Chez Nous
Mizara ny tsara indrindra hatrany
29/10/2025
13/05/2025
Fomba hitadiavana sy hazahona asa na vola
Vakio tsara ny hafatrađ€đ€đ€
15/03/2024
SOURCE INCONNU
âtsy mety installĂ©-na ny application
âtsy hitanao oe aiza no mi-activĂ© azy
âtsy hitanao ny paramĂštres
Toy izao ny fomba fi-activé-na ny source inconnu
~ paramÚtre~ sécurité~ source inconnu~ activé
Afaka atao recherche ao le source inconnu raha tsy hitanaoâș
14/03/2024
BLUETOOTH
đ„Tsy hitan'ny appareil hafa ve ny Bluetooth-nao
đ„Sahirana mamindra fichier par Bluetooth
đ„tinao ovaina ny anaran'ilay Bluetooth
Calme ty ny solution :
*Raha ts hitan'ny appareil hafa lay Bluetooth
Activé-na ny Bluetooth> ParamÚtres avancé> activé-na ny Détectable
*Sahirana mamindra fichier par Bluetooth
Activé-na ny Bluetooth> miditra fichier> Sélectionné> Partager> Bluetooth> associé-na le appareil> Envoyé
*Tinao ovaina ny anaran'ilay Bluetooth
Activé-na ny Bluetooth> paramÚtres avancé> Nom du Bluetooth> soloy > renomer
Mankasitraka namakyđ€
Raha misy olana ara-teknika ny findainao de soraty ao hitadivantsika vahaolana
13/03/2024
CONFIGURATION APN
âTsy mety mipoitra ve ny donnĂ© mobile(data)?
âtsy mahay manao configuration Apn?
âtsy mahita namana hanoro?
â
Hatoroko anao ny fanaovana azy
1-ParamĂštre
2-réseau et Internet na Carte Sim
3-Noms des points d'accĂšs na APN
4-tsindrina le trois points
5-nouvel APN
6- saisissez Nom: Internet et APN: Internet
7-enregistrer-na
8-activer-na
đaza adino ny mizara. Afaka mametraka fanotanina ao ianao raha mila fanazavana fanampinyâș
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101