HM3 Mailly

HM3 Mailly

Share

Vente d'habillement/tapis/sac a main/ bijoux/parfum /chaussure /tennis. En ligne et en boutique

14/08/2025

🧑‍🎓👨‍🎓👩‍🎓 Résultat BAC 2025 : Nivoaka ny valim-panadinana ho an'i FIANARANTSOA

57,98% ny taham-pahafahana ankapobeny, ka ny Sokajy C no nahitana taham-pahafahana ambony indrindra (82,24%)

🇲🇬Taham-pahafahana Fampianarana Ankapobeny : 57,42%

🇲🇬Taham-pahafahana Fampianarana Teknika : 72,18%

🚨 Ho an’ny eto ANTANANARIVO, ny 20 na 21 Aogositra no hivoaka ny valim-panadinana Bac 2025, araka ny nambaran’ny avy ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo

06/07/2025

2025
IRETO NY CISCO EFA NIVALY HATRETO

16/06/2025

rehefa kelikely angamba de samy mivatsy ny sakafony tefa hamonjy mariazy na fety .....Henjana le intoxication...

29/05/2025

"Mahaiza miaraka"

Averiko ihany fa io olona miaraka aminao io, tsy voatery ho anjaranao. Mety handao anao io amin'ny fotoana tsy ampoizinao.
Aza mianki-doha aminy, satria mety tsy haharitra eo izy. Mety handeha amin’ny fomba tsy mangirifiry indrindra. Ary raha ny fihetseham-ponao rehetra no ankininao taminy, dia ho potika ianao rehefa miala izy. Raha miantehitra taminy ianao mba hanome anao hery sy fahasambarana, dia tsy hisy hery ho an’ny tenanao intsony rehefa lasa izy.
Tsy tokony hataonao fitaovana iainana ilay olona, fa mpiara-dia. Tsy loharanon'ny fahasambarana izy, fa mpiara-mizara izany fahasambarana izany. Raha vitanao izany, dia tsy hiankina aminy loatra ianao. Tsy izy no andry tokana, fa iray amin’ireo andry manohana anao.
Ary rehefa afaka mitia nefa tsy miankin-doha, dia afaka miara-mivelatra. Tsy hoe satria ilaina ilay olona, fa satria tiana izy amin’ny fahafahany sy amin’ny fahafahanao.
Ka raha mbola miaraka aminao izy, dia ankafizo, tiavo, hajao, ankino aminy ny fitiavanao, fa aza omena aminy avokoa ny herinao rehetra. Aoka ho feno ianao, tsy hoe satria eo izy, fa satria ianao mahafantatra hoe iza ianao, sy hoe inona no tanjonao. Raha tsy eo izy rahampitso, dia mbola mijoro ihany ianao, satria efa nahay nijoro hatrany am-piandohana.

22/05/2025

Bonsoir antsika jiaby😉,
Anao live isika rehefa avieo annh, liquidation be sweat à capuche🥰🥰
Rendez-vous dans 2h🥰🥰

21/05/2025

IANAO NO PARADISANY 🥰

Tia mila vaniny izy, Tia adiady izy, Tia sangisangy izy, tia tsongotsongo izy,Be dongidongy izy rehefa anilanao
Satria izy TENA TIA ANAO 💞

Eo aminao ihany no afaka hanao izany izy satria...
Ianao irery no hany fihantany, 🥰
Ianao irery no mahazaka ny adalany ☺️
Ianao irery no hany anaovany an'izany 😇
Ianao irery no silany eto an-tany 💟
Ianao irery no hany hasambarany 🤗
Ianao irery no tokana malalany ♥️
Ianao irery no nomeny ny fitiavany 💞
Ianao irery no anankinany ny ho aviny 🙏

Raha manao izany izy tsy sanatria akory mila ady mba hisaraka fa mila teny mamy sy tambitamby hahasambatra 🥰💟
Satria ianao no paradisany 🌹
Tageo izy ho tsapany...

21/05/2025

FANTATRAO VE IREO KARAZANA OROKA💋💋???

-Oroka eo amin'ny handrina : tiako raha ho mandrakizay ny antsika
-Oroka amin'ny tapon-doha : midika hoe ianao no heriko
-Oroka eo amin'ny takolaka: mahafinaritra ahy ianao
-oroka eo amin'ny soroka : te hiara-dalana Aminao aho
-Oroka eo amin'ny kiho ; izaho no anao ary ianao no ahy
-oroka eo amin'ny tànana: midika hoe babonao tanteraka aho
-Oroka eo amin'ny molotra : midika hoe tena tianao aho

IREO KARAZANA FIHETSIKA KOSA:
-Raha mihazona fitombenana : midika hoe ahy ity
-Mamihina mafy :midika hoe tsy hamela anao irery aho
-Mifantoka mijery ny masonao : tiako ianao
-Milalao volo: lazao ahy fa tinao ko aho
-Mamihina sady mihomehy: mahatoky anao
🎯Zarao amin'ny hafa 😁🙏

11/05/2025

⬛🕊️😭Vaovao mampalahelo💔: Hita faty tamin'ny 11sasany teo i Raissa ilay nanaovana filazana zaza very teto amin'ny Facebook omaly.

❌Tahaka izao ny vaovao👇🏼

- Tokony tamin'ny 11 ora sy sasany teo no hita i Raissa saingy efa vatana mangatsikany no hitan'ny fianakaviana.
- Raha ny fampitam-baovao avy amin'ny zokiny vavy tamin'ny alalan'ny antso an-tarobia dia nisy taratasy teo amin'ny varavarakankelin'izy ireo ary hitan'ny ankizy iray izany, io taratasy io no nilaza fa eo ampita ao anatin'ny dalle feno maloto io no misy an'i Raissa.
-Tao anatin'ny ranomaso tanteraka ny zokiny vavy no niresaka taminay no sady nilaza fa tsy nisy akanjo intsony teny amin'ny vatany fa niboridana tanteraka izy.

Ho hampitaina amintsika eto ny fanampim-baovao mikasika ity tranga mampalahelo ity ary raha ny vaovao nomen'ny fianakaviana ihany koa dia efa tonga eny an-toerana ny mpitandro filaminana miroso amin'ny fanadihadiana.
Nindramina tao aminy rindrin'i Akaikin'ny Mpanakanto


------------
⚠️Zaraina izao pub izao ho fahamailoana hoan'ny rehetra.

11/05/2025

VAOVAO MOMBA AN I RAISSE ILAY TOVOVAVIKELY VERY.
EFA VATANA MANGATSIAKA NO HITA .
NALAINA TAO AM RINDRIN I 24HMADA
Araho ny pejy fa misy vaovao koa eto fa tsy voatery redaka varotra foana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Itaosy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Itaosy
102