10H Mania

10H Mania

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 10H Mania, Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 27, Antananarivo.

"Chaque jour, un choix ,chaque défi, une victoire: Votre boutique en ligne pour tous les essentiels du quotidien !" 🥰
📍Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 27
📞 038 99 105 89: Najoro Christopher Mvola
📞 038 35 693 74: Onintsoa Faniry

27/05/2026

Ankoatran'ny lasa any am-banivohitra tampoka🤔 Dia inona koa ny fikan'ireo mpanao Jp werawera 🫣🤣🤣

27/05/2026

Salama tsara daholo ve kia Neny 😘 Androany ny Box an'i Neny no mivoaka 😍

Photos from 10H Mania's post 26/05/2026

Arahabaina ihany koa kia Neny 🥰 tsara vintana 😍 Tongava eny an-tsena amin'ny Asabotsy maka iray amin'io Gourde io 🥰

26/05/2026

Arahabaina kia Neny tsara vintana tao anatin'ny olona 800 🥰 Tongava eny an-tsena amin'ny Asabotsy maka ny cadeau 🥰

26/05/2026

❌13 000Ar❌ Poêle à griller 34cm 😍 Antiadhésive, tsy mifidy fantana 🚫 (Na courant , na pétrole, na afo KITAY , na fantana Kely na fantana lehibe 😁 Fa ianareo kia Neny dia misy mampiomehy 🤣 Eo amin'ny commentaire ny sary réel 😘

📍Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 27
Livraison disponible dans toute Madagascar ❗❗❗
📞038 99 105 89

26/05/2026

Ao fa amin'ny Alakamisy isika kia Neny hanao Live cadeau ho an'i Neny 🥰🥰 Hataontsika faran'izay mora indrindra 🙏🙏🙏

26/05/2026

Cadeau ho an'i Neny 🥰
Sode misy gaga ianareo hoe Budget Kely ahoana ,fa tena izay Ilay izy 🥰 Ny ato aminay mantsy mirary 🥰 🙏

26/05/2026

Tongava kia Neny miantsena ho an'i Neny 😍 Raha manana budget Kely dia ao aminay feno azo hisafidianana 🥰🥰

25/05/2026

❌8 000Ar❌ Gourde en verre 450ml 😍😋 Ilay rose no disponible 🥰 Tsy misy carton ireo kia Neny fa kosa aza matahoatra fa tsy vaky Tonga any aminareo fa efa misy Fasiana azy 🥰 🙏 Mazaka hafanana tsara saingy tsy mitana hafanana 🚫🚫

📍Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 27
Livraison disponible dans toute Madagascar ❗❗❗
📞038 99 105 89

25/05/2026

❌8 000Ar fotsiny ❌au lieu de ❌ 15 000Ar❌ Borosy nify malefaka 10pièces (Mety foana na lehibe na ankizy ) 🥰 Tsy manankery eny an-tsena ny tolotra 😘 10 000Ar Raha alaina eny an-tsena 😁

📍Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 27
Livraison disponible dans toute Madagascar ❗❗ ❗
📞038 99 105 89

25/05/2026

❌8 000Ar❌ Lampe intelligente rechargeable avec détecteur de mouvement ou mode éclairage permanent✅ Autonomie 4 à 6h (Efa misy fametahana azy soamatsara, efa miseho eto amin'ny vidéo io fa misy manko ianareo tsy mijery sy tsy mamaky tsara kia Neny) 🥰

📍Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 27
Livraison disponible dans toute Madagascar ❗❗❗
📞038 99 105 89

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Anosy Tsena Alakamisy 3ème étage Box 27
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:30 - 15:30
Tuesday 09:30 - 15:30
Wednesday 09:30 - 15:30
Thursday 09:30 - 15:30
Friday 09:30 - 15:30
Saturday 09:30 - 15:30