RichLight by Féfé

RichLight by Féfé

Share

" La fée de votre beauté "

10/04/2026

Ato e... Tsy heno fa mbola manatsara ny fandraisana ny anareo❗

Amin'ny herinandro ihany isika dia efa mandray

Efa dispo ato ny entatsika rehetra fa alamina aloha hoy i Kajo Lune amzay mazoto❗🙄🤣

Fa raha milatsaka avy ety ambony zah d tsy miala amin'ny Altã Grãcįå satria izy ihany no tsy mahandry ny Live ato. 🚶🏼‍♀️ 🤣

04/04/2026

Ity fanalana vernis permanent ity mbola betsaka ato. Alefa prix de gros.

Afaka manantona mivantana ihany koa ianareo ❗🫶🏼

03/04/2026

Raha te hampiasa produits de qualité dia tena ity top coat na fixateur ity no tena professionnelle.

Je recommande à 100% 🫶🏼

❗ Dimy sisa dispo de suite eto Tuléar.

03/04/2026

Fa ny épinglé ko ao hoe zoma, Asabotsy, Alahady zaho libre ary afaka manantona ahy mivantana ianareo.

❗ Contrat Live tiktok koa tsika efa milamina. Fa kosa un jour à l'avance foana vao raisiko. 🙏🏿

Midira WhatsApp zay te hahay bebe kokoa. 🫶🏼

Photos from RichLight by Féfé's post 01/04/2026

Jirama migafy. Live tsika lasa mi-ram.
Misy ny manantona mivantana mijery na manao récupération.

Déco 3D tsika no mbola misy betsaka.

N.b Mety tsy hisy heure ny Live tsika fa miankina amin'ny Jirama tsy tapaka❗ 🫶🏼

❗ Afaka manantona ianareo izay tsy mahandry fa mbola betsaka entana tsika ato. Manao raha koa hitanareo fa tsy mora zalahy e. 💃🏼

30/03/2026

Tapatapaky lahy jiramimaky tsika fa alefako eto ndray Live tsika

Photos from RichLight by Féfé's post 29/03/2026

Live tout à 5.000Ar rapitso non stop 🫶🏼
Tsy maintsy manenina izay tsy manaraka na tsy mahatratra tsika ato❗

Niverina ilay chez RichLight by Féfé 💃🏼

❗ PRIX MANANKERY EO @ LIVE IHANY ❗

N.b tsisy heure fixe fa miankina amin'ny Jirama. 🙄

29/03/2026

Coucou iaby 😘
Fahasalaman'ny tarehy nareo ao?? 🙃

❗ Iza koa ilay niandry fatratra ny produits Féfé ato❓❓ 💃🏼

Tampitra amin'ity Mois de Mars ity aloha ny fampianarana onglerie na make-up.

Mety fampianarana hafa sy Live varotra isan-karazany no hatao tsika ato mandrapaha. 🫶🏼

Alefako eto ihany rehefa miverina mandray mpianatra. 🙏🏿

28/03/2026

Manao Live soa avao lahy miaraky am Féfé 🫶🏼

Tsika tsy miavona. Malalaky ho an'ny rehetra izay te hampanao ny aty❗💝

28/03/2026

Nanomboka androany Live tsika ato.
Isaorana bevata ianareo izay nandray anjara. 💝
Ary manantena izay vao hanaraka Live ato handray anjara ihany koa. 💃🏼

Hanome raha soa hoanareo aho fa aza manahy. 🫶🏼

Rapitso atoandro afaka manao récupération ianareo fa midira aingana any amin'ny message privé manao confirmation.

28/03/2026
28/03/2026

Live mixte de 1.000Ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
601