Vivite Confident
Vivite Confident propose des déodorants qui protègent votre quotidien des gènes causés par la transpiration et les mauvaises odeurs des aisselles.
Mais encore, il nourrit éclaircit et raffermit votre peau.
30/09/2026
Mitsabo sy miaro ary manafotsy ny nify😁
🍃FRESH & WHITE EXTRA COOL MINT🍃
Ny FRESH & WHITE EXTRA COOL MINT dia dentifrice novokarin'ny Lion ; natao hanome fikarakarana feno ny nify sy ny ativava amin’ny dingana iray monja.
✨Tena mandaitra amin’ny fiarovana sy fanafotsiana ny nify izy.🦷
✅Manafotsy haingana ny nify
✅Manome hanitra sy fahatsapana mangatsiatsiaka maharitra ao amin'ny ativava
✅Miaro ny nify amin’ny oly manara sy ny otrikaretina
✅Manamafy sy manatanjaka ny nify
✅Mampitsahatra ny “decalcification” sy miaro ny akanjo nify
➡️Ny mampiavaka azy dia noho izy 5 actions :
🌀Misy white max izay manafotsy haingana ny nify
🍃Ny tahan’ny menthe betsaka ao anatiny dia manome hanitra sy fahatsapana mangatsiatsiaka maharitra ao amin'ny ativava
💦Ny Vitamine E sy Calcium ao anatiny dia :
✅Miaro ny nify amin’ny oly manara sy ny otrikaretina
✅Manamafy sy manatanjaka ny nify
✅Mampitsahatra ny “decalcification” sy miaro ny akanjo nify
Ampiasao ny dentifrice FRESH & WHITE Extra Cool Mint hikolokoloana ny nifinao dia tsy mila misahirana mankany amin’ny dentiste matetika intsony ianao.☺️
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉 Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
30/09/2026
Manala ny volo amin’ny fomba malefaka sy haingana ho an’ny faritra marefo🥰
💜NAIR CRÈME DÉPILATOIRE - HYDRATANT & HUILE DE PEPINS DE RAISIN💜
✅Cliniquement prouvée
✅Testée dermatologiquement
✅Lisse la peau pour plusieurs jours
Marika Canadienne🇨🇦laharana voalohany eran-tany amin’ny fanalana volo amin’ny fomba tsotra sy tsy misy fanaintainana ny NAIR.🤩Ny fampiarahana ny teknolojia mandevona ny volo sy ny akora natoraly mpikarakara hoditra no tena mampiavaka azy. Anisan’ny vokatra azo antoka vokariny ny NAIR CRÈME DÉPILATOIRE - HYDRATANT & HUILE DE PEPINS DE RAISIN.😘
Ny NAIR CRÈME DÉPILATOIRE - HYDRATANT & HUILE DE PEPINS DE RAISIN dia Crème dépilatoire tena malefaka sady tsy misy fofona mahery ; natao hanalana ny volo amin’ny faritra marefo toy ny helika sy ny tongotra ary ny maillot.😉Mandevona ny volo amin’ny fomba malefaka izy sady mampaharitra ny fotoana fitsiriany ; manome hamandoana ny hoditra ihany koa.😏
⏭️Manankarena Huile de pépins de raisin sy Extrait de mauve ary Thioglycolate sy Hydroxide de Calcium izy.
🍇Ny Huile de pépins de raisin dia manankarena Vitamine E izay miaro sy mamelona ny hoditra sady manome hamandoana lalina azy.
🌸Ny Extrait de mauve kosa dia mampalefaka sy mampitony hoditra ary miaro azy tsy hamaivay na hivoara-mena.
🩸Ny Thioglycolate indray dia mandevona ny kératine amin’ny volo ka manamora ny fanalana azy ao anatin’ny minitra vitsy monja.
💧Ny Hydroxide de Calcium no manampy ny akora mandevona ny volo hiditra haingana amin’ny hoditra mba hanalana ny volo hatramin’ny fotony.
💯Araka izany ity CRÈME DÉPILATOIRE ity dia :
💫Manala ny volo amin’ny fomba malefaka sady tsy misy fofona mahery
💦Miaro sy manome hamandoana mba hampalefaka ny hoditra nasiana azy
✨Mampalama ny hoditra mandritra ny andro maromaro
🌀Mampalefaka ny volo vao hitsiry sady mampaharitra ela kokoa ny fotoana fitsiriany
✅Mety ho an’ny ny helika sy ny tongotra ary ny maillot
⭐️Ny fomba fampiasa azy
1️⃣Hosory amin’ny hoditra madio sy maina tsara amin’ny alalan’ny spatule na amin’ny Tanana ilay crème
2️⃣Avelao hiloana 5 ka hatramin’ny 10 minitra tsy mihoatra
3️⃣Rehefa tonga ny fe-potoana dia fafao moramora amin’ny lamba lena na amin’ny spatule
Ampiasao ny NAIR CRÈME DÉPILATOIRE - HYDRATANT & HUILE DE PEPINS DE RAISIN mba hanalana ny volo ao anatin’ny fotoana fohy.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
30/09/2026
29/09/2026
Mikarakara amin’ny fomba miavaka isan’andro ny faritra maha-vehivavy😍
🩷MISTINE LADYCARE INTIMATE CLEANSER FEMININE WASH GENTLE🩷
❎Sans Savon
Ny MISTINE LADYCARE INTIMATE CLEANSER FEMININE WASH GENTLE dia “soin lavant intime” avy any Thailande🇹🇭natao ho an’ny fikarakarana andavanandro izay mitazona ny fifandanjana voajanahary sy manome fahatsapana madio mandritra ny andro.😍
⭐️Misy habe roa (02) azo isafidianana izy : ny “Petit format” izay ho an’ireo tia mandeha “voyage” ary ny “Grand format” kosa ho an’ny fidiovana isan’andro ao an-trano.
⏭️Manankarena ireto akora manaraka ireto izy :
🩸Ny Acide Lactique dia manampy mitazona ny fifandanjan’ny pH voajanahary mba hahazoana aina sy ho fiarovana bebe kokoa.
🤍Ny Milk Lactoserum kosa dia manankarena vitamine sy mineraly izay mamelona sy mampalefaka ny hoditra.
🌸Ny Extrait de fleur de camomille indray dia mampitony ny fahasosoran’ny hoditra ary manome fahatsapana mahazo aina kokoa.
💧Ny cocamidopropyle betaine no agent nettoyant manadio malefaka kanefa tsy mahamaina na manimba ny hoditra.
💯Araka izany ity MISTINE CLEANSER FEMININE WASH ity dia :
💫Manadio malefaka sy mitazona ny “pH naturel” an’ny faritra “intime”
🌀Manome fahatsapana fahadiovana sy “fraicheur” maharitra
✨Mampahazo aina sy manome fahatokisan-tena amin’ny fotoana rehetra
💓Misoroka ny fahasosorana sy ny hidihidy ary manala ny fofona ratsy amin’ny hoditra
🦠Manala ny hatsembohana sy ny loto miraikitra amin’ny hoditra kanefa tsy manimba ny sakana voajanahary mpiaro azy
Ampiasao ny MISTINE LADYCARE INTIMATE CLEANSER FEMININE WASH GENTLE mba hanadio sy hampitony ny hoditra.☺️
💲 Jifao ity vokatra ity, mahazoa KOTY ary mividiana maimaim-poana any aoriana
✍️ Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️ Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43
👉 Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉 Afaka manatitra mivantana izahay
29/09/2026
PETA Madio sy Salama ary Teritery rehefa mampiasa ny 💞VITAMIN BODY SERUM MAFINZE 💞
Vokatra natoraly MADE IN THAILAND 🇹🇭 azon’ny vehivavy rehetra ampiasaina 👩🦰 ; sady manadio ny ao anaty no miaro amin’ny bakteria ary manala ny fofona ratsy ao amin’ny VAGIN ny MAFINZE . ☺️
Tsy izany ihany fa manampy manaitaitra amin’ny filàna ihany koa. 😋
Ireto avy ireo akora mandrafitra azy :
🥥Menaka voanio : mampitombo ny lubrification vaginale
🩸Ampongabendanitra : Manakatokatona ny fivaviana sy manampy amin'ny fanasitranana ny ratra ; misy collagène sy vitamine E ihany koa izay manampy manome aina ny hoditra.
☘️L'herbe réparatrice : raokandro manampy amin'ny fanakatokatonana ny fivaviana sy mamerina azy ho tanora
🪸Racine Trente : Manasitrana fery anaty sy manasitrana tanteraka ny fanaintainan’ny fivaviana
💧Kwao Krua blanc : manampy ny hormone ho an'ny vehivavy ; manampy amin'ny fampihenana ny fahamainana ao amin'ny fivaviana ary ny soritr'aretin'ny menopause.
☺️Parfum menthe : manome hanitra vaovao sy fahazoana aina eo am-pampiasana azy
Ho anao vehivavy manana olana nefa te hifalifaly miaraka amin’ny namana 🥰 : ampiasao ny VITAMIN BODY SERUM MAFINZE.
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 32 59 250 55
📞+261 34 21 381 86
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao.
👉Afaka manatitra mivantana izahay.
̀ne
29/09/2026
🌟PROTÉGEZ VOTRE COULEUR, RÉVÉLEZ VOTRE BRILLANCE… LE TOUT SANS VOUS RUINER !😍
Chouchoutez votre coloration avec la qualité 𝐋’𝐎𝐑𝐄́𝐀𝐋 𝐏𝐀𝐑𝐈𝐒 grâce au 𝐏𝐀𝐂𝐊 𝐂𝐎𝐋𝐎𝐑 𝐏𝐑𝐎𝐓𝐄𝐂𝐓 : nomade, compact et ultra-pratique à glisser dans votre sac.
Le duo 𝐒𝐇𝐀𝐌𝐏𝐎𝐎 𝐏𝐑𝐎𝐓𝐄𝐂𝐓 & 𝐂𝐎𝐍𝐃𝐈𝐓𝐈𝐎𝐍𝐄𝐑 𝐏𝐑𝐎𝐓𝐄𝐂𝐓 pour seulement 𝟑𝟓.𝟖𝟎𝟎 𝐀𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 !💰
⏭️Grâce à sa formule infusée à l’huile de lin et enrichie en filtres UV, ce duo aide à préserver votre couleur et à raviver votre brillance, lavage après lavage.
💖 Préserve l’intensité de votre couleur jusqu’à 30 shampooings.
🌞 Protège la fibre capillaire contre l’affadissement et les effets du soleil.
💦 Nourrit, lisse et démêle la fibre pour un toucher d’une douceur absolue.
✨ Maîtrise les frisottis et apporte une brillance miroir.
👜 Parfait pour vos déplacements et vos vacances !
Parce qu’une belle coloration mérite une protection à sa hauteur, adoptez dès maintenant le 𝐏𝐀𝐂𝐊 𝐋’𝐎𝐑𝐄́𝐀𝐋 𝐏𝐀𝐑𝐈𝐒 𝐂𝐎𝐋𝐎𝐑 𝐏𝐑𝐎𝐓𝐄𝐂𝐓 et révélez des cheveux éclatants jour après jour.☺️
✍️ Envoyez votre commande dès maintenant !
👉 Produits disponibles immédiatement.
28/09/2026
Nourrit profondément vos cheveux et dévoile une brillance remarquable.🤩
✨L’OREAL ELSEVE EXTRAORDINARY OIL HAIR MASK SMOOTH & SHINE✨
✅Nutrition intense & Éclat sublime
✅Douceur intense & Fibre lissée
✅Brillance éclatante
L’OREAL ELSEVE EXTRAORDINARY OIL HAIR MASK SMOOTH & SHINE est un masque capillaire conçu pour apporter un soin intense aux cheveux secs, ternes ou difficiles à maîtriser.💗Enrichi en Hair Peptide et en Flower Oil, il aide à nourrir la fibre capillaire, à lisser sa surface et à révéler tout son éclat.😉
Sa texture riche et fondante enveloppe chaque mèche pour offrir un soin profond. Elle se répartit facilement sur les longueurs, aide à discipliner les cheveux et laisse une sensation de douceur sans effet lourd.🥰
⏭️Ses principaux bienfaits :
💦Nourrit intensément les cheveux pour les rendre plus souples et résistants.
💫Lisse la fibre capillaire, réduit les frisottis et améliore la discipline des cheveux.
💖Révèle une brillance éclatante pour des cheveux visiblement lumineux et soignés.
🪮Procure un toucher doux et soyeux qui facilite le coiffage au quotidien.
🛡️Résultat : Dès les premières utilisations, les cheveux paraissent plus doux, plus lisses et plus brillants. Au fil des applications, ils retrouvent une apparence soyeuse, nourrie et pleine d’éclat.
Prenez soin de votre chevelure avec L’OREAL ELSEVE EXTRAORDINARY OIL HAIR MASK SMOOTH & SHINE et révélez des cheveux nourris, lissés et éclatants de beauté.😊
👉Produit disponible maintenant
--------------------------------------
Ny L’OREAL ELSEVE EXTRAORDINAY OIL HAIR MASK SMOOTH & SHINE dia masque capillaire natao hitsaboana lalina ny volo maina sy matroka ary sarotra fehezina.💗Ahitana Hair Peptide sy Flower Oil izay mikarakara lalina ny tahom-bolo ao aminy ka mahatonga ny volo hamiratra sy hanintona kokoa.😘
💯Ny tombontsoa entiny ho an’ny volo :
💦Mamelona lalina sy mampalefaka ary manatanjaka ny volo
💫Mampihena ny “frisottis” sy mampifitsaka ny tahom-bolo
💖Mampamiratra sy manatsara kokoa ny endriky ny volo
🪮Manamora ny fibangoana sy ny fikarakarana ny volo isan’andro
Karakaraho amin’ny fomba miavaka miaraka amin’ny L’OREAL ELSEVE EXTRAORDINARY OIL HAIR MASK SMOOTH & SHINE ny volonao mba hahazoana volo malefaka sy malama tsara ary mamirapiratra.☺️
✍️Raha mahaliana anao ity vokatra ity dia mandefasa hafatra miafina (MP) avy hatrany
👉Vokatra azo jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
28/09/2026
Manafotsy ny helika sy miaro ny hoditra rehefa avy miaratra😱
🌺VIVITE CLEAR AND CONFIDENT🌺
Ny VIVITE CLEAR AND CONFIDENT dia Déodorant roll-on avy any Thaïland🇹🇭natao manokana hiarovana ny helika amin'ny fofona sy ny tasy mainty.
🌀Manala ny tasy mainty sy manatsara ny firafitry ny hoditra
💦Manena ny hatsembohana sy manakana ny fahateran’ny hoditra aloha loatra
👚Tsy mamela tasy amin’ny akanjo
✅Mora ampiasaina sady mora maina
➡️Misy hanitra “fruits des bois”🍒 sy “camomille”🌼malefaka
Ireto akora manaraka ireto dia miara-miasa mba hanatsarana ny hoditry ny helika :
🩸Ny Extrait de baies ao aminy dia manankarena antioxidants ka manampy amin'ny fanomezana aina sy ny fampitoviana ny lokon'ny hoditra.
💧Ny Extrait de camomille kosa no manamaivana sy mampitony ny fivontosana rehefa avy miaratra.
🧪Ary ny Vitamine B3 na Niacinamide dia manampy amin'ny fampihenana ny tasy mainty sy manatsara ny fahazavan'ny hoditra.
Safidio ny Déodorant VIVITE CLEAR AND CONFIDENT dia ho madio sy mamirapiratra ary voaaro ny helikao!🥰
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 38 90 448 64
📞+261 32 83 325 00
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
28/09/2026
Sady manadio lalina no mampangirana sy manome hamandoana maharitra ny hoditra🥰
✨VASELINE BODY WASH LUMINOUS GLOW GLUTAGLOW✨
❎Sans parabènes
✅ Testé dermatologiquement
✅Pour tous types de peau
Ny VASELINE LUMINOUS GLOW GLUTAGLOW dia gel do**he révolutionnaire avy any Thailand🇹🇭; natao manokana mba hanomezana hoditra mamirapiratra, malefaka ary mandina avy hatrany, toy ny avy nanao “soin spa”.😍
👉Format disponible : GM 425 ml et PM 190 ml
🌍 Gel do**he voalohany manana endrika sérum izy ka miditra haingana ao amin’ny hoditra mikolokolo sady manadio azy amin’ny fomba malefaka nefa mahomby.😉
🌸 Ny fifangaroan’ny hanitra voninkazo sy voankazo “framboise & freesia” dia mamelombelona sy mampahazo aina mandritra ny fotoana maharitra.👌
➡️ Ity gel do**he texture sérum ity dia ahitana :
🌀 Ny Technologie GlutaGlow dia mampamirapiratra sy manazava ny hoditra.
🩸 Ny Niacinamide avo 10 heny indray no mampitovy ny lokon’ny hoditra, mamelombelona ny famirapiratana voajanahary sady manazava ny hoditra ihany koa.
🔰 Ny Glutathion kosa dia antioxydant mahery manome aina ifotony ny hoditra hahatonga azy ho salama sy mamirapiratra.
💧 Ny Acide hyaluronique no manome hamandoana lalina sy maharitra ho an’ny hoditra.
💯 Araka izany, ity Gel do**he VASELINE ity dia :
💫 Manadio amin’ny fomba malefaka nefa mahomby
💦 Manome hamandoana lalina sy famirapiratana eo noho eo sy
✨ Manazava sy manatsara ny lokon’ny hoditra
💖 Mamelona sy manatsara ny firafitry ny hoditra
🌸 Mamela hanitra “fruité-floral” mahafinaritra
Ampiasao ny VASELINE BODY WASH LUMINOUS GLOW GLUTAGLOW ho an’ny hoditra madio sy malefaka ary mamirapiratra isan’andro.☺️
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+26138 90 448 64
📞+26132 83 325 00
👉Afaka manatitra mivantana izahay
**he
Category
Contact the business
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 16:00 |
| Tuesday | 07:00 - 16:00 |
| Wednesday | 07:00 - 16:00 |
| Thursday | 07:00 - 16:00 |
| Friday | 07:00 - 16:00 |
| Saturday | 07:00 - 16:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Vivite Confident posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.