FreeSoa Food
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FreeSoa Food, Analamahitsy.
13/07/2023
🌿 Déodorant Longrich 50 ml 🌿
( Standart : Homme / Femme)
+++ tsy mampisy hatsembohana @ helika na faritra @ akanjo .
+++ Manadio sy manafotsy helika
+++ Manala fofona @ helika sady maharitra 48h
Prix promotion : 20.000 ar
Araraoty fa vitsy iany no ato 😊
Mp na afaka miantso mivantana
034.11.076.54 / 034.47.392.23
20/06/2023
Promotion ho antsika zay tia mandoko volo na izay te handoko volo. 🤩
Teinture Ephena beauté 😍😍
7.000 ar / unité
5.000 ar prix de gros ho anzay mila +de 5.
Vonjivonjeo fa efa somary kely sisa.🤗
Reo ambany reo ny loko dispo aloha.
Afaka tonga d manantona anay ihany koa ra misy ny handoko.
🏠 ety Analamahitsy akaikin'ny Total no misy anay zay handalo.
Araraoty fa mandalo ian ny promotion antsika 💖
Contact : 034 11.076.54 / 034.47.392.23
30/05/2023
Bonjour daholo,
Manasa antsika hanjifa ny produits Longrich ato aminay ato izay vidiny mirary
Misy ny produits d'entretien d'hygiène rehetra toy ny Dentifrice, Shampoing ho an'ny volo miloko sy ny tsy miloko ary ny traitemenent afaka anampinay anao raha sanatria misy ny olana na tarehy.
Misy ihany kou ny serum ho an'izay manana volo tapatapaka na mihintsana na simba, na ihany koa ho an'ireo manana fahasahiranana @ Fahasalam'ny volo (Ady tsy maniry, miongotra, tapatapaka, etc,...)
Efa reo ambany ny sary tsirairay sy ny details rehetra ho antsika zay liana, mila sokafana ny sary.
Afaka ataonao ihany koa ny manantona avy hatrany ny misy anay ety Analamahitsy akaikin'ny Total na miantso avy hatrany ny laharana : 034.11.076.54 na 034.47.392.23
Koa manantena ny fandrasantsika anjara, eo fona izahay vonona ny hanampy anareo raha misy ny fanontanina na misy ny fanazavana fanampiny. :-)
12/04/2023
Promotion jusqu'en fin de ce mois d'avril :
- brushing + finition steampod + soin manucure : 15.000 ar ( toutes longueur)
- brushing + finition steampod + soin manucure + pose VSP : 18.000 ar (toutes longueur)
- coloration + brushing : 15.000ar ra mitondra loko
Araraoty fa mandalo 🤩💗
Afaka manao à domicile.
Contactez nous vite au 034.11.076.54 ou 034.47.392.23
21/03/2023
Tongava daholo manao volo ato aminay.
Prix a partir de 5.000 ar avec finition au choix.
Pedicure et manicure
Make up
Soin du visage
Onglerie
Contact : 034.11.076.54 ou 034.47.392.23
Lieu : Analamahitsy axe total près sampanana ambatobe
08/02/2023
😍🩷
08/02/2023
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
101ANTANANARIVO