FD'S Store

FD'S Store

Share

Satisfaction de client c'est notre désir

25/02/2026

mijery dia maka lesona indray aloha💝

Mila fotoana mba tsy manao kiraro rehefa tsy miasa na dia eo an_tokotany ihany aza,
Mahazo massage naturel n'y tongotra 🦶
Rehefa ilay somary marary mahavoahitsaka vatokely iny 😁 🏃

Aza adino ny mizara mba ho hitan'ny namana e🙏

21/02/2026

🇲🇬👉MAHAMASINA sa IMAHAMASINA sa KIANJAN'NY BAREA?
Fantatrao ve ny tantaran'io toerana io?

Toerana nanana ny tantarany kanefa hadinon'ny olona. Ary novaina tsikelikely ny anarany taty aoriana. Lasa Fanatanjahatena sisa no ao an-tsaina raha vao io toerana io no resahina.

Ny nahatongavan'ny anaran'ilay toerana sy ny tanana dia io vato be izay nolazaina fa manamasina. Efa tamin'ny andron'i Andrianampoinimerina dia efa nampiasa izany fitaovana izany koa rehefa vao voalohany izy niseho teo amin'ny vahoaka tao Fidasiana eny Ambohimanga. Ireo mpanjaka taty aoriana koa dia nanana ny toerana nanantanterahany izany. Raha araka ny tantara dia vato be nikodia avy amin'io fiakarana mandeha mankany Andohalo hono io vatobe ao MAHAMASINA io tamin'izany fotoana. Noho izany zavatra nitranga izany satria nivarina lavitra teny amin'io toerana misy azy io ilay vato dia noraisin'ny olona tamin'izany fa manana ny hasiny ka natahorana sy nohajaina.

Azo lazaina fa mpanjaka roa no nisafidy azy rehefa hiseho tamin'ny vahoaka ka nanome ny anarany hoe "IMAHAMASINA" (ce qui sanctifie) fa tsy MAHAMASINA araka ny mahazatra antsika. Tsy iza izany fa i Radama I sy II. Rehefa vao tonga hiseho voalohany amin'ny vahoaka ry zareo dia mijoro eo ambonin'io vatobe io ka milaza hoe: " Masina va aho ry Ambaniandro ?" Dia mamaly ireo "Masina, Masina". Rehefa vita izany dia manatitra ny hasina hoazy ireo ny olo manan-kaja isan-tsokajiny. Tamin'izany fotoana izany dia vola tsy vaky ariary espagnol(piastre espagnole) no natao fanatitra ho hasina ho azy. Taty aoriana ilay frantsay Lambert no nampiditra ny farantsa 5 frantsay ka lasa iny indray no natao fanatitra ho hasina. Rehefa vita io fisehoana tamin'ny vahoaka io dia noheverina fa manana ny hasiny amin'ny maha mpanjaka azy marina ilay mpanjaka. Izay no nampiavaka io toerana io satria tao no nanamasinana teo anatrehan'ny vahoaka ireo Radama I sy II. Ka lasa nitondra izany fanononana izany io toerana io ka nanome ny tena anarany hoe IMAHAMASINA. Ireo mpanjaka nifandimby kosa, isan'ireny i Rasoherina sy ireo Ranavalona, dia tsy nety hiseho teo amin'io toerana eo IMAHAMASINA io fa nisafidy toerana vaovao teny Andohalo.

Finoanoampoana(superstition) tokoa ve no nahatonga ireo mpanjaka ireo nanao izany safidy izany? satria nolazainy fa ratsy fiafara daholo ireo mpanjaka roalahy izay niseho tamin'ny vahoaka tao IMAHAMASINA. Isan'ireny Radama I sy Radama II. Nolazaina fa maty tanora daholo. Nefa raha dinihina ihany koa dia ny fikomiana no nanalana an'i Radama II. I Radama I indray maty tanora nopozinina.

Mba nahalala sombiny kely amin'ny tantara angamba ny prezida Tsiranana ka nisafidy an'io vato fisehoana ao IMAHAMASINA io rehefa nandray ny fahaleovantena i Madagasikara ny 26 jona 1960. RANGERS T.

Malagasy ve ianao 🙏 Manasa anao hizara rehefa avy novakianao

Fanamarihana: Nisy tovolahy nijery baolina teo tamin'ny 2007, nivoaka gazety izy izay. Nanipy tavoahangy nisy pipy teo ambonin'ilay vato ka dia ny harivan'iny dia nivonto ny filahiany ary toa nodimandry andro vitsy taty aoriana.

Photos from FD'S Store's post 17/02/2026
Photos from FD'S Store's post 10/02/2026

Ireto ndray ny Arrivage

Petit poubelle
Tsy mibahana trano nefa mahazaka fako betsaka

❌❌Capacité 7 litres❌❌

✨ ✨ Misy couleur azo hisafidianana

✨PRIX : 35 000 Ariary

Alefaso mp ny commande, afaka miantso avy hatrany koa 0381543237
Mandefa province ihany koa izahay an ✅ ✅

06/02/2026

PAPIERS FILM ÉTIRABLE:

Papier film étirable Non adhésif
Mbola misy hatrany

Types dispo :
▫️ 30cm *300m : 40000 Ariary
▫️ 35cm *300m : 45000 Ariary
▫️ 40cm *300m:50000 Ariary
▫️ 45cm *300m : 55000 Ariary

▪️50*400m : 65000 Ariary
▪️ 50cm *600m: 75000 Ariary

✨40cm *1500m : 200000 Ariary

Misy prix ihany koa eo ambany ny sary mba hanamorana n'y commande izay alefanareo

Aza misalasala mandefa ny commande
Efa maro ny afa_po amin'ny tena tsara🥰,
Azo ampiasaina aminy zavatra rehetra :toy n'y Famonosana colis 📦, Hiarovana n'y sakafo tsy ho simba, Hiarovana entana tsy ho tratra ny rano, sns.....afaka ampiasaina amin'ny fanaka ihany koa.
Tana province hatrany
Tél 0381543237

Photos from FD'S Store's post 01/02/2026

Milalao avy hatrany izay haka
Vaovao be
🟥Chargeable

Photos from FD'S Store's post 29/01/2026

Algue sushi & riz de sushi

Arrivage:

✅Algue sushi 10 feuilles avec bambou.
: 20 000 Ariary

✅Riz de sushi 1kg : 18 000 Ariary

Mp si intéressés
Tél 0381543237
Livraison misy foana

✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅ ✅

🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥🟥

Photos from FD'S Store's post 26/01/2026

électrique
SOUS CARTON 🥰🥰

Arrivage vaovao be: ho anareo tia mandendy sy tsakitsaky sns...
✅ Multifonction 🥰
✅Mora diovina
✅ Tsy mandraikitra /antiadhésive

✅ Mora diovina sy misy fanalana menaka
✅ Efa tsy mila mampiasa charbon intsony

✨Vetivety dia mafana be :
220V

✨ Température réglable / misy thermostat

✅ Dispo :

❌Pm: 42×23 cm :: 1360W

❌Moyen : 58×26 cm :: 1400W

❌GM : 72×27 cm :: 1500W

Prix ✨ ✨ :

PM: 160 000Ariary
_M: 185 000Ariary
GM: 200 000ariary

✅ ✅ Produits VAOVAO SOUS CARTON ✅ ✅

Tél 0381543237
Livraison à domicile/ mandefa any amin'ny faritra ihany koa 🥰
Mp ho anareo izay hanao n'y commande

Photos from FD'S Store's post 25/01/2026

Coupe_ouefs multifonctionnel
2 _en_1
Mety amin'ny légumes & fruit 🥝 koa

✨ Prix 15000ar fotsiny

Mora diovina

Livraison disponible foana
Tél 0381543237

✅ ✅

23/01/2026

Livraison mandeha bus indray aloha ☺️🚍
Mankasitraka antsika rehetra mpanjifa hatrany ❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo