All By Mi
Prothésiste ongulaire 💅
Be resaka be oatrizao fona dia taraiky fona vao vita ny prestation😂😂
Fa tena tiko be fona🫶🏻
05/04/2026
joyeuses Pâques❤️
Je vous souhaite plein de belles choses,de la douceur et du bonheur au quotidien ✨
Merci pour votre confiance,ça compte beaucoup pour moi 🫶🏻
04/04/2026
Merci anareo fona ry cliente mamy be ako anh🥰🎀
amin’ny erin’andro indray aho mandray anareo😘
30/03/2026
cleanGirl 🎀😉 #🫶🏻
💅
29/03/2026
👀
Ianao: Mba hody aloha kely aho fa mbola andeha dokotera🥹
Boss: D’accord 👌
Ilay dokotera aleha ao anefa😂
Avy alaivo ny rendez-vous fa efa akaiky ny fety😘
Lieu itaosy cité
Lieu itaosy cité
☎️0389499049
25/03/2026
Gainage ✨
Lieu itaosy cité
0389499049☎️
25/03/2026
Retour Cliente❤️
Fa tena tsara anie hoa eh🥰
Salohiniaina Ramaroson
lieu itaosy cité
0389499049☎️
24/03/2026
Cat eyes rouge🍷
Lieu itaosy cité ,sur rendez-vous uniquement
0389499049 ☎️
23/03/2026
Hatomboka amin’ny tsikitsiky ny erin’andro💋
22/03/2026
Hiatrika herin’andro vaovao indray isika ka dia mila manisy motivation ho an’ny tenanao fona 🥰ohatra hoe manao hoho dia efa motivation 😅😘
sur rendez-vous uniquement(acompte obligatoire)
0389499049☎️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Address
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 13:00 |