Le Monde de SAFIR

Le Monde de SAFIR

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Monde de SAFIR, antady, Antananarivo.

Ouverts à toute collaboration 🤝
+261 34 17 109 36 | +261 34 45 097 60✅️ 💕Des sourires, de l’amour et des moments vécus à fond, avant que le temps ne nous échappe ✨💕

28/09/2026

ilay kakakakanay telo mianaka koa an 😆😆😅😅😂 mamy ery 😅🥰🥰 tsy haiko hoe wfa niova lokombola impiry ary za taminy ty taona 2026 ty 😅 dia impiry nanapaka koa 😅 🥰
fa rehefa mahazo soins ilainy izy dia salama tsara fona ❣️🥰
aza misalasala mandefa mp manao commande raha simba ny volonareo 😁 na whatsapp direct 034 17 109 36

27/09/2026

curly vraie cheveux aki ry malala a🥰😍 Mampianjaika tsara anie io CURLS io 💖Leave-in creme activateur de boucles ❣️
produits misy soins manome boucles sy mampihena ny frisottis ary misy soins mampalefaka volo tsara 👌 mety aminy type rehetra
dispo Tana sy Fianarantsoa, mandefasa aminy faritra koa ann 😍
034 17 109 36

27/09/2026

"Ry malala🥰, mampivadika ny tontoloko ianao😁
mampikorontana ny foko sy ny fihetseham-poko🥰
ka toy ny mihodinkodina hatrany aho🫢"
mivadibadika otr'izao io fa ho hita eo 😅🤣🤣 creme activateur de boucles ❣️😍 dispo de suite io ann 😁 Tana sy Fianarantsoa fa mandefa aminy faritra ko
034 17 109 36 ❣️

27/09/2026

ireo père célibataire rehefa mikôty 😅🤣 na ilay zaza aza manampy azy koa 🤣🤣 fa narary mitsy ny lohako teo nisitomany azy 😅
" za hono tsy tia anao zany na mbola hofosina papier cadeau ary 🤣😂" mafy zany a😆
coucou Laureanah Mitia 🥰🥰

26/09/2026

fomba fampiasana ilaay game ÉLIXIR 🥰💖
tsy voatery hoe manao curly vao mampiasa curls , fa rehefa hoe hanao soins volo ianareo dia mety io 🥰💚
034 17 109 36 raha hanao commande ❣️

25/09/2026

ato ndray aloha raha hijery résultats kely 🥰😅❣️🥰 tena hoe fiere kely ery za hampiseho anareo 🥺🥰🥰
mampaniry sy mampatevina volo be anie oa zareo 🥰🥰
mp na +261341710936 raha mahaliana anareo 🥰❣️❣️

25/09/2026

tsy nisy ratsy nifanaovana 😅☺️ fa varotra tsy raikitra e😅🤣
mbola miandry invitation aminy mariage fona ko tsika io 😅😁 sady efa ato ny selefanina hasiana gâteau sy hena tsy lany any 😅🤣
zay fa mirary soa e☺️🥰

23/09/2026

Inona marina ary ?😁🤭 tsy misy trano hodiana amin'ilay lokombolo ve 😅🤣 sa hoe aleo aloha amin'izao ihany 🤭😁
asio leave-in sy croissance aki dia mba culry ihany mandrapitady ilay trano hifindrano aloha 😅🥰 sa ahoana hoy ndry ry manja 💖😅 produits dispo de suite io sady naturels , zay no lazao any zareo raha vao ne keskilia 😅🤣
Mp aki manao commande na 034 17 109 36
Modia aty aminay aki raha sanatria voaroaka nareo an 😅🤣🤣

23/09/2026

ny zavatra mba andrasanay aminareo rehefa mba avy mikarakara volo iny 😅🤣🥰 sa ve za rery no mitady anizao ao antrano 😅🤭 mila hotezitra mihintsy za rehefa volo tsara nefa zareo tsy mba miteny hoe "tsara volo madame an 🥰" 😅🤣
bref, produits dispo de suite ireo
034 17 109 36 na mp

23/09/2026

c'est délicieux 😅🤣 aleo aloha mba hisy kely an'izao indray ka 😅 otrany mangina be tsika ato 😁
il etait une fois 😁😅🤣 fa qza manahy ianareo fa tsy voatsindrina ilay fourchette izy ka 🤭
aleo averina amin'izay ilay humour tsika fa lasa heno be le fiainana raha samy ho matotra eto aby 🤣🥰 sa ahoana hoy nareo ☺️😁
izay aloha fa dia efa miomana aminy vendredi magnifique fa tsy miasa zoma e 😅🤭
zay fa bisous bisous e💚

Telephone

Website

Address

Antady
Antananarivo
303

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Monde de SAFIR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.