Longrich by Niavo

Longrich by Niavo

Share

produit cosmetique ,100% bioscience sans produit chimique , tehnologique

Photos from Longrich by Niavo's post 15/07/2022

PARFUMS ANTI-MOUSTIQUE

💐 Sady azu atao ranomanitra izy io nu miaro anao aminy kaikitriny moka
💐 Mety tsara aminy olona mandeh manao piknika any anaty ala na andeh2 any anaty ala
💐Maro amny kaikitry ny moka mandritra ny 8 Ora tsy misy effet secondaitre , tsy ny moka iany nu matin' iz io fa na bibikely afa koa aza
💐 Mapalandina sy mapalefaka ny hoditra , ary manitra sy malefaka tsara ny fofony , tsy mahasempotra

Amin'izao andro ririnina izao dia tena laina izy satrie d miabetsaka ny moka amizao

Photos from Longrich by Niavo's post 05/07/2022

THÉ MINCEUR LONGRICH

Misy karazany telo

🍓 THÉ MARRON :
- Mampihena Kibo (gros ventre)

🍇THÉ ROSE :
- Mampihena ny stress sy ny fahakizintinana
- Mety ho an'ny olona en surpoids na obèse izay te ho very kilao maromaro

🍊 THÉ VERT
- Manamora ny fandevonan-kanina
- Mitsabo ny probleme d'indigestion
- Mampihena sy misoroka ny fiakaran'ny tosidrà ( hypertension arterielle )
- Ahitana singa miaro amin'ny bacteries sy virus ka tena manampy betsaka amin'ny fitsaboana ny gripa
- Miaro tsy ho voan'ny depression nerveuse iany koa
- Mety tsara ho an'ny olona zatra mihinana sakafo matsiro loatra

🍒 NY ASA MAMPITOVY AZY TELO :
- Thé reducteur de lipide
- Manala ny mauvais cholesterole anaty lalandrà
- Manena ny tahan'ny siramamy be loatra anaty rà
- Manampy amin'ny fanatsarana ny fiasan'ny fo sy taova ( foie , intestin , maso ,...)
- Mampihena ny aretin'andoha sy ny aretin-tratra
- Mety tsara ho an'ny olona misy atetin'ny fo sy ny lalan-drà ( AVC , hypertension , athériosclérose )
- Mety ho an'ny olona efa nanao AVC , na olona à risque d'AVC sy ny olona ambony tosi-drà ary olona misy DIABETA
- Manala tavy ratsy any anaty sy ny toxines rehetra anaty vatana

Mp raha mila fanazavana fanampiny marihako kely fa tsy misy effet secondaire izy io 100% bio tsy misy produit chimik

Photos from Longrich by Niavo's post 04/07/2022

GAMME SERVIETTE HYGIENIQUE LONGRICH

❄ Mapiavaka azy aminy serviette afa dia izy misy 8 couche raha 3 nu hita any aminy serviette hafa , misy bande verte ihany koa izay manala ireo marary rehetra any aminy taovam-pananahana
❄ Manify tsara à l'aise tsara enao rehefa manao azy
❄ Serviette de premier qualiter , manaraka tsara ny fenitra takian'ny OMS , Tsy atahorana hidiran'ny mikraoba
❄ Misoroka ny allergie , inconfort vaginale , ny mangidihidy , ny fofona ratsy amin'ny fivaviana , ny mycoses vaginale , ny kyste sy fibrome
❄ Mampihena ny perte blanches
❄Efficace be amin'ny olona misy regles douloureuses sy ny aretin'ny taovam-pananahan'ny vehivavy
❄ Mampihena ny fanaintainana be mandritra ny fadimbolana sy mampikorina tsara ny rà maloto , manala sy mitroka ny loto rehetra rehetra any anaty tranon-jaza noho izy misy bande anion verte io
❄ Misoroka ihany koa ny CANCER amin'ny taovam-pananahana
❄ Ny PROTEGE SLIP dia efficace ho an'ny lehilahy voan'ny hemorroïde sy prostatite
❄ Tsy mahazo mapiasa azy ny vehivavy bevoka

Ampiasao ary fa tsy hanenina ianao marihako fa tsy misy effet secondaire izy io ary 100% bio

Photos from Longrich by Niavo's post 29/06/2022

DETERGENT ULTRA - QI LONGRICH ( vovon-tsavony )

💗 Manitra sy malefaka tsara ny fofony
💗 Tsy manimba tanana
💗 Lanjany 1,3 kg
💗 Kely iany nu apesaina dia efa madaitra be tsy mora lany maharitra ela ela

Apesao ary dia andramo fa ho afapo ianao

Photos from Longrich by Niavo's post 24/06/2022

GAMME EVERGREEN
( Soin de visage de luxe très haute qualité )

💐 Contient
- Demaquillant /gommage
- Lotion tonfiante
- crème hydratante
- Lotion éclaircissante pour brillance
- crème pour paupières , anti- cernes

Marihina fa tsy mety aminy olona manana peau sensible sy misy aretin- koditra eo amin'ny tarehy izy ty
Tsy tsara atao tratran'ny hain'andro be loatra ny tarehy vita soin aza adino ny satroka

Mp mahaliana anao ary oohh

Photos from Longrich by Niavo's post 23/06/2022

SNAKE OIL GEL (80ml) , SERUM (120ml)

💗 AMIN'NY VOLO
- Mampaniry sy manatevina ny volo
- Manamandina ny volo sy mampangirana
- Mampihena sy manala hidihidy
- Mampihena angandrano

💗 AMIN'NY MASO
- Manala ilay faritra mainty ambany maso rehefa reraka

💗 AMIN'NY VATANA
- Manala ride na kentrona
- Mampihena ny tâche sy ny vergeture
- Mety tsara atao amin'ny hoditra may na maratra
- Manamandina , manala vakivaky amin'ny hoditra mety tsara amizao andro ririnina izao
- Tena mety anaovana menaka fanorana izay manala ny havizanana sy ny aretin'ny vanin-taolana , goutte , courbature , rhumatisme

Apesao fa ho afapo enao

Photos from Longrich by Niavo's post 20/06/2022

RAFRAICHISSEUR DE BOUCHE ( spray buccal )

💐 Misy thé blanc sy essence menthole
💐 Manampy amin'ny fahasalaman'ny aty vava ary koa manala ny fofona ratsy ao anaty vava
💐 Mampitsahatra ny fitombon'ireo mikraoba ao anaty vava
💐 Azo ampiasain'ny olona malain-komana , misy rhume , bronchite ,sinusite , asthme
💐 Mety tsar iany koa ho an'ny olona maloiloy , mandoa , tsy mahatelin-kanina
💐 Anti-oxydant izy ary misoroka ny fiforonan'ny cancer noho izy ahitana thé vert
💐 Manampy aminy aretin-tenda na ny orona tsentsina
💐 Mampihena ny fanaintainana rehefa marary nify
💐 Misoroka ny fiforonana na ny fiverenan'ny APHTE SY Areti-nify

Photos from Longrich by Niavo's post 19/06/2022

BODY CRÈME LONGRICH 165ml / 200 ml

❤ SOD MILK 200 ml
- Mampihena sady manalefaka tâche aminy tarehy
- lait réparateur ( mety aminy hoditra goagoaka )
- Lait hydratant ( manalefaka sy mampamandina hoditra )
- Manalefaka tâche navelan'ny allergie , mampihena cicatrice , raha hoditra may dia tsy mapiitatra ilay fery su olatra
- Manala hidihidy aminy vatana reetra
- Mampihena ny vergeture ,manala vakivaky amin'ny tongotra
- Mety tsara amin'ny hoditra maina sy mihofakofaka
-Tsy tsara entina aminy masoandro raha amin'ny tarehy

❤ LOTION RAJEUNISSANTE ANTI-RIDE 165ml
mitovy aminy sod milk iany ny tombotsoa azo avy aminy fa reto kosa nu mahasamy afa azy :
- Mety tsara aminy vatana
- Mety ihany koa aminy tarehin'ny olona mihotra 40 taona ( peau mature )
- vita aminy collagene de serpent sy extrait de céréales
- Ny singa ao anatiny dia mora miditra anaty hoditra ary mamorona couche ambonin'ny hoditra izay mitazona ny hoditra ho mandina foana
- Misy singa izay mampatanora ny hoditra ary manena ny fahanterany indrindra aminy tarehy
- Manala ny karazana kentrona na ride ary tsara ampiasaina raha vao manomboka misy ride

Safidio ary izay tinao ooohh marihina fa tsy misy effet secondaire izy ireo

Photos from Longrich by Niavo's post 18/06/2022

DEODORANT LONGRICH

💐 Deodorant anti-transpirant ( unisexe ) 50 ml
- Misy essence hydratante d 'aloes izay miaro ny helika tsy ho maintimainty ary manafotsy helika tskelikely
- Manala ny fofona ratsy aminy helika , maharitra mandritra ny tontolo andro (24h )
- Misoroka ny hidihidy ambany helika , tsy misy effet secondaire
- Manitra malefaka ny fofony ,tsy mankarary andoha
- Mora maina , tsy mamela trace amin'ny akanjo ary tsy mpetaka aminy akanjo
- Tsy marary , tsy mangirifiry rehefa avy manao epilation na rasage

💐 Deodorant homme et femme a l'artemisine 50ml
- Contenant de l'artemisia annua qui a une grande affinité pour la peau
- Raffraichit en douceur avec parfums frais de longue durée ( 24 h )
- Anti- bacterien : aide a soulager et a detendre la peau efficacement

Safidio zay tinao ary ooohh

Photos from Longrich by Niavo's post 17/06/2022

SHAMPOING AU THÉ BLANC 200/300 ml

💐 Shampoing antipelliculaire 200ml
- Misy thé blanc sy anti-oxydant matanjaka be
- Manadio tsara ny hodi-doha ary manala angadrano indrindra ireny plaque ireny
- Misoroka ny fihintsanan'ny volo
- Manampy betsaka amin'ny fitsirian'ny volo
- Mampihena ny hodi-potsy eo amin'ny andrina sy takolaka
- Mampangirana sy mampalefaka ny volo
- Mety aminy karazam-bolo reetra

💐 Shampoing 2 en 1 nettoyant et traitant 300ml :
- Sady shampoing nu après shampoing
- misoroka sy mampihena angadrano
- Misoroka sady mitsabo ny volo tapatapaka
- Manampy amin'ny fanalavana ny volo haingana
- Miaro sady manome sakafo ho an'ny volo aminy alalan'ireo akora ao anatiny
- Manatsara ny kalitaon'ny volo , mampangirana
- Manala ny menaka be lotra aminy hodi-doha sy ny holo
- Mety kokoa hoan'ny volo gras , mapalama volo

Photos from Longrich by Niavo's post 16/06/2022

SAVON NOIR AU CHARBON DE BAMBOU

💐 Akora ao anatiny : essence de charbon de bambou , diloilo coco , tantely ( miel )

💐 Tarehy :
- Manamaina mony
- manala sy mampihena tache
- Manala ny menaka be ateraky ny tarehy
- Manala panda sy points noirs

💐 Vatana :
- Mampihena tratrakotra
- manalefaka tasy aminy vatana
- mampihena cicatrice
- manamandina hoditra
- mampihena ny hodi-potsy

Photos from Longrich by Niavo's post 11/06/2022

COMPLEMENT POUR LA FERTILITÉS LIBAO ( masculine ) , MENQUIAN ( feminine )

Hitodika manokana aho hoanareo vehivavy sy lehilahy manana olana aminy fiterahana mety aminareo ireto produit ireto

💐 LIBAO :
- specialement élaboré pour améliorer la fertiliter masculine ( production de sperme de qualité )
- Traite l'impuissance ou les faiblesses sexuelles
- Ameliore la performance sexuelles ( notament une bonne er****on )et lutte contre la fatigue
- previent ou guérit l'hernie
- Traite les maladies rénales

💐 MENQUIAN:
- specialement élaboré pour reguler les troubles hormonaux ( surtout durant la ménopause ) ou suite des problèmes de foi ou encore suite à la prise de contraceptifs oraux ( pilules ) - Accroit la fertilité de la femme
- Aide à reffermer le ventre après accouchement
- lutte contre les boutons et acnés
- Regule le métabolisme de détoxique le sang
- Contribue au developpement des cheveux
- Améliore la vision

Ampiasao ary fa ho afapo ianao

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo