Sandy Ny Aina
L'ALOE BARBADINSIS au service de votre santé et bien être. Produits ayant des LABEL de QUALITÉ, KASHER ET HALAL. ISO 14001 et 9001, OHSAS 18001
Produits authentiques, Certifié BIO, sous contrôle dermatologique et certifié EXCELLENT par ORIGINAL DERMATEST.
24/08/2026
Somary misy fotoana mi sonner libre kely aho rehefa miantso ianareo fa mba miala sasatra kely i Mme Sandy Ny Aina 😅🌊 Na izany, aza manahy fa valiana miandalana foana ny mp an 😉
✅Ny SUNSCREEN tsy adino miaro amin'ny masoandro 🌞☀️
✅ Ny GELLY soin après soleil sy ho an'ny volo ✨
Disponible eto Majunga ny produits antsika an ✨ Mbola eto izahay hatramin'ny zoma ✨
☎️ 034 26 241 18
24/08/2026
Efa disponible ny GEL DENTAIRE ALOE BRIGHT antsika aki an ✨
Ndao atomboka amin'ny fikarakarana ny nify ity erinandro vaovao ity ✨
Dentifrice SANS FLUOR et SANS SAVON ihany koa ny Aloe bright 🪥 Mety tsara ho an'ny ankizy izay matetika mitelina dentifrice foana.
Soin ho an'ny nify sy ny ati-vava hatrany amin'ny vavony ary manala ny fofona ratsy amin'ny Vava
Plus de détails en commentaire 👇
📩 Disponible de suite chez Sandy Ny Aina
📦 Livraison partout à Madagascar à partir de 4000ar ( centre ville) et 5000ar périphérie
☎️ 034 26 231 18
Ilaina beee amin'zao andro mafàna izao ho an'ny hoditra.
Soin après soleil et rafraîchissant ✨
📩 Disponible de suite chez Sandy Ny Aina
📦 Livraison à partir de 4000ar (centre ville) et 5000ar (périphérie)
☎️ 034 26 231 18
22/08/2026
Ahoana ny fanomanana ny fidiran'ny mpianatra ao ? Efa nahazo FOREVER KIDS ve ny zazah anareo ho amin'ny rentrée?
Ataontsika promotion izy ity hatramin'ny rentrée ✨
✅ Manome fahazotoana ny zazakely. Mety tsara mihitsy anombohana ny année scolaire
✅ Mampatanjaka na ara-batana na ara-tsaina
✅ Manampy manamora fitadidiana ( mémoire) sy ny fifantohana ( concentration)
✅ Mampatsilo saina ny zazakely
✅ Raha marefo ihany koa ny zaza dia tena mampiakatra ny anticorps izy ity no mampazoto homana
📩 Disponible de suite et en promotion chez Sandy Ny Aina
📦 Livraison à partir de 4000ar ( centre ville) et 5000ar ( périphérie)
☎️ 034 26 231 18
21/08/2026
Tonga ihany aki an ✨ Efa disponible ny ALOE FREEDOM antsika ✨
✅ Mety tsara ho an'ny sportif
✅ Manampy an'ireo olona manana olan'ny ozatra sy ny vanin-taolana ( goutte, arthrose, arthrite, rhumatismes sns ) ho salama
✅ Manatsara ny articulation
✅ Mety tsara ho an'ireo olona manana olan'ny toavam-pisefoana
✅ Régénération cellulaire
📩 Disponible de suite chez Sandy Ny Aina
📦 Livraison à partir de 4000ar ( centre ville) et 5000ar ( périphérie)
☎️ 034 26 231 18
20/08/2026
Bonjour MAJUNGA ✨🌊
Misy produits vitsivitsy nomanonay ho anareo aty.
Ho anareo izay nanafatra produits avy any tanà dia efa afaka récupérer'na lay izy an ✨
Ny déo misy vitsivitsy nomaninay ho anareo.
18/08/2026
Izao andro izao lay mankarary ho an'ny olona somary sensible 😷
Toa hoe hatramin'ny fin de semaine hono ity andro mangatsiaka ity?
Asio ABSORBENT C aloha aki ampiakatra ny anticorps sy iarovana amin'ny karazana bactéries sy virus an ✨ Plus de détails en commentaire 👇
📩 Disponible de suite chez Sandy Ny Aina ✨
📦 Livraison à partir de 4000ar ( centre ville ), 5000ar ( périphérie)
☎️ 034 26 231 18
17/08/2026
Offre spéciale anombohantsika ny erinandro les aloe lovers ✨
Maromaro ianareo nangataka ny hiverenan'lay offre savon dia alefantsika mandeha demi lay izy ho anareo te hanandrana ary e ✨
Androany ihany ity offre ity an. Détails en commentaire 👇
Bonne semaine daholo ✨
14/08/2026
Afaka ataontsika vocal tahaka izao ny resaka rehefa misy tinareo hazavaina tsara na mahakasika ny olana ara-pahasalamana io na mahakasika ny produits de beauté ✨
Bon weekend daholo ✨
14/08/2026
🛵 RAPPEL MAHAKASIKA NY LIVRAISON 📦
Alôé 👋 Misy fanatsarana ny service de livraison antsika dia ireto ny andininy mahakasika izay manomboka izao ✨
Aza misalasala mandefa mp.
🛵 Mandefa partout à Madagascar ihany koa izahay 📦
Category
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Sandy Ny Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.