Karohy beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Karohy beauté, Beauty, cosmetic & personal care, IKIANJA, Antananarivo.
27/03/2023
Ndao ary euh..manao promotion izahay akaiky fety zao
6000 ar avokoa ny manao volo ato aminay amin'ity faran'ny volana ity☺ ndao ary anao manjamanja euh😊😉
Toerana:Garage Ikianja na afaka miantso ny laharana 0348545657
Ao daholo ve isika e😊 😊
Faly indray izahay Karohy beautétété garage Ikianja manolotra anareo tolotra alohan zao fety izao
Promotion 6000 ar monja ny manao volo rehetra ato aminay na lava na fohy(finition steam styler) 😍 🙂..Manomboka ny faha 27 ny volana hatramin'ny faran'ny volana mars,manasa anareo ho tonga fa vonona hanome ny tsara avy aty aminay izahay🙂.Ora fisokafanay @8 ora-6 Ora hariva
Arao hatrany ihany koa ny page KAROHY BEAUTE fa hisy ny lalao iarahana hazaona loka maromaro aza misaraka aminay ary e😉 oroka mamy😘😘
17/12/2022
Aza misalasala manantona anay indrindra fety izao.mirary zakan'ny rehetra avokoa ny fikarakarana momban volo ato amin'KAROHY BEAUTÈ💚💚
Mankasitra foana anareo clients tsy mahafohy anay sy ireo izay rehetra nandalo🙂
24/11/2022
Afaka manantona anay ianareo izay ikarakara volo maro sady mirary zakan rehetra indrindra akatokin fety izao😍
Mandray anao ampifaliana ny ato BEAUTE❤
Mivoha isanandro na afaka miantso amin'ny laharana 0348545657 ihany koa📞📞
04/11/2022
Ho fanokafana ny salon de coiffure Karohy beauté..izahay dia manao promotion ho antsika rehetra mandritra ity volana novembre ity,
Ny misy anay moa dia eto
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo