Poose
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Poose, Antananarivo.
📍 PIERCING à domicile + SOIN📍
NIF: 5019025593
STAT: 96023112024008623
⭐ Vente des divers articles
⭐ Confection tee short , casquette , polo...vierge/personnalisé
27/05/2026
Ny ahy jour férié vao tena miasa be fa manararaotra an'ilay andro tsy fiasàna daholo ny ianareo ☺️
Ao fa miasa hoanareo foana aho Alatsinainy hatr@ sabotsy e 🥰
Ity no hakàna RDV 037 64 932 07
À toi la femme battante qui se débrouille seule sans attendre l’argent d’un homme, que le succès te retrouve partout ma chérie. 😘
25/05/2026
Dada 🥹
4 taona izay ...
Lundi de Pentecôte toy izao 💔
Joyeuses Pentecôte à tous !
23/05/2026
Hello 🥰
Ahoana , ho asin_tsika jeux ahazoana piercing gratuit veee ??? 😘
22/05/2026
Ity koa anie manja e 🥰
En acier chirurgical
Dispo en doré et argenté
📞 037 64 932 07
22/05/2026
Kavin'orona tsarakely 🥰
Mihaja be ohatrany volamena mihitsy 😘
📞 037 64 932 07
22/05/2026
Iza daholo ilay te hanao forward helix ???
Io tsy mivoaka manjakely raha vao tsy atao 3 na 2 ohatran'izao 🙈
22/05/2026
22/05/2026
Nitaraina ny akamako 😅
Misy tuyau mila soloinao vety2 fotsiny aloha vao mahazo mandeha isika fa tsy hoe ho ariko aty an_dalana izany ianao hoy izy 😉
Misaotra aki fa raha tsy misy andry tena sahirana aho an 🙏❤️
22/05/2026
Kavin'orona petaka kely
Izay tinao na boule na ilay misy vato 🥰
📞 037 64 932 07
Click here to claim your Sponsored Listing.