BeautéVerte’s Shop

BeautéVerte’s Shop

Share

Mode et accessoires de beauté

03/03/2024

Vangonvago sy bracelet plaqué or.
Misy Saphir cabochon ilay vangonvago.
20.000 ar fotsiny ny iray.
Modèle unique, seconde main de France ❤️

Photos from BeautéVerte’s Shop's post 15/10/2023

Vernis manamafy hoho
Hoan'ny olona malemy hoho, sady vernis no traitement.
10.000 ar monja.

Photos from BeautéVerte’s Shop's post 14/10/2023

Salama tompoko.
Vakio tsara😬. disponible de suite❤️
Tsy Dia fahita firy, faux ongles 😱😱😱.
Izany hoe tsy Mila colle, fa Tonga dia apetaka amin'ny hoho Dia tsindrina Dia vita .
naturel, bé toy n'y hoho na pams🙈, classe tsara.

Mariage, amin'ny fety, andavanandro, hoan'ny olona maika. Vahaolana hoanao.
Qualité top. Tena ireo ihany indray no misy sao taraiky( 5 ihany)

13/10/2023

Baume à lèvres sady afaka atao gloss. Na 5 taona aza tsy lany 😱
Tsy mitovy ilay eny amin'ny sinoa fa d'origine de France.
Anaky 5 Fotsiny dispo sendra Misy tsy mahazo indray🥰. Dispo dans l'après midi❤️.
Efa dispo après midi daholo ihany koa ny parfum sy n'y lokomena😋😋.

Photos from BeautéVerte’s Shop's post 12/10/2023

Ireto ihany no lokomena dispo ( avy Any France daholo foana).
N**e, marron, bordeaux, aubergine, fushia.
15.000 ar seulement Dia mahazo milamitsaina fa tsy mivoto ny molotra fa mahazo manao lokomena ampilamina❤️❤️.
Misy tenue tsara.

11/10/2023

Misy combi short 2ème main ato.ampiarahana amilay parfum izahay haka manao jp.alefako avy eo ny sary ato aminy commentaire

Photos from BeautéVerte’s Shop's post 11/10/2023

Demeliss, Fer a lisser Babyliss titanium, fer à boucles Babyliss, peigne a lisser silvercrest.
Araraoty fa ts ahita toy itony intsony. Afaka hiasana . seconde main avokoa fa zara raha niasa.
Demeliss 200.000 ar😱
Babyliss titanium 150.000 ar
Fer à boucles 30.000 ar n'y iray( misy 3)
Peigne a lisser 40.000 ar.
Mandalo ireo .

Photos from BeautéVerte’s Shop's post 11/10/2023

'ny antsika aza
Aharabaina
1. Avotriniana 141 réactions ( montre YVES Rocher)
2. Florence Nirintsoa Jenny 109 réactions ( collier argent,)
3. Aina Maharavo 92 rections (bracelet)
4. Pinthie Andria 90 réactions. ( Collier fantaisie)
Hisy foana n'y fianarana isakeri'andro fa aza miala amin'ny page ❤️❤️

11/10/2023

Salama tompoko
Aza miala fa amaoka n'y valin'ny lalao isika avy eo, Iza avy ilay efatra ahazo cadeau. Dia hisy arrivage n'a parfum s'y fond de teint koa avy an.
Bisous bisous 😘

Photos from BeautéVerte’s Shop's post 10/10/2023

Coucou
Misy ireto coloration 100% naturel ireto.misy interresse ve azafady.mba midira mp anie.na miantso ny 034.51.734.66

Photos from BeautéVerte’s Shop's post 09/10/2023

Salama daholo vé o.
Atombotsika amin'ny cadeau ny tontolo andro.
Izay mahazo réaction betsaka indrindra no mahazo .
1. Montre vrai Yves Rocher

2. Collier en argent

3 bracelet en acier inoxydable

4. Collier fantaisie rouge.

Olona efatra no mahazo Dia ireo no filaharany( arakaraka n'y réaction).

07/10/2023

Salama tompoko
Sondage kely
Misy Liana amin'ny article de mode sy accessoires de luxe avy any France vé ato?😍
Ho sokafatsika ny beauté verte shop raha betsaka ny Liana.
Dia inona tena tinareo.
Parfum
Sac
Maquillage
Vêtements de marque
Sns....
Isika tsy manao zvaatra lafo bé izany fa amin'ny Antonony foana.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Immeuble Eccova 1er étage
Antananarivo
101

Opening Hours

07:00 - 17:00