Centre Médical Saint Godefroi

Centre Médical Saint Godefroi

Share

Ensemble pour une meilleur santé

23/02/2026

Miarahaba ny rehetra. Rehefa 40 taona na mihoatra Dia tsara hatrany ny mijery sy mitily ny tosi-drà matetika mba ialana amin'ireo takaitra hateraky ny fiakarany diso tafahoatra.

25/04/2025

Miarahaba ny rehetra!
Efa manantona ny vanim-potoan'ny ririnina.
Efa afaka manontany ny Centre Médical Saint Godefroi ianao momba ny tolotra misy ao.
Efa afaka mamandrika daty ihany koa ah!

Photos from Centre Médical Saint Godefroi's post 29/03/2025

Misaotra ny LPAA Ambohinambo.
Nanao Assistance Medicale ireo ankizy nanao classe verte.
Mankasitraka.

Photos from Centre Médical Saint Godefroi's post 13/10/2024

Miarahaba anareo mpanaraka ny pejy.
Toy ny isan-taona dia ny volana Oktobra dia natokana indrindra hio an'ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza sy ny homamiadan'ny nono.
Ny Centre Médical Saint Godefroi dia afaka manoro anao hy toro-lalana rehetra mahakasika izany raha misy mampiahiahy.
Ny hafatra manokana ho an'ireo vehivavy 16 taona ny miakatra dia:
1) mizara mitsapa matetika ny nono sao misy vivontosana na misy marary
2) mizara manao fizahana ny vozon"ny tranon-java indray mandeha isan-taona ho an'ireo vehivavy 20 taona no miakatra.
Raha mila fanazavana hafa dia manantona hatrany ny toeram-pitsaboana na dokotera.
Ny Centre Médical Saint Godefroi dia mirary ny soa hatrany.

27/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fanilo Hasina, Fÿ Fälįãnā Rånd

20/08/2024

Miaráhaba ny rehetra. Manamafy ny efa nolazaina etsy ambony.
Mirary soa hatrany.

17/08/2024

Miarahaba ny rehetra. Raha misy tranga mampiahiahy dia tsara hatrany ny mampafantatra an'ireo manam-pahefana na manantona avy hatrany toeram-pitsaboina akaiky. Mirary soa hatrany anao.

Photos from Centre Médical Saint Godefroi's post 11/08/2024

Mankasitra an'ireo Ray aman-dReny t@ fahatokisana ny Centre Médical Saint Godefroi @ fanantantentarahana ny fora zaza (circoncision) t@ ity taona 2024 ity.
Afaka manantona hatrany ny centre isika mbola manana faniriana hanao izany.
Misaotra eh! Misaotra ah!

06/07/2024

Miarahaba. Ireto indray ireo fivarotam-panafody mpiandry raharaha manomboka anio h@ 13 juillet 2024.
Mirary soa hatrany anao ny Centre Médical Saint Godefroi. 😊😊😊

Photos from Centre Médical Saint Godefroi's post 01/07/2024

🌻🌻🌻NDAO HO FANTARINA🌻🌻🌻
Miarahaba antsika rehetra.
Manomboka anio alatsinainy dia hanao fampafantarana anarCentre Médical Saint Godefroidefroi momban'ny resaka fahasalamana izay hafahanareo mametraka fanontaniana raha misy tsy mazava. Manasa anao ary hamaky h@ farany. 😊😊😊😊
Aorian'ito dia mety hisy "video" entina hanazavana misimisy izany.

🌼🌼🌼NY LEFAKOZATRA NA NY POLIOMYELTE 🌼🌼🌼

Aretina mbola misy eto amintsika ny lefakozatra satria dia virus 🦠🦠🦠izay maherivaika izy io noho ny fiparitahan'ny diky 🤮💩💩 eny rehetra eny.

Mahatsikaritra isika fa maloto ny tontolo manodidina ka izay no mahatonga izany
Raha mipoitra ny lefakozatra dia lasa tara na aretina tsy azo tsaboina ny lefakozatra.

Ny fomba fitrangany dia mafana hoditra ny zaza ary lasa malemy tsy tafatsangana ary mety mivalana ihany koa miaraka amin'izany.

Ny vaksiny no fanefitra tsara indrindra ho an'ny lefakozatra zany hoe sorohana izy tsy ho tratra ny zaza ka h@ 14 taona ny zaza dia afaka atao vaksiny foana entina hiarovana azy @ izany.

Ny mamerimberina ny vaksiny atete am-bava dia miantoka fa voarain'ny vatana ny hery fiarovana miady @ lefakozatra.

⚘⚘⚘⚘Misaotra namaky h@ farany⚘⚘⚘
Raha misy fanontaniana dia afaka mamaly hatrany.

Photos from UNICEF's post 01/07/2024

Ho avy ny fanaovana vaksiny fanefitrin'ny polio.
Manasa anao hifampolaza @ ireo reny rehetra
Natao io ho an'ireo zaza latsaky ny 15 taona

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Lot 68/2 Ambohijanahary Antehiroka
Antananarivo
105