Kinga Shopping
Votre partenaire shopping 🛍️
30/07/2026
Iza amin’ireo no tianao? 🧡
Hanao fisarihana izahay ka sao dia ianao no hahazo izany gratuitement 😍
Teneno ao amin’ny commentaire ary hoe iza amin’ireo modèle ireo no tianao ho azo👇
Sur commande ihany koa ireo✈️
Tsy ela fa 15 andro eo dia tonga, amin’ny vidiny mirary hatrany🛍️
Manao anao ary handefa MP raha hanao commande ianao 📩
25/07/2026
Tablet case ST**CH 💙
High quality ✔️
Sur commande ✈️
Misy 1 dispo de suite.
Afaka 15 jours dia tonga📦, manao livraison Tana sy any amin’ny faritra.
MP pour passer commande ☺️
16/07/2026
Fantatrao ve fa tsy eo amin’ny vozona ihany no afaka anaovana foulard? 👀
Efa akaiky ny vacances, ka ireto misy fomba tsotra azonao ampiasana azy😊
🌼Décoration sac
🌼Bandana
🌼Queue-de-cheval
🌼Chignon
🌼Top
🌼Ceinture
Alefaso dieny izao ary ny commandenao.
Prix: 19 000 Ar
Dimensions du foulard : 70 × 70 cm.
Manao livraison eto Antananarivo sy any amin’ny faritra izahay📦
Alefaso ao amin’ny commentaire ihany koa hoe raha misy fikafika hafa fampiasanao ny foulard☺️
18/06/2026
L'élégance se joue dans les détails✨
Découvrez les lunettes Folli Follie, un accessoire intemporel qui sublime chaque tenue avec simplicité et raffinement.
Disponible sur commande, livraison au bout de 2 semaines
18/06/2026
Kilalao kely ahazoana loka 🎁30 000 Ar 🎁
Taorian'ny fahanginana naharitra kely (eny e... efa ho 1 taona fotsiny 😅), dia miverina indray ny Kinga Shopping! 🎉
Nandritra izay fotoana izay dia maro ny zavatra nokarakarainay, maro ny tetikasa sy ny surprise efa vonona ho anareo.
Anisan’izany ito AKAMANTATRA kely ito:
👉"Ahy ianao, fa ny hafa no tena mampiasa azy."
Inona/iza ary aho oooo? 🤔
Soraty ao anaty commentaire ny valinteninao 👇👇👇
•Araho ny pejy
•Manasà namana 3 hilalao
•Partageo ito publication ito
Afaka manao commentaire maro, dia izay mahamarina voalohany no mahazo ny loka 😊 alefa ary e!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 15:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |