Manj' Zaitra
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manj' Zaitra, Health/Beauty, Andranomena, .
08/02/2026
06/01/2026
Salama
A vendre
Mazda éclipse très bonne état
Alefa miaraka amin'ny contrat raha ilaina
Moteur:2200 injecteur kely
boîte:Boite carrée
Double coulissante
Direction Assisté
Pont:tsy misy feo
Pneu vaovao daholo
fiara tsy misy tantaraina fa Tonga afaka miasa avy hatrany
Téléphone:
034 85 627 64
033 86 881 37
whatsapp:034 85 627 64
Lieu: Andranomena
prix: Miantso mivantana tompoko
manao essaie vao mandoha vola
Tableau mandeha daholo
20/10/2025
Salama daholo
Efa misokatra ny point de vente eto Andranomena apitany arrêt bus 159
Misy entana isan-karazany ato
tee shirt vierge toute couleur
amin'ny vidiny mirary
sachet famonosana tee shirt
kofehy toutes couleurs
casquette toutes couleurs
tél:034 85 627 64
033 86 881 37
WhatsApp:034 85 627 65
30/05/2025
Salama
Ho avy ny fety ry zareo a
Tee shirt Saina ampirenena
Prix :mora be
Téléphone:034 85 627 64
Lieu:Andranomena
02/05/2025
Salama tompoko
Mivarotra lamba vrais coton izahay Amin'ny vidiny mirary ho antsika izay mbola hivarotra na mbola hanjaitra
Couleur disponible
Blanc
Rouge
Jaune d'or
Téléphone:033 86 881 37
034 85 627 65
NB: livraison gratuite
Raha maka 10kg
Lieu Andranomena
24/04/2025
Salama
Mankasitraka hatrany ooo
Mandray commande hatrany
Lieu tsy miova
Andranomena
Tél 034 45 490 65
033 86 881 37
Aza adino fa mivarotra lamba vrais coton ihany koa isika zareo ann
Tissus 170g
Fabrication Inde
14/04/2025
ZARAINA SAO MAHASOA ANTSIKA Astuce ODY KOHAKA tena efficace 😘Sady manala areti tenda 💓
Sakamalaho sy tongolo , clou de girofle Kely ,
Maka tongolo 3 sy sakamalaho izay itanao fa mapasika azy tsara ,clou de girofle singany 4 ,Tenehina ,
Sotroina atao di thé maraina sy ariva , asina siramamy fa Kely fotsiny tsy atao mamy bé 💕
Andramo fa tena nahasoa tato antsika, mahazotoa mizara hahasalama antsika rehetra ❤️😉sery vita anamalaho✨
Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬
03/04/2025
Salama tompoko
Mitohy hatrany ny fandraisana commande amin'ny sarany mirary
Livraison gratuit foana plus de 5 piy
033 86 881 37
034 45 490 65
26/03/2025
Salama tompoko
Amidy
Moteur Essence
[ Tsy fantatro mazava izy io na ho any fiara Opel na Chevrolet]
Trois cylindres moteur Chevrolet no nafarana dia io 4 cylindres io no Tonga Taty Mada
Moteur miaraka amin'ny boîte
Téléphone:034 85 627 64
033 86 881 37
Lieu:Ivato
14/03/2025
Salama tompoko
Confection et sérigraphie
Andranomena
Dia manao ny asa rehetra momba ny
Tee shirt
Polo
Trois boutons
Amin'ny sarany mirary
Tee shirt vierge:9 000ar
S M L XL
Trois boutons:13 000ar
Polo vrai coton:20 000ar
Polo semi-coton:14 000ar
Téléphone:033 86 881 37
NB:Mandray revendeur izahay
Azonao ato ny manao visite mivantana aty amin'ny atelier
LIVRAISON GRATUIT plus de 5 pièces na any amin'ny faritra aza no misy anao
Mankasitraka tompoko