intsony izany! 💆‍♀️✨

🔥 PACK COMPLET 3 PIÈCES 🔥
✅ 🧴 Shampooing Aloe Vera
✅ 🫙 Masque capillaire
✅ 💧 Huile pour cheveux

💚 Aloe Vera Care — fikarakarana feno ho an’ny volonao, mba hahatonga azy ho malefaka, mamirapiratra ary tsara karakaraina ✨

🎁 PACK 3 PIÈCES : 25.000 Ar ihany! 😍🔥

📞 Commande : 038 29 389 03
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

⚡ Stock limité — aza miandry ho lany vao manafatra!
📩 Alefaso MP izao dia ataovy vonona ny commande-nao! 💚✨

Ra-Lish Beauté 💚 — Ny hatsaran'ny volonao no laharam-pahamehanay!

07/09/2026

✨ TE-HANDAO NY VOLO MIKORONTANA KA TIA HATSARANA! ity ny vahaolana👇✨

💚 MOROCCO ARGAN OIL – Huile d’Argan du Maroc 💚

Volonao maina, simba, mikorontana na tsy mamirapiratra? 😍
Ity huile d’argan ity no fikarakarana mety hanampy anao hahazo volo malefaka, mamirapiratra ary mora karakaraina! 💆‍♀️✨

🌿 Ny tombony:
✅ Manome hamandoana sy nutrition ny volo
✅ Manampy amin'ny fanalefahana ny volo maina
✅ Manome brillance sy douceur
✅ Manampy mampihena ny frisottis
✅ Mety amin'ny karazana volo maro
✅ Mora ampiasaina amin'ny routine quotidienne 💚

🔥 VIDINY:
💰 13.000 Ar / pièce
💥 GROS : 10.000 Ar / pièce – à partir de 5 pièces 🔥

📞 Commande : 038 29 389 03
🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

💛 Ra-Lish beauté
👉 Ny hatsaran'ny volonao no laharam-pahamehana! ✨

⚡ Aza miandry ho simba vao mikarakara azy — omeo ny volonao ny soin mendrika azy! 💚✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Analakely?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo
Analakely