Tia Razafy

Tia Razafy

Share

Vente de produits cosmétiques ,montres classes ,produits Apple et autres ���������

27/08/2026

‼️ITY SISA NO STEAMPOD ATO ‼️

💥Tsy azavaina be intsony ny resultat an’izy ity fa matoa mampiasa azy daholo ny coiffure rehetra eto amintsika na any ivelany dia tena tsara be izy izay

- Izay mapiasa azy ao antrano ihany ko dia afa-po daholo

- Ho an’izay tsy mbola nahazo (na coiffure na particulier) ,tongava amin’izay maka ny anjaranao.

- Ho an’izay efa nanjifa tato aminay dia mahalala tsara ny entana amidinay

2.0
Edition limitée
Avec trousse
En provenance de France 🇫🇷
Mbola tsy niasa teto

Tsy tena lafo

25/08/2026

‼️OCCASION A SAISIR ‼️

- Misy milaza hoe mitovy résultat amin’ny ny titanium v2

- ny zavatra azo antoka aloha dia authentique ny demeliss (manaraka tsara ny fenitra (norme) européenne (CE)

- plaque titanium avec vapeur izy (sady manatsotra tsara no miaro ny volo tsy ho simba

- mahavita boucle tsara ihany koa ny demeliss sady mitana tsara

- matanjaka sady mafana tsara izy satria dia mahatratra hatramin’ny 230 degré ny temperature

- vidiny tena mety tsara satria tsy lafo loatra

- mety iasana na salon de coiffure na ampiasaina ao antrano

- tsy mila mandeha mpanao volo intsony rehefa manana azy raha tsy mila zavatra tena raitra be

- mitovy endrika amin’ny steampod 3.0 izy

👉KA INDRO AZA ATOLOTRA ANAREO ANDROANY NY TITANIUM V2

En provenance de France 🇫🇷
Mbola tsy niasa teto
Zéro défaut
Etat impeccable

Prix normal

Aza tara fa iray sisa

24/08/2026

‼️URGENT BE ‼️

Steampod 2.0
Midnight Paris
Avec trousse

Steampod 2.0
Blanc classique

Etat impeccable daholo
En provenance de France 🇫🇷

Prix normal

23/08/2026

‼️𝗔𝗥𝗥𝗜𝗩𝗔𝗚𝗘 𝗧𝗦𝗢𝗧𝗦𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗙𝗜𝗡𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗛𝗔𝗝𝗔 𝗞𝗘𝗟𝗬 𝗗𝗔𝗛𝗢𝗟𝗢 ‼️

💥TENA MARO BE IANAREO NO NIANDRY NY FAHATONGAVAN’IRETO ENTANA IRETO

👉 𝘓𝘢𝘻𝘢𝘪𝘬𝘰 𝘦𝘰 𝘢𝘮𝘣𝘢𝘯𝘺 𝘥𝘢𝘩𝘰𝘭𝘰 𝘯𝘺 𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯𝘺 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘴𝘺 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘥𝘪𝘴𝘱𝘰𝘯𝘪𝘣𝘭𝘦 𝘩𝘰 𝘢𝘯’𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘩𝘢𝘬𝘢

- 𝙀𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙫𝙤𝙖𝙛𝙖𝙣𝙩𝙞𝙣𝙖 𝙙𝙖𝙝𝙤𝙡𝙤 𝙞𝙧𝙚𝙤

- 𝙆𝙖𝙡𝙞𝙩𝙖𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙤𝙫𝙖

- 𝙁𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙛𝙞𝙣𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖

- 𝙋𝙧𝙞𝙭 𝙣𝙤𝙧𝙢𝙖𝙡

.0 Karl Lagerfeld avec carton
Accessoire complet( peigne - pipette - manuel etc.)

3.0 blanc classique avec etui sans peigne(à livrer)

.0 Midnight Paris avec trousse

2.0 blanc classique Etat impeccable

titanium V2 sans peigne

RAHA SITRAPON’𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑨𝑵𝑰𝑻𝑹𝑨 DIA METY TSY ELA DIA LANY IREO KA AZA TARA IANAREO

🚚 manao livraison

Garantie

23/08/2026

👒 Protection Solaire SPF 50+

🏝️ pour vos séjours en vacances

☀️ avec ce retour de chaleur qui s’installe

‼️ Il est plus qu’important de mettre un écran solaire ‼️

GRANT FORMAT 175ml - non gras - visage et corps

Photos from Tia Razafy's post 18/08/2026

‼️MISY FOANA NY AUTHENTIQUE HO AN’IREO IZAY MITADY ‼️

- sary fotsiny dia efa hita hoe ilay tena izy
- tsy mbola nisy tongotra niditra tao anatiny (vaovao )
- tsy mbola misy vovoka ny ivelany na anatiny ☺️
- ho an’izay efa nahazo na manana azy ity dia mahatsapa tsara fa hafa mihintsy rehefa mandeha aminy (confort be) : na ny tongotra aza mahatsiaro sambatra 🙏

Pointure 38.5
24cm
Authentique
AIR JORDAN 1 MID

Manaova zavatra miavaka sy tena izy

15/08/2026

‼️ARRIVAGE KELY TSOTSOTRA ‼️

3.0
En provenance de France 🇫🇷
Authentique

Sans défaut

Mbola tsy niasa teto

13/08/2026
11/08/2026

‼️ARRIVAGE KELY MAFINARITRA ANDROANY ‼️

🔥IREO ILAY SÈCHE-CHEVEUX NANDRASANAREO 🔥

professionnel


Mafy - mateza - natao iasana - longue durée (moteur be)
2.0


En provenance de France 🇫🇷
Etat tsara be daholo
Mbola tsy niasa teto

Mora mora daholo

08/08/2026

Fossil Q hybrid
Seconde main de France
Authentique
Bracelet en cuir véritable
Numero de serie FTW 1156

Prix mora

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Terminus 133 Ambodifilao
Antananarivo
101