Tsara Dia

Tsara Dia

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara Dia, Antananarivo, Antananarivo.

27/12/2025

vrai silicone incassable tsy mety vaky
Atao mora be

17/12/2025

Promotion Izy 3
76/66/56cm manaraka n'y norme internationale
JP + contact Ary e
0380768502

07/12/2025

,averiko n'y volanao + valise Raha Vaky io 😅...
Sady tsy Valise intsony fa satria tena Ngeza be izy ity

natao mora be

05/12/2025

io fa na potika
Atsipazo faran'izay ainao rehefa hitanao ,n'a hitsaho
Disponible

03/12/2025

les 4pieces au lieu de
JP avy hatrany + contact
Livraison Gratuite (0 Ariary )

03/12/2025

4 pièces = 89 000 Ar 😳*
(Ny ex-nao angamba no mora, fa ity valise ity, TENA MAHARITRA! 😅)

✔️ Tsy mety vaky na dia hitsakitsahina
✔️ Mora aforitra –
✔️ Mety amin’ny voyage, dia na fialantsasatra amin’ny ex 😉

👉 Raha mbola mitady valise, aza miandry hisy hanome anao.
Alatsaho amin’ny tananao e, aza atao faniriana toy ny fitiavana very 😌
📩 Inbox dia alefako le “vraie prix”

📞 038 07 685 02
📍TSARA DIA – Aza Mitondra valise mitovy An'ilay anao taloha 😂

Photos from Tsara Dia's post 25/11/2025

hono izy io nefaa Valise vrai silicone incassable ..
Mbola 😳😳
Tena wow be kosa

24/11/2025

Valise en polycarbone modèle Gm
+ izy 4pieces miaraka
JP+ contact Izahay Anaterana azy

Photos from Tsara Dia's post 11/11/2025

Promotion ny VALISE
Cont: 038 07 685 02
*_afaka Aforitra, Akapokapoka, ipetrahana,, atontatonta sns ...
*_special à choc, Matanjaka s'y mafy Ary mahatanty choc
*_Misy code(serrure) avec roulettes amovible à 360° , fermeture malefaka sy misosa tsara
Misy prix Maka maro 6+
Livraison Tana /Faritra REHEtra

06/11/2025

Valise Vrai silicone incassable
a l'instant
Io Ilay tsy mety vaky
Afaka Aforitra,

05/11/2025

fotsiny izy

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Dia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.