BIO. SOA.

BIO. SOA.

Share

naturelle

07/07/2025

ATAOVY VELOMA hatreto ny olan'ny ODITRA REHETRA HATRAMIN'NY TASY VOKATRY NY HIDIHIDY TSY METY AFAKA, IZAY HIDIHIDY TSY ZAKA REHETRA Toy ny : Eczema, mycose, teigne de Manuum, piqure de moustique, transpiration herpès, psoriasis snss....

👉Maro be ianareo no nahita voka-tsoa tamin'ny crème oditra teo aloha ka tonga indray ary sao tara amin'ny endriny nohatsaraina.
Hoan'ny aretin-koditra tsy ahitana vahaolana, crème naturel malefaka ary tsy misy vokadratsy na kely ary

👉 SHIZHEN BAI DU GAO dia natao hoan'ny
😫 Eczéma amin'ny loha, tanana, ranjo sns tena maneligenina be ireny
😖 Mangidihidy tsy zaka rehetra na lanin'ny moka na biby kely hafa, allergie...
🦠 Mycose amin’ny vatana, volo, na faritra intIm...
✨ Psoriasis ..
➡️ SHIZHEN BAI DU GAO dia crème traditionnelle chinois efa fampiasain-dry zareo hatramin’ny ela ho fitsaboana olana amin’ny hoditra.

🌿 100% naturel izy ity, vita amin’ny plantes médicinales toy ny :

Baicao : ravinkazo manampy manasitrana hoditra
Sophora flavescens : miady amin’ny champignons sy bakteries
Camphre naturel : manalefaka fivontosana sy fanaintainana
Menthe chinoise : mampitony sy manala stress
Forsythia suspense : manadio hoditra
Scutellaria baicalensis : miady amin’ny inflammation
Coptis chinensis : anti-inflammatoire sy anti-bactérienne Phellodendron amurense : manampy amin’ny mycose sy aretin-koditra

✅ Anti-inflammatoire, anti-bactérienne, anti-fongique
✅ Manala hidihidy, manampy amin’ny mycose
✅ Manamaivana psoriasis amin’ny hoditra
✅ Manasitrana hoditra maina, mena, mangidihidy...
✅ Tsy misy akora manimba, azo ampiasaina amin’ny hoditra marefo

Prix 25 000 Ar
Frais de livraison ville 4000Ar
0345143723

Photos from BIO. SOA.'s post 02/06/2024

PETIT COLA AFRICAIN
30 000 Ar 1paquet de 10pieces (Lehibe)
👉Hoan'ny LEHILAHY,raha EFA LANY HAIKY dia ity no VAHAOLANA HAMPATANJAKA sy HITSABOANA ireo olana eo amin'ny lehilahy na NY NAHAZO TAONA NA ny TSIA, ireo DIABÉTIQUES indrindra indrindra noho izy mitondra voka-tsoa maro amin'ny fahasalamana , ny olana amin'ny tsy fahazoana taranaka(mety hoan'ny Lahy/vavy) ihany koa.

👌EFA MARO BE IREO AFA-PO TANTERAKA AMIN'NY FIASANY noho izy
👉Tena Efficace ka ireo nampiasa dia nahita voka-tsoa daholo anefa tsy misy vokadrats(rehefa araka ny fatra tokony ho izy omenay)
👉Natoraly
👉Tsy mampiankindoha
👉Mety hoan'ny diabetique sy ny misy tosidra ambony noho izy mandamina ny tahan’ny fiakaran’ny siramamy sy ny tosidra

Ampiasaina ihany koa amina fangarom-panafody maro samihafa efa misy noho izy azahoana tombon-tsoa ara-pahasalama izay afaka misoroka sy mitsabo aretina maro na hoan'ny lahy na vavy.
Ps: Manamaivana ireo olana lalovan'ny vehivavy mandritra ny fitsaharan' fadim-bolana
👉👉Eo amin'ny commentaires ny fanazavana feno, ny voka-tsoa azo azy aminy rehetra

⛔Tsy mety hoan'ny efa bevohoka sy mampinono
✅Produit Natuelle 100%

🔺DISPONIBLE POUR Livraison TANA-PROVINCE
📲COMMANDE EN MP : Contact + Lieu de livraison
0345143723

17/05/2024

SAVON 🐑 LAIT DE CHÈVRE et PROTÉINE DE SOIE 🥛
👉👉👉EFA DISPONIBLES, MARO NY TÉMOIGNAGES VOARAINAY, MARO IANAREO NO NAHITA VOKA-TSOA IZAY REHETRA NAMPIASA, KOA AZA TARA SY MIANDRY INTSONY HOAN'NY IZAY MBOLA TSY NAHAZO FA EFA DISPONIBLES NY SAVON ANTSIKA

Natokana ho zakan'ny oditra rehetra fa indrindra ny ✅PEAU TRÈS SENSIBLE na Marefo ity savony vita amin'ny ronono sy protéine LANDY ity

Fantatrao ve fa manana anjara toerana lehibe amin'ny fanatsarana indrindra ny fitsaboana ny oditra ireo ankora ireo?
❤️Mahagaga ny fiasany amin'ny oditra :

*Raha simba(produit chimique, masoandro...) ny tarehy dia natao Hitsaboana izay izy
*Hon'ny oditra tena SENSIBLE dia tsara mampiasa azy noho ny fanany toetra mampitony, ary tena malefaka tsy misy vokadratsy
*ANTI-RIDE na manohitra ny fahanten'ny oditra (manavao ny sela)
*Azahoana manana oditra malefaka be sy malandilandina tsara
*Hoan'ny ireo tarehy be mony, feno tasy (rehetra) amin'ny tarehy, ny MENAMENA...
*Manazava oditra(tarehy hatramin'ny vatana), manome hydratation ihany koa
*Manaisotra ifotony ny loto ary manala ny eczéma...

Izany no atompisian'ity SAVONY vita amin'ny LAIT DE CHÈVRE ET PROTÉINE DE SOIE

👌Any ivelany tena ifampitadiavana ity vokatra iray ity, AZA TARA ARY fa efa tonga ETO sady kalitao 👍TENA Izy, TENA IZY👍:

Tsy misy isalasalana fa qualité ✅AUTHENTIQUE✅ afaka hamarinina amin'ny QR-CODE miaraka amin'ny fonosana misy azy.

Prix 35 000 Ar
Frais de livraison Tana 3000
Livraison province
0345143723

15/04/2024

ATAOVY VELOMA hatreto ny olan'ny ODITRA Rehetra, HIDIHIDY TSY ZAKA toy ny : psoriasis, eczema, mycose, teigne de Manuum, piqure de moustique, transpiration herpès, ny hidihidy tsy zaka REHETRA ...

👉Maro be ianareo no nahita voka-tsoa, tao ny niandry fatratra raha lany tanteraka izy teo aloha ka tonga indray amin'ny endriny vaovao packing jaunes izay manatombo maro ny sitrany

👉Miverina DISPONIBLES indray ny RECETTE Secrète JAPONAIS : PEAU MILITAIRE, ROI LION vita avy amin'ny zava-maniry natoraly👍
🪄3 andro monja dia hita ny fiasany
✖️ TSY MISY VOKADRATSY ary vita avy amin'ny akora farany malefaka sy NATORALY

✅PRIX 25 000 Ar
✅Livraison tana 3000Ar
✅Livraison province
☎️034 51 437 23

Produit authentique【Norme d'exécution】Q/JAX003-2020
[Licence d'hygiène d'entreprise de production] Certificat Ganweixiao (2016) n° 8 Ruijin 036

27/02/2024

Ataovy veloma hatreto ny olan'ny oditra rehetra toy ny : psoriasis, eczema, mycose, teigne de Manuum, piqure de moustique, transpiration herpès, ny hidihidy tsy zaka rehtra...

RECETTE Secrète japonais: PEAU MILITAIRE, ROI LION vita avy amin'ny zava-maniry natoraly👍
🪄3 andro monja dia hita ny fiasany
✖️ TSY MISY VOKADRATSY ary vita avy amin'ny akora farany malefaka sy natoraly

✅PRIX 25 000 Ar
✅Livraison tana 3000Ar
✅Livraison province
☎️034 51 437 23

Produit authentique【Norme d'exécution】Q/JAX003-2020
[Licence d'hygiène d'entreprise de production] Certificat Ganweixiao (2016) n° 8 Ruijin 036

24/02/2024

🎁🎁CADEAUX🎁🎁SAVON AU LAIT DE CHÈVRE ORIGINAL 👍
Mietsiketsika fa BÔjooooo 😅

Manamandina oditra
Mampalefaka be
Manala tache de rousseur, mony
Manazava
Ati-ride

FEPETRA
1-J'aimeo ny page https://www.facebook.com/profile.php?id=100087135055028
2-Capturena eo amin'ny commentaire
👉Izay Commentaire mahazo j'aime betsaka indrindra mandrapahatonga ny rahampitso no mahazo azy
👉Izay 5 manarakaraka crédit no azo
Bonne chance ❤️

06/02/2024

SAVON PROTÉINE AU LAIT DE CHÈVRE ORIGINAL annn vec QR-CODE VÉRIFICATION

Izay te hanana oditra malefaka toy ny zaza
Oditra mazava
Miala ny tasy rehetra, ny mony, point noir
Manadio no sady anti-Ride

Prix 35 000 Ar
❤️Pour tout type de peau
✖️Non irritant

Ce savon 100 % artisanal est formulé pour inverser les signes du vieillissement, maintenir la souplesse de la peau et réduire les rides. Il nourrit votre peau pour laisser transparaître sa beauté naturelle !
🐐 Lait de chèvre : hydrate et nourrit la peau avec un pH neutre. Le lait de chèvre contient de l'acide lactique qui peut peler, nettoyer, adoucir et nourrir la peau efficacement. Rafraîchissant, doux, non serré.

10/05/2023

🛎️🛎️EFA DISPONIBLE

PETIT COLA PLUS 💯% Natoraly

🍌 LEHILAHY ianao? manana olana :
-Impuissance /Ej*******on précose
-Tsy fahampin ny tsirinaina (miteraka tsy fazahoana taranaka)
-Te hatanjaka sy haharitra kokoa?

🍏 VEHIVAVY ianao ? manana olana :
-Marary rehefa fadim-bolana)
-Sahirana mahazo zaza?
-Trompe bouché, kyste ovarienne, fibrome

❤️TSARA HOAN'NY DIABÉTIQUE sy ny MISY TOSIDRA AMBONY
💊TSARA HITSABOANA NY FOTOTR'ARETINA, indrindra tsy misy produit chimique, tsy misy vokadratsy
⚠️Tsy mety hoan'ny efa bevohoka sy mampinono

🔉Efa maro no nahita tombontsoa, tsy misy fitaka
📮 Eo amin'ny Commentaire ny fanazavana feno

Prix :25 000Ar 1 boîte
Prix petit cola voany na brute 25000 Ar(10pcs)

Livraison tana ville 3 000Ar
Afaka miditra MP avy hatrany
Contact rapide : +261345143723

09/11/2022

Tsy salama ny ATY(foie)
ny VOA(rein)
TSINAY
Feno mony ny tarehy
Feno ratra sy mangana, aretin-koditra hafa

Mahafinaritra ny manana hoditra madio ary salama, rehefa tsy salama anefa ny taova indrindra ny ATY dia sarotra no azahoana izany, hany ka miroana amin'ny fitadiavana menaka, savony sns manadio tarehy, manala mony, panda snss izay matetika mandiso fanantenana antsika satria sarotra ny mahita vokatra (izay tsy voatery ny produit nampiasaina loatra no tsy niasa) fa tsy fantatr'isika ny ANTONY ary ny fototry ny aretina tsy voafongotra .

Tsara sy mahasoa anie ny mikolokolo ny fahasalamana amin'ny zava-maniry natoraly fa tsy voatery miankina amin'ny vokatra simika foana eh😍

Misy izao ny Thé 🍵 DETOX
Vita avy amin'ny zava-maniry izay tena tsara azahoana tombontsoa ara-pananahana maro ary manana fiasa mahagaga tokoa amin'ny vatana-tsika.
Ortie, Bardane sns...

👉Sady madio ny oditra no salama👏

Lazaina matetika fa ny oditra no taratry ny fahasalamana anaty.
Eny tena marina👌

📌 Inona anefa no mitranga rehefa tsy salama ny taova ?

Ao amin'ny commentaire voalohany no ahitana ny fanazavana feno...

04/11/2022

Mangidihidy ivelany/anatin'ny maha vehivavyy, misy tsiranoka mivoaka fotsifotsybe ary mamofona, manaintaina indrindra eo amin'ny vavan'ny fivaviana, mamaivay rehefa miray...

ANTONY
Eo amin'ny ommentaires voalohany...
Livraison Antananarivo/FARITRA

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Behoririka
Antananarivo
101