Hafa mihintsy
Développement personnel , conseils, Éducateur parental, parents positifs, astuces...
23/08/2026
Tsy fantatro mazava oe avy aiza ilay source " Note " fa Bravo bé Analamahitsy
Misy mention Très bien foana mints moa mivoaka avy ao
Arahabaina kia Misandra a🎊🎉😍
📌Résultats Bacc Antananarivo: Mpianatry ny Lycée Ny Sekolintsika Analamahintsy no Lauréat série C ary nahazo noty 16,67/20
Félicitations 🥳🎊🎉ho an'ireo rehetra afaka fanadinana Bakalorea. Varavarana misokatra ho an'ny hoavinareo iny : DINGANA anankiray.
Indrindra fa ny mpianatra avy ao @ sy Analamahitsy
Mankahery ihany koa hoan'ireo izay tsy nahomby .
Manatsara bé bé kokoa indray @ taona ho AVY.
Bon courage
25/07/2026
Afaka averina soamantsara any am-pianarana eto Madagasikara ihany koa fa tena ilaina
Mianatra : -mahandro, manao sakafo
- manao ny asa rehetra ao antrano
- manjaitra...
Mbola afaka ampiana zavatra maro
- Secourisme
- Code de la route
- Asa-tanana
sns ...
18/07/2026
Ainsi s'achève le dernier cours de cette année scolaire 2025-2026 pour la classe de terminale
Bonne chance à vous mes chers élèves
Que cette année vous apporte une réussite 💯🎉
À la prochaine année scolaire, ce sera des nouveaux élèves 👍😍🥰
18/07/2026
Mirary soa sy fahombiazana hoan'ireo zandry ,zanaka izay hiatrika ny fanadinana Baccalauréat
Tsy maintsy hisy valiny io ezaka nataonao io fa courage o
💪👍🙏✌️🥰
Aza adino ireto zavatra ireto 👌
Ces robots là hein 🤔🤔
En Chine c'est déja la technologie extrême
08/07/2026
Mila mailo foana isika fa misy resaka tsy milamina d atao daholo ny fanakorontanana rehetra izao.
👉Afaro tsara ny ankizy tsy hiresaka @ olona tsy fantatra
👉Aza maika ny hivoaka ny trano raha tsy misy antony tena ilaina
👉 Mila mifanampy sy mifanohana eny @ fiarahamonina eny ka vo' misy tranga mampiahiahy d miantso tompon'andraikitra avy hatrany.
Mila arovana ny zanantsika
📌 𝗔𝘇𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝘁𝗲𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘇𝗮 𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮 𝗳𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮:
▪️ Aza avela mandeha irery na irahina amin'ny andro maizina intsony ny zazakely
▪️ Afaro ny zanaka tsy hiresaka amin'ny olona tsy fantatra rehefa eny an-dalana
▪️ Aza mandray zavatra avy amin’ny olon-kafa
▪️ Andrimasom-pokonolona isam- pokontany no vahaolana tsotra sy haingana indrindra
▪️ Ataovy hentitra manombok’izao ny fitazaina ny ankizy ao an-trano
‼️ 𝐌𝐢𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚, 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲, 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 📢
🌸 𝑱𝒆𝒋𝒐𝒐, 𝒍𝒆 𝒒𝒖𝒐𝒕𝒊𝒅𝒊𝒆𝒏 𝒅𝒆𝒔 𝒇𝒆𝒎𝒎𝒆𝒔
Mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo izay hiatrika ny fanadinana BEPC
Hafa mihintsy ny eto Madagasikara ❤️
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Hafa mihintsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.