C'Lia Beauty

C'Lia Beauty

Share

💆💇Mis en beauté et bien être 🪮💄
♥️Coiffeuse à domicile ♥️

10/12/2025

❤️ Ho avy ny fety, andao hanao manjamanja ❤️
📌 Coloration
📌 Lissage
📌Soin et coupe
Tongava maka rendez vous .
Na miantso mivantana 📞034 01 220 13

13/11/2025

😍😍😍
Examen d'état 2025☺️
Merci mon Dieu fa vita soamantsara iny examen iny❤️
Merci à la modèle fa eo foana rehefa mila fanampiana ny tenanay 😅😍

24/10/2025

❣️Excellente weekend ❣️☺️
Te hiova loko ohatran'izy ireo koa ve ianao?
📌Clientes satisfaites
👉Coloration et coupe
👉Tarif selon diagnostic
Passez vote en Mp

Photos from C'Lia Beauty's post 22/09/2025

❣️Un petit plaisir pour les yeux 😍❣️
📌Tarif coloration : selon le diagnostic
📌sur rendez-vous uniquement
📌 Prestations à domicile
📞☎️ 034 01 220 13

10/09/2025

Mbola hanana toy ity toerana ity indray andro any😍. Tsara mihotra noho ny vitan'ilay IA. 😀

Photos from C'Lia Beauty's post 31/08/2025

♥️Ny omaly♥️
Merci be dia be ny namana rehetra ny amin'ny fametrahanareo fahatokisana foana☺️.
🌹Misaotra ho an'izay nisafidy ny hanao coupe fotsiny⁰
🌹Misaotra koa ho an'ireo izay nanohy hatramin'ny soin sy brushing mihintsy 😘❣️
Toy ny zava maniry ny volo, raha avelanao eo ny ravina simba maina dia hitarika fahamainana ho an'ny sasany koa.
Afaka miaina tsara izy izao fa niala vakivaky sy mitsoboloka rehetra .☺️
❣️Tantara mipetraka ny asa-tanako
Samia soa dia amin'ny manaraka indray🤗

30/08/2025

Merci beaucoup BAREA 😘

About yesterday😀😁🙈
Vendredi 29-08-25
ity video mamy kely ity aloha no hanaovako veloma nao ry volana Aout 2025♥️☺️

Photos from C'Lia Beauty's post 28/08/2025

Hello hello!!!
♥️ Bakaro zah samedi zao izay handalo ka te hanao coupe an☺️
ihany fa tsy maharitra ela aho 😀
fans

Photos from C'Lia Beauty's post 04/08/2025

Le fruit quand on respecte la géométrie😀
Prestations sur rendez-vous
A domicile uniquement.
Contact 034 01 220 13

11/07/2025

Bon weekend 😍♥️

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C'Lia Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.