Coiffure tsotso Ambohimanarina

Coiffure tsotso Ambohimanarina

Share

Tswotswo ❤❤

Photos from Coiffure tsotso Ambohimanarina's post 13/01/2024

Iza ndray no lina ary am izao andro fana zao eeee🥰

09/12/2023

Faly miaraba atsika rehetra indray ny tenako ankehitriny koa maneho ny fialantsiny indrindra Tompoko ny tenako ho anareo izay nadefa ny hafatra miafina tato am peji Coiffure tsotso fa noho ny antony maro izay samy hafa,koa ho anereo rehetra panaraka tsy tapaka ny Peji dia bola tsy misokatra ny salon de coiffure antsika fa à domicile iany aloh ny am ity volana Décembre ity,ary efa manomboka madray ny rendez-vous anareo ny tenako ao @ mp na antsohy ny laharana fa bola tsy afaka mandray olona maromaro noho ny atony ara mpasalama ny tenako.
Merci anareo izay efa nametraka fatokisana tamiko fona ary bola vononona ny hanome izany ny tenako,ary tsy adino koa ianareo mpanaraka tsy tapaka ny peji azadino ny m'invite ny namanao ary azadino ny mi abonné ny Page tsika. Oroka mamy kely ho antsika rehetra 😘🥰❤❤

Photos from Coiffure tsotso Ambohimanarina's post 14/03/2023
14/03/2023

Vaovao ho atsika rehetra fa efa misy ny Finition STEAM-POD plus de 5000ar fotsiny kah manasa atsika rehetra indray izay eto am Coiffure tsotso Ambohimanarina denizao dia ataovy ny Rende-vous ho anizay bola hamadrika toerana ary bola misy iany koa ny Pack Mariage kah sao taraaaa 😎bisous bisous daoly nareo😘

Photos from Coiffure tsotso Ambohimanarina's post 20/08/2022

Merci kia nametraka fahatokisana anay ah🙏🏻Mahareta atram farany😘😘

19/08/2022

Posse faux ongle 🥀

Photos from Coiffure tsotso Ambohimanarina's post 06/08/2022

Merci 😍🥀🥀🥀

11/07/2022

❤️❤️❤️
Client satisfait 🥰
Manasa antsika izay bola te homanja2😁

22/06/2022

Curly ❤️❤️afaka maka rendez-vous na miatso aviatrany 😘 merci

Category

Telephone

Website

Address

Ambohimanarina Fjkm Anosivavaka
Anosizato
AMBOHIMANARINA

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coiffure tsotso Ambohimanarina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Anosizato.