Coiff’moi
Coiffure & onglerie👩🏻🦰💅
☎️0388984439
25/08/2026
Les filles manomboka tsara ny andro eh ?🥰🥰
❗️Fotoana ikitiana volo amin’izay zao sa ahoana ozizy ianareo ?
Brushing plus finition steampod ✅
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
19/08/2026
Gainage Sur ongles Naturels 💅💛
Sady afaka entina vacances ity modèle ity no afaka entinareo amin’ny andavan’Andro ihany koa 🌸💅
Andoharanofotsy arrêt bus Tsena 📍
📞0388984439
08/08/2026
Les Filles 🥰!
Somary ela ela kely zay fa mbola ato foana ihany izahay anh 💅✅
Pose capsule pleine indray ity avec déco kely 💅🌺
Ny toerana tsy miova fa :🏠Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
0388984439 📞
25/07/2026
Polka dots nails 💅🌸
⚠️ Attention …ces pois peuvent provoquer le regard 👀🌝
Andoharanofotsy arrêt bus 📍
📞0388984439
21/07/2026
Gainage Sur Ongles Naturels 💅🍒
Mety asina Déco ve ny ongles fohy ??
Yeny Tompoko otran’izao izy ongles fohy dia nasina déco kely🥰
Andoharanofotsy arrêt bus Tsena 📍
📞0388984439
Extension Gel 💅✅
📍Andoharanofotsy arrêt bus
📞0388984439
07/07/2026
Iza koa no mbola tsy nanao an’ity Modèle ity ?💅❌
Misy idée kely Reto afaka ataonareo tsara ato aminay ✅🥰
✔️Extension Gel
✔️Gainage
✔️Capsule pleine
✔️Pose vernis
✔️Pose Américain
Andoharanofotsy arrêt bus Tsena 📍
📞0388984439
03/07/2026
BRUSHING + FINITION Steampod 10.000ar Toute longueur ‼️✅
Ouiii 10.000ar ✅
Offre mandalo izy ity valide Androany sy hoan’ny Rahampitso samedi ❌✔️
Andoharanofotsy arrêt bus Tsena 📍
0388984439 📞
01/07/2026
GAINAGE SUR ONGLES NATURELS 💅
‼️Tena maniry ve ilay ongles rehefa atao Gainage ?
Yeny Tompoko ✅
Izao no repousse azo ary tsy Misy tapaka mihitsy 💅🥰
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
23/06/2026
Hello hello 🥰
Les Filles !koa satria akaiky fety isika izao dia ny fanotanina matetika miverina anaty Message any hoe :“Misy RENDEZ-VOUS ve ?”
✅Dia Tsy misy RENDEZ-VOUS mihitsy amin’ity semaine ity fa afaka Tonga ianareo dia voaray ✅
Izany hoe izay tonga voalohany voaray voalohany 🥰
COIFFEUR & ONGLERIE ny Prestation antsika💅💆🏼♀️
(Ary raha tsy mahazo valiny amin’ny message mandritrin’ny fotoana maharitra ianareo dia afaka tonga dia miantso Tompoko 🙏)
📍Andoharanofotsy arrêt bus Tsena
📞0388984439
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |