Loharano'Soa

Loharano'Soa

Share

mikolo endrika amambika�

01/12/2022

Mamy anie zany eh

27/02/2022

Efa tonga ny masque graviola Corosol au multi vitamines 💊 ho atsika izay nitady izany 📢📢📢
034 20 239 79
Na Tonga MP
Manao livraison zahay de afaka mandefa any@ faritra iany koa

Photos from Loharano'Soa's post 14/10/2021

IZAY NANJIFA REHETRA TATO AMINAY DIA NAHITA VOKATRA AVOKO

Photos from Loharano'Soa's post 07/07/2021

nahafampo anao ve ny tolotra nomenay?

05/07/2021

Ity indray ary ny androany eh🔝✌️
Ny crème feuilles de goyave 🌿
Ny crème vita avy @ feuilles de goyave dia tena haingampiasa be tsy misy to azy satria izy dia manakarena vitame B izay tena ilainy volo sy manamafy ny tahony ary koa mitsabo azy amin'ny aretina izay mahatonga ny volonao ho vakivaky ,sy MIHONGOTRA ary tapatapaka ,izy iany koa dia manasitrana ny takaitra rehetra vokatriny fampiasanao fer sy ny produit chimique hatramizay ka mamerina ny volonao ho Natoraly indray 🔝💪👌

Photos from Loharano'Soa's post 05/07/2021

Crème feuilles de goyave
Ilay akora tsy manantsahala ra mitady volo lava haingaina sady salama no matevina enao ,miova isakerindro ny volonao rehefa mampiasa azy ,ilay hainga indrindra ary efa nahapo ny maro

Photos from Loharano'Soa's post 02/07/2021

Teh hanana volo lava sady matevina ?
Indro ny crème feuilles de goyave 🌿 izay tena mahomby satria dia mihova isakerindro ny volonao rehefa mampiasa azy 💯/💯☘️ Natoraly ary tsy misy effet secondaire na kely aza
✓mety @ karambolo rehetra
✓manalava
✓mampaniry
✓manala tapatapaka
✓manasitrana n'y takaitra rehetra navelany produits chimiques sy ny fer

Photos from Loharano'Soa's post 19/06/2021

Te hanana volo LAVA HAINAGANA🔝 sa te HANATEVINA VE👌 Ny crème feuilles de goyave🌿 no haingaina indrindra🔝💪 satria mihova isakerindro ny volonao🔝 ary Salama tsara 🌺, mangirana,tsy tapatapaka,tsy Mihongotra intsony🌺 ;tongava manjifa ra teh ahita vokatra tsara sady hainagana🔝🌺☘️
Mp Loharano'Soa

16/06/2021

Eo ary aloha eh

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo