Bouton D'Or

Bouton D'Or

Share

FRIP CHIC TANA: Qualités, Confiances, Excellence 👗

04/08/2026

Sahondrahondra
Chantal'R

17/07/2026

Fanadiovana Oron_Jazakely 👶
Prix: 32000ar

Photos from Bouton D'Or's post 07/07/2026

🚨‼️ TOROHEVITRA MANOLOANA IZAO TRANGA MAMPALAELO izao ary Ampianaro ny olona akaiky anao izay mampiasa finday ‼️🚨👇

✅Activéo ny appels d'urgence ao amin'ny findainao raha toa ka tsy maintsy ivoky ny trano mba hanairana ny fianakaviana sy mora i-localiséna anao raha sanatria ka tra-doza 🚨
Misy daholo ny finday rehetra, dia ireo ambany ireo ny torolalana :
- Midira ao amin'ny réglage
- Midira ao amin'ny "𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹𝘀 𝗱'𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲"
- Activéna ilay "𝗔𝗽𝗽𝗲𝗹 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝟱 𝗮𝗽𝗽𝘂𝗶𝘀"
- Ampidiro ny contacts an'olona izay akaiky anao indrindra
- Ary désactivéna ilay "𝗦𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗰𝗼𝗺𝗽𝘁𝗲 𝗮̀ 𝗿𝗲𝗯𝗼𝘂𝗿𝘀".
- Aza adino ny manisy crédit kely foana ao anaty finday.

✅Ka raha sendra traha-doza dia izao ny atao sy ny zava miseo :
- Vao iharan-doza, dia kitio in-dimy fotsiny ny bouton latéral eo amin'ny finday "𝗜𝗹𝗮𝘆 𝗯𝗼𝘂𝘁𝗼𝗻 𝗣𝗢𝗪𝗘𝗥 araky ny filazatsika azy"
- Manao appel d'urgence tampoka ilay finday miantso sy mandefa message fa en danger ⚠️ ianao amin'ireo contactenao ireo izay nampidirina
- Ary mandefa ny localisation misy anao automatique ilay finday amin'ireo havanao, satria moa ny finday rehetra misy GPS daholo.

23/06/2026

✨🥚 SAVON JAUNE D'ŒUF 🥚✨
Te hanana hoditra madio, mamirapiratra ary tsy misy tasy ve ianao? 😍

✅ Manadio lalina ny hoditra
✅ Mampihena tasy sy pentina
✅ Mampitovy loko ny hoditra
✅ Manalefaka sy mampamirapiratra ny hoditra

📌 Fomba fampiasana :
Ahosory amin’ny hoditra lena, kosehina moramora, avela 1 minitra dia sasana amin’ny rano madio.

PRIX: 15000ar

📦 Efa misy stock
🚚 Fanaterana manerana an'i Madagasikara
📞 Commande : 034 13 020 33

20/06/2026

Rankizy aa😭tsy mety atao @ Monde tena izy reny animé sy film ireny, Devoly anie akaiky eo ihany eee, ❌️❌️TANDREMO❌️❌️

09/05/2026
15/04/2026

𝗠𝗽𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗶𝗻𝘁𝗼-𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗲𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗼𝘀𝗶𝗯𝗲 :

🔴🔥𝗠𝗮𝘁𝘆 𝘃𝗼𝗮𝘁𝗶𝗳𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗼𝗹𝗶𝘀𝘆 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮.

🔹Maty voatifitry ny polisy omaly talata hariva teny Anosibe ity lehilahy efa fanta-daza amin'ny fanendahana sy sinto-mahery eny an-toerana ity. Maro ireo olona efa lasibatra indrindra ireo mpitondra moto taraiky anaty fitohanana.

🔹Efa nigadra tamin'io asa ratsiny io izy, saingy mbola namerin-keloka hatrany. Avy nanendaka mpandeha taxi-be hizotra eny Anosy izy no nifanehatra tamin'ny polisy, sady namaly tamin'ny antsy lava lela ka izao maty voatifitra izao.

©️Skispass Atm8
__________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

Photos from Bouton D'Or's post 03/04/2026

Bandoulière Homme disponible
Ref et numéro série 🥰
Frip impeccable 😍

30/03/2026

Tsy tongatonga ho azy eto ambanin'ny masonao ity torohevitra ity fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia notahiana manokana ianao!
Voninahitra ho Azy!






Taova iray anisan'ny lehibe indrindra anaty vatana ny ATY,
Manadio ny râ izy,mamadika izany ho otrik'aina,mandevona ny menaka mety hanentsina ny lalandrâ,manoatra ny poizina rehetra miditra ny vatana sy ny akora simika azo am sakafo,ny rivotra maloto,manoatra ny aretina maro hafa koa,saropady ny Aty!

Mandrindra ny asan'ny otrik'aina sy ireo singa mahavelona rehetra ary ny siramamy anaty râ

??
Raha tsy salama io ATY io dia misy fiatraikany am vatana iray manontolo toy ny:

-tsy fahitan'ny maso tsara
-Fahararian'ny vanintaolana
-Fahararian'ny taovampananahana
-Fikorotanan'ny fadimbolana
-Ferifery eraky ny vatana sns marobe

??
Ny stress(reran-tsaina )
Menaka avy am biby, ny alikaola indrindra indrindra, ny karazatsakafo maro izay mety hanavesatra ny ATY ka mahatonga azy tsy iasa ara-dalana na mamotika azy mihitsy sns…


Misy karazany ny aretin'ATY
HEPATITES,CIRRHOSE, TUMEURS, ABCES fa eto no resahitsika dia ny HEPATITES sy CIRRHOSE izay betsaka ny olona voany!

moa dia ilay fanaitainana ateraky ny
virus azo izay mizara ho toy izao:

1-HEPATITE A==io dia mamindra otran'ireny virus itatsika ireny,am alalan 'ny rivotra,rano,sakafo sns

2-HEPATITE B==io.indray dia azo avy amin'ny râ,ranon'aina,perte am vehivavy(secretion vaginale),firaisana tsy voaaro

3-HEPATITE C==io indray dia azo mivantana avy am râ,olona efa voan'ny hepatite B matetika no voan'ny hepatite C

4 HEPATITE D
izy ilay efa potika ny aty na misy kiste
ihany koa,goakagoaka na misy fery ilay ATY! 25 taona ka hatramin'ny 64 taona eo no voany ary matetika ny lehilahy no betsaka dia ireo izay mpisotro toaka na zavatra misy alikaola,ireo mpifoka sigara koa!


-voan'ny grippe
-Reraka
-Maloiloy,mandoa
-Malainkomana
-Lasa mavo ny hoditra sy maso
-Marary valahana
-mihena ny lanja
-Mangidihidy daholo ny faritry ny vatana
-Miofakofaka ny vatana
-Malaina hanao firaisana aranofo(baisse de la libido)
-Mety mivonto ny ranjo na ny lamosina(accumulation de liquide)
-Marary ny ila-kibo havanana(cage thoracique)

Ny aretin'ATY CIRRHOSE moa dia:
-Verivery saina
-mangery râ
-Binabina
-Mandoa râ

Misy iray amin'ireo fambara ireo dia tokony ho mailo,misy olona sasany ATY no marary azy dia lazainy fa ny VAVONINY!dia manjary mihinakinampoana toron'ny olona zavatra hafa!mila fantarina tsara ny aretina mahazo anao!


RAHA_MARARY_ATY
Maro ny sakafo tokony fadiana raha mahatsapa fa marary ATY ianao toy ny
-vokatra azo am ronono
-ferana ny charcuterie
-tsy ilaina ny sakafo voaendy be menaka sy matsiro loatra
-Ny siramamy tsy mila hohanina betsaka
-Tsy ilaina,fadiana mihitsy ny toaka na zavatra misy alikaola sy sigara
-Ny fihinana anti-inflammatoire io koa no tena mapirongatra ny aretin'ATY toy ny PARACETAMOL,ajanony!
-Tsy mihinana hena mena(patsa,trondrondranomasina sns)


Atreto aloha dia tsy mbola misy fanafody mandaitra mahasitrana tanteraka ny aretin'ATY any am dokotera fa fisorohana sy fanenana ny aretina no atao! raha mankany enao a!dia atao analyse amin'ny alalan'ny fitiliana râ aloha!matetika dia TYLENOL,LAXATIFS no fanafody any ary raha CIRRHOSE no sokajin'aretin'ATINAO dia ACETAMINOPHENE no omeny anao any,tsy mila mihinana anti-inflamatoire a!
Efa misy ihany koa ny VAKSINY HEPATITE A,B ny hepatite C mbola tsisy!
Raha efa tena grave ny aretina izany oe misy kiste na potika ilay ATY dia tsy maintsy mandalo fandindiana!
MAHAFATY AO ANATIN'NY HERINANDRO NY ARETIN'ATY RAHA TOA TSY VOATSABO!


Toy ny mahazatra dia omeko fanafody natoraly foana ianareo,ny sakafo ihany no fanafody a!

-ZAVOKA araky ny fikarohan'ny manampahaizana dia raha mihinana zavoka 2/semaine ny olona marary izay mampirisika ny vataba hamokatra singa mamono arafesina antsoina oe GLUTATHIONE dia aita vokatra tsara anatiny iray volana
-ANANA ny anamaitso rehetra,indrindra ny epinard,salady manampy ny vy vokarin'ny aty hanao ilay asa mpanadio râ ary mamotika ny akora simika am sakafo

-PAMPLEMOUSSE be otrikaina,mamono ny arafesina,manakana ny poizina indrindra ny homamiadana

-NY DITE MAITSO manala menak,manoatra arafesina

-NY CHOUX FLEUR,BROCOLI,CHOUX BLANC mapiakatra ny famokaran'ny vatana ny glucosinolates izay manamora ny asa fandevonana ataon'ny ATY

-NY TAMOTAMO miaro.poizina,manarina ireo sela simba

-TONGOLO GASY manana,singa 2 oe allicine,selenium manampy ary mamotika ireo poizina tafiditra(io teneniko foana isaky manome torohevitra aho fa na tsy marary aza ianao ,mihinana re tongolo gasy manta singany 2-4/jour e)

-BETERAVY manta atao jus sotroina maraina

-KAROTY na PAOMA atao jus

-FRAISE,VOALOBOKA hohanina

-ARTICHAUT(tsy aiko am teny gasy)

-MISOTRO RANO TSARA 1 1/2l/jour

-MIHINANA SAKAFO BE CALORIE

-TSY MATORY LAVA

-MIFADY MENAKA,TOAKA,SIGARA averina ihany
Raha misy fery mangidihidy ivelan ny vatana,ezaho tsy ötrorina, misasà am rano matimaty nasina karibonetra sy sira
Somary lava, ary.. niniana natao ambany mihitsy ilay remede amizay azonareo tsara,

Mahazoa fahalalana,mitomboa fahasalamana
Nomena ampitiavana, dia zarao ampitiavana, aza tazomina ho anao irery fa maro no mila azy.

(Hita tany ho any dua mba nozaraina)

Photos from Bouton D'Or's post 24/03/2026

Anontanio izay mety oooo
Mandefa any amin faritra rehetra izahay 🙏

Category

Website

Address

Andoatapenaka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bouton D'Or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.