Didi Market
Passé votre commande auprès de nous, que ce soit pour les accessoires de mode, de vêtements de tout genres, de matériels informatiques, venez en MP😉😘
24/05/2026
Ireto indray no masaka azo atolotra o
Natao photo réel daholo mba tsy andiso Fanantenana anareo ♥️
Friperie lux sans défaut 😉
Asiatsika live ny akanjon akizy fa mandamina fotoana kely😘
Asiantsika live akanjomafana anakizy ve e🥰
16/05/2026
Félicitations Mihary Ranjatomahefa fa izy no nahazo ilay manteau nataotsika kilalao iny🎉🎁
Félicitations ihany koa Noella Landry fa izy nanao partage betsaka indrindra tamn ny live tsika anio🎉 (short no azona😉)
Vao manomboka moa izy ity fa Mbola hoavy ny manaraka 🥰
Abonné ny page
Invité_o ny namana
Partager max
Zay , amn ny manaraka indray 😉
Bisous 😘
Elana tsiny tamn ny tsy fahatomombanana 🙏
Averitsika ny live rahampitso à 20h merci 😘
14/05/2026
❌Aza adino ny live manteau femme tsika rahampitso à 19h30 a 🥰
Pas plus de 15 000ar nefa tena hoe femme forte refa manao azy😉
🎉Hisy surprise hafa koa 😘
12/05/2026
Aza adino ity kilalaotsika ity an, samedi mivaly ny lalao dia lundi ny livraison anazy 🤗😘
Invité_o ny namana e
❌❌Ity manteau ity misy tâches eo ambany elika reto a, tsara be ny lambany sady tena class fa zay ny olana 🥺
Maninona moa raha hataotsika
fisarihana izy ity e😉🙃
Taille L izy ity fa possible M ihany koa 🥰
Izao ary ny conditions azahoana azy:
_olona efa abonné aloha no mahazo azy an
_ partagé_o amn ny groupe 5 misy anao ity publication ity dia asio soratra hoe;" ato raha hetsena manteau mafana sady mora"
_ mentionné_o eo amn ny commentaires ny namanao 10 handray anjara 🥰
_capturena dia alefa ao amn ny commentaires hoe nanao anilay conditions marina ianao🤗
🎉Izay commentaires be réaction indrindra no mahazo azy, amn samedi 16 mai 2026 ny lalao no mivaly, ndao ary
Frais de livraison ihany no alohan izay mahazo azy ❤️
12/05/2026
Ato indray maman a 🥰
Ampiakanjoanay hoa anie ilay patron sy patronne kely ao e 😉
Mp aingana fa lasan ny olona eo indray 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Analakely
101