FAST Livraison
TARIF UNIQUE : 2.500AR
22/11/2022
Motivation be hoanay ny tahaka izao.
Mirary anareo foana mba HALAFO BE.
Mivarota, mahalafosa... ny livraison ?? ANDRAIKITRAY :) ;)
Raisinay ampifaliana foana ianareo 🤩😘😘😘😘
20/11/2022
MPIVAROTRA en ligne ve ianao?
Olo- tsotra?
Orinasa? ...
[ ] Mitady service azo antoka,
[ ] Kinga
[ ] Amin'ny sarany mirary.
👉👉 FAST LIVRAISON 👈👈 no vahaolana hoanao. Izahay dia afaka manampy anareo amin'ny livraison sy course ilaina rehetra.
🌸 Sarany tokana 2 500 Ariary ho an'ny VILLE sy PERIPHERIE 🌸
⚡⚡⚡ 2.500 ar na aiza na aiza ⚡⚡⚡
❗*TSY MISY ZONE DE LIMITE ZANY AA.. handehananay avokoa rehefa eto Tana
✅ Mandray ny liste izahay atramin'ny 6ora maraina.
✅ Manao ramassage izahay amin'ny 7ora-9ora ary manao ny livraison manomboka amin'ny 10ora.
✅ 0 ariary ny Récupération na firy na firy ny livraison anao
Contact: 034 17 884 28
" Respect - Efficacité - Confiance"
Click here to claim your Sponsored Listing.