Le refuge des plumes

Le refuge des plumes

Share

L'innovation au service de la nature...

Photos from Le refuge des plumes's post 29/03/2025

Ny Kuroiler dia karazana akoho hybrid izay novolavolain’ny vondrona Keggfarms any Gurgaon, Haryana. Ny Kuroiler dia avy amin’ny fiampitana na lahy fiompy loko isan-karazany amin’ny vavy Rhode Island Red, na lahy White Leghorn amin’ny vavy Rhode Island Red....... 😊

🐔Ny kuroiler dia sady akoho fakana 🍗 nofo satria lehibe vatana izy ary ihany koa manatody lava 🥚

Marihina kosa anefa fa tsy mikotrika izy fa na miara-miasa @ akoho gasy vavy na mampiasa couveuse 😉

Mety mahaliana anao ve ny hiompy azy ? 🐔🍗🥚

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Tsarahonenana
Antananarivo